Inona no tena manja any?
44. karinah
(
14/03/2007 21:38)
Stretch::-D:-D:-D:-D,stretch
za zao manisa ny mpampiaraka eto am serasera ny mpampirafy sy ny mpitsôdatsôda .
manga eto mora madama a !:-D
51. LazaDaddy
(
15/03/2007 02:25)
kally:Fifaliana :)
Izany hoe maty antoka raha tsy nahita an'io nefa nandalo tany!
54. karinah
(
15/03/2007 12:09)
pissoa: hihihi, de trisy kosa ve anky any? ..mandéla ohatra:lol::-D:-D:roll::wink:
55. nikopol
(
15/03/2007 12:42)
mandéra ohatra
ny aty amiko misy toerana tokony ho hita mintsy tsy dia lavitra ny akibetongotro
ny aty amiko misy toerana tokony ho hita mintsy tsy dia lavitra ny akibetongotro
57. xxx
(
15/03/2007 14:13)
Karinah, Ok ary e :-D:-D:-D
Tsy haiko ry zareo izay hoe tena maty antoka raha tsy mandeha any an --- aleo omeko sopapa kely fotsiny ianareo liana amin'ny fizahan-tany amin'ny hitako nahafinaritra ahy :oops::oops::oops:
Azo ialana voly, de raha te hivoaka alina koa. Sady misy kotaba no misy toerana milamina :
- montecasino (Joburg)
- Ceasars palace (Joburg)
Resaka tontolo iainana :
Table Mountain (any CPT)
World of Birds (any CPT)
Kruger National park (Largest game reserve in SA ozy wikipedia fa za mbola nanitsaka ny ampahany akory :oops:)
Resaka tantara :
Ny fonjan'i Mandela sy ny tariny (Robben Island) ...
Apartheid Museum

58. sakaizakely
(
15/03/2007 17:24)
Ny aty aminay indray dia betsaka monuments datant du XIIè -> XVII eo (Versailles, Giverny, Roche Guyon, Thoiry...) Betsaka toerana azo itsangatsangana koa : réserves naturelles , parc zoologique misy lémures avy any amintsika ireny