Andao hifanakalo fika
![](https://avatar.serasera.org/5159a781c99b7080cc87b24fab78612b.jpg)
1. kally
(
04/11/2005 19:03)
Samia mba milaza izay torohevitra mahasoa hampamiratra ny ao an-trano eto e!
Ohatra hoe rehefa manasa fitaratra dia asiako ammoniaque kely rano anasana azy dia gazety no hanamainako azy dia mamiratra tsara.Dia mbô omeo fika avy any ary e!
Ohatra hoe rehefa manasa fitaratra dia asiako ammoniaque kely rano anasana azy dia gazety no hanamainako azy dia mamiratra tsara.Dia mbô omeo fika avy any ary e!
novalian'i Sorate ny 16/02/2006 10:04
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
2. fasaly
(
04/11/2005 19:18)
ny ahy ny borosy coco ireny ihany no mampamiratra ny gorodona-ko fa ny savoka kou aloha d'origine madà ihany e! de tena afaka tarafana mahintsiny lay izy an! rehefa miborosy trano dia hasheshy ligne par ligne tsara fa tsy mandingana zany de avy eo mbola passer-na patin sa pantin ny fanoratra azy de mitarika ireny dooly zay miditra ny trano an!
deiray kou, lavenona saribao kou hanasàna vody vilàny fa madio mangirana be mahintsiny sady tsy mandany vola no efficace! kosehina miaraka amy zeks... bon menage daholo e!
deiray kou, lavenona saribao kou hanasàna vody vilàny fa madio mangirana be mahintsiny sady tsy mandany vola no efficace! kosehina miaraka amy zeks... bon menage daholo e!
![](https://avatar.serasera.org/f50c318ed425775812033da1a766affa.jpg)
3. labomba
(
04/11/2005 19:38)
nahataitra ahy le lohateny :P
izy ty ve ze momba ny famirappiratan'ny trano iany sa refa fika momba ny trano de mety daolo?
izy ty ve ze momba ny famirappiratan'ny trano iany sa refa fika momba ny trano de mety daolo?
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
4. xxx
(
05/11/2005 00:09)
azo anoloana ny savoka koa ity fomba iray ity: pétrole 1l oh + labozy 3! fa empoina alou ny labozy dia afangaro @ ilay pétrole avy eo! TANDREMO! ny pétrole tsy atao eo ambony afo mihintsy an! ny labozy iany (no empoina) andramo ange io fa itanao fa mahasolo savoka mihintsy e! sady ny fofon'ny pétrole koa tsy tian'ny parasy!
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
5. pitchou
(
05/11/2005 03:46)
tsy misy mahakrizy ahy otran'ny vera sy vilia misy trasy ireny, fa ny fomba fanasa azy d izao: tsy ampiarahana mihitsy klou ny vera sy vila rehefa manasa fa ny vilia matetika misy menaka. Ranontsavony ireny no ampiasaina d kosehina @ eponz tsara le vera, d kobanina d ahohoka eo amobony talatalana avela ho maina tsara d tanana maina tsara mihitsy no andraisana azy avy eo. Jereo fa raha vera cristal ireny tsy ho hitanao akory hoe misy vera eo abony latabatra satria tena madio mangarangarana
![](https://avatar.serasera.org/28720b97999095e4af1e3b8722bb0d65.jpg)
6. pika
(
05/11/2005 05:20)
hanampiana an'ilay savoka asio plastique kely rehefa manao azy fa tena malama ny trano a
![](https://avatar.serasera.org/5159a781c99b7080cc87b24fab78612b.jpg)
7. kally
(
05/11/2005 09:55)
fasaly:
ny ahy ny borosy coco ireny ihany no mampamiratra ny gorodona-ko fa ny savoka kou aloha d'origine madà ihany e! de tena afaka tarafana mahintsiny lay izy an! rehefa miborosy trano dia hasheshy ligne par ligne tsara fa tsy mandingana zany de avy eo mbola passer-na patin sa pantin ny fanoratra azy de mitarika ireny dooly zay miditra ny trano an!
Fa hazo inona ny gorodon-dry ry fasaly no mety hosorana savoka? Ny ahy akia tsy mety fa no-vitrifier-na dia tsy mety asiana savoka.
![](https://avatar.serasera.org/5159a781c99b7080cc87b24fab78612b.jpg)
8. kally
(
05/11/2005 10:03)
Dia rehefa mandio trano koa dia asiako parfum kely ny sac n'ny aspirateur dia manimanitra tsara ao an-trano.Mba andramo ange e!
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
9. fasaly
(
05/11/2005 11:14)
ié iny njay alou efa hitako iny fika iny fa velombelombolo ery manadio miaraka amy parfun e!
kally le gorodona ve! refa le gorodona any dago io lazaiko io ka hihihi! ny ahy kou gorodona vitrifié fa tsary asiako produit fa rano madio fotsiny d efa mangirana.
de fika iray kou ity, ny fond ny toilette rehefa tena tiana hadio mangirana toy ireny vaovao ireny de androtsahy javel hilona ora maharitra fa de ho levona dooly ny koko rehetra eny rehetra eny fa tsy mila kosehina akory de madio aza raha sontomina ny rano.

![](https://avatar.serasera.org/b695bd8e33ff067ab8c59ac271e12f5f.jpg)
10. fiaritiana
(
05/11/2005 12:07)
dia aza adino ny manisy ilay voninkazo natoraly rehefa vita izany rehetra izany an!hummmmmmmmm
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
11. xxx
(
05/11/2005 13:25)
ho an'izay mahandro @ afon-tsaribô indray: mba tsy hampisy tasy le mainty2 be ireny ny vodivilany sady hahamora ny hanasana azy dia asio lavenina mando dia osory eo @ ilay vody vilany ilay lavenina mando iny! tsy atao matevina be akory de efa mety an!
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
12. pitchou
(
05/11/2005 14:18)
savony koa no avela @ vilany d tsy misy maintimainth mifikitra mihitsy eo
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
13. xxx
(
05/11/2005 15:01)
rehefa fety ireny kou - ka isika malagasy mazoto mampiasa vilany be ... dia osorana fotaka aloha ny vilany (ny ivelany an :-D:-D ) dia afaka mahandro amin'ny afo kitay amin'izay! iny mantsy sady malaky no tsy lafo be otra'ny charbon rehefa betsaka ny andrahoina.
![](https://avatar.serasera.org/5159a781c99b7080cc87b24fab78612b.jpg)
14. kally
(
06/11/2005 10:03)
xx> aza miafina moa e! sady matsiro ny sakafo nandrahoina @ afo kitay.
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
15. fasaly
(
06/11/2005 11:13)
ié! otran'ny any an-tanàna mintsy e! lay fofona setroka kitay iny mintsy no mapatsiro azy!
![](https://avatar.serasera.org/998d22f0a1a06f688340aef12429b0b1.jpg)
16. pissoa
(
06/11/2005 13:40)
izay ciment indray ny trano --- sasana amin'ny ranon-tsavony (fa tsy borosina fotsiny) ny trano - dia andrasana ho maina tsara izay vao osorana savoka. rehefa manasa azy dia akobana matetika ilay voro-damba fa sao miraikitra indray ilay loto.
fa tanjemo sao miady mivady raha mianjera i ramose an :-D:-D
fa tanjemo sao miady mivady raha mianjera i ramose an :-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/7b853c937fa0f45eebbedf4053af81eb.jpg)
17. mirabel
(
06/11/2005 18:05)
ny boîte en plastique fampiasa raha toa ka mitazona fofona dia atao anaty frigo tsy asiana sarony mandritra ny alina dia afaka ny fofona ny ampitso
![](https://avatar.serasera.org/9cba3a805cb12fd86d2a844c39a15d34.jpg)
18. ari.malala
(
07/11/2005 12:14)
ny seau na bassines plastik aza mba avela tratran'ny masoandro fa mora vaky.
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
19. fijo
(
09/11/2005 21:48)
kally ,aiza ndry no mahita ammoniaque????
ny kiraro hoditra,rehefa tsy mahita klem;dia voasary makirana ato,fa hoatsy ny nasiana klem
ny kiraro hoditra,rehefa tsy mahita klem;dia voasary makirana ato,fa hoatsy ny nasiana klem
![](https://avatar.serasera.org/b6fff92c7df5a8f83e36138b22393827.jpg)
20. estine
(
10/11/2005 08:03)
savony koa mahasolo fotaka @le vilany 60 ,ary ra mipetra -drery inona no fanalana azy ao antrano tsara koa,ankoatra ny boky tv ,mozika ,raha tsy manana internet,