Vaovao ho an'izay tsy mahay manao kiraro avo

1. kally ( 15/08/2007 14:31)
Ity akia ny vaovao ho an'izay tsy zatra loatra mikiraro avo fa mila misolosolo kiraro hono a!:)

Kiraro mety ovaina avo na iva arak'izay tiana.Aforitra fotsiny ny talons raha mila mihazakazaka na handeha escalator na raha matahotra ho ketoka anaty grilles na raha mila kiraro iva hitondràna fiara.

http://www.ilovesheilas.com/ILS/News/ES_000209.html
novalian'i kally ny 17/08/2007 13:49
2. sitlo ( 15/08/2007 14:35)
James blonde zany an!
3. fasaly ( 15/08/2007 14:57)
kiraro aforitra talon zany ve ho possible:-P
tsy misy afa tsy ny fampizarana manao azy ihany...
atombka am ivaiva de me miakatra hatramin'ny izay zàka ny hahavony:-P
4. booboo ( 15/08/2007 15:33)
hu hu hu
5. kally ( 15/08/2007 16:51)
fasaly:

kiraro aforitra talon zany ve ho possible:-P
tsy misy afa tsy ny fampizarana manao azy ihany...
atombka am ivaiva de me miakatra hatramin'ny izay zàka ny hahavony:-P


Ka io izy io tena misy fa ny vidiny no lafolafo, misy tsy mety zatra, na koa ho an'izay mandalo pavés lava akia a!
6. ikaretsaka ( 15/08/2007 17:30)
aleoko ihany miaraka @ mocassins sy ny dr martins le !
ireny passe partout
7. fasaly ( 15/08/2007 18:15)
kally : ka otran'ny dinihiko toa tsy ho lasa otran'ny ilay raika iva io lay izy raha aforitra...raha tsy hita maso mitsy ngamba...

ika:in ndray zany dr martins zany ry ika?????
8. kally ( 15/08/2007 19:55)
fasaly:

kally : ka otran'ny dinihiko toa tsy ho lasa otran'ny ilay raika iva io lay izy raha aforitra...raha tsy hita maso mitsy ngamba...

ika:in ndray zany dr martins zany ry ika?????


Tena izy io sady mety kah! tsy hitan-droky vy ilay fente fampirimana azy ao ambany faladihany io?:)

Ika>> sss! ireny koa vy hahasolo kiraro avo iiiy?

Ity koa aza misy iray fa izany hoe ntaolo be aby tsy tiako ny modeliny fa ohatran'ny kinantitra be.
http://camileonheels.com/



9. ikaretsaka ( 16/08/2007 00:35)
fasaly
http://www.drmartens.com/
10. fasaly ( 16/08/2007 05:08)
kally ika mazavaan! mci :wink:
11. majakely ( 16/08/2007 07:55)
hohoho
12. kallie ( 16/08/2007 08:50)
rôzy b lé vôloany, fa pratika kosa kno
13. fahamarinana ( 16/08/2007 09:57)
kally:

Ity akia ny vaovao ho an'izay tsy zatra loatra mikiraro avo fa mila misolosolo kiraro hono a!:)

Kiraro mety ovaina avo na iva arak'izay tiana.Aforitra fotsiny ny talons raha mila mihazakazaka na handeha escalator na raha matahotra ho ketoka anaty grilles na raha mila kiraro iva hitondràna fiara.

http://www.ilovesheilas.com/ILS/News/ES_000209.html


Iny ndray no tsy hitako,tsara kosa ilay izy e,za zao dia isan'ilay mba te hi-talon fa tsy zatra hatrizay dia rehefa mianjaika vao manao fa malaky alàna fa marary tongotra.C'est pas mal du tout o?

14. mamzelkely ( 16/08/2007 12:33)
kally le vôlou ôtrany le izy refa miforitra no tiko n pôzin le krarao k'ty :°):-D:-D

le faharoa ty ts de tiko ny pôziny :?
15. evasoa ( 16/08/2007 13:11)
tena kil enay amin'izao ka (le vôloany an!)

fa tsy hita ze vidiny e ?

le manaraka toa 300€ any :{:{:{:{

hofantrano 1 volana :-D:-D:-D:-D
16. kally ( 17/08/2007 13:49)
Ny vidiny kosa aloha dia tena mbola maneno be fa atsy ho atsy mety hivoaka ho an'ny "besinimaro" angamba izy ity, asa kosa anefa!

Eo am-piandrasana izany dia mbola azo atao ny mivatsy pôketra lehibe omby kiraro hafa hatao fanolo:).
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6644