Aiza ary no mety hahitako an'ity?
1. kally
(
01/04/2007 09:41)
Reko fa misy brochure tena vita milay mikasika an'i Madagasikara ho an'ny mpikarakara ny fizahan-tany.Tsy tadidiko tsara na Travel directory na travel planner ny anaran'izy io.Iza no mahalala an'io dia aiza no mety hahazoako azy?
Misaotra mialoha.:-*
Misaotra mialoha.:-*
novalian'i SOBIKA ny 02/04/2007 10:32
2. sitlo
(
01/04/2007 09:50)
http://www.dailymotion.com/visited/search/manja/video/x10m57_titimila-anao
3. kally
(
01/04/2007 12:39)
Stilo>Inona ilay nasainao nojereko toa ilay hiran'i Tsitsi no hitako tao?:lol:Sa tsy nijery tsara ve aho?
Sady brochures ilay izy fa tsy tranokala kah.
Sady brochures ilay izy fa tsy tranokala kah.
9. SOBIKA
(
02/04/2007 10:32)
Sitlo eh! hihihhile namana kosa mba te hahafantatra zavatra de asinareo ny poisson d'avril konoooo!
