Andao hifanakalo fika

21. pissoa ( 10/11/2005 17:28)
estine - atao ahoana kay ilay savony? - osorana dia tsy akobana?
22. ari.malala ( 11/11/2005 14:25)
pissoa, ie, osorana @ vodivilany aky d tsy akobana a.
d ny kiraro daim an sasana @ petrole refa misy tasy fa madio b sady milay b
23. pissoa ( 11/11/2005 17:14)
ny an'i dadanay ny kiraro amin'ny alina no asina klem dia fonosiny ao anaty solofan avy eo fa azon'ny rivotra ony :-D (fa tsy haiko hoe maninona raha azon'ny rivotra)

estine > ny anah mandendy mofo no tena tiko, dia mampirin-trano (ilay manova ireny foana hoe ndeha ataoko etsy indray ity latabatra ity - dia ataoko etsy ny seza :-D)
24. booboo ( 12/11/2005 12:08)
-Ankoatra ny amoniaque dia afaka asiana vinaigre ilay rano hanasana ny fitaratra dia gazety ihany no hamafana azy avy teo.

-Vinaigre koa no ampiasaina refa lé misy menaka reny ny rano noho ny vilia sy ny tariny, ao anaty koveta.

-Refa manendy raha ao an-dakozia dia mampangotraka hoditra citron fa iny manala lay fofona friture reny.

-Ny voninkazo atao @ salle de bain na douche manala ny humidité ( tsara aérer-na ihany na izany aza).

-tahona citronnelle na raviny maina dorana manakana moka tsy hiditra an-trano.


25. lapino ( 13/11/2005 17:12)
-Ankoatra ny amoniaque dia afaka asiana vinaigre ilay rano hanasana ny fitaratra dia gazety ihany no hamafana azy avy teo.

Ammoniaque + Vinaigre --> Acétate d'ammonium
Tsy misy dikany izany! Very daholo ny maha ammoniaque sy ny maha vinaigre azy!

De tandremo koa ilay ammoniaque fa mety ho afaka mientona dia manimba havokavoka! Aleo aza ohatra mampiasa soude dia manao tsara kobana avy eo.

Miresaka an'izany ihany nareo, rehefa misy vilany hoe feno menaka be dia ampangotrahy ranona soude fa lasa savony ny menaka ao.

kally:
Andao hifanakalo fika

Ndao e! fa 'ndao aloo hiaraka hi-kally vetivety :wink:
26. booboo ( 13/11/2005 19:35)
lapino > :^):^)NA amoniaque + rano NA vinaigre + rano no ampiasaina fa TSY amoniaque sy vinaigre !
27. kally ( 14/11/2005 08:39)
lapino:

-Ankoatra ny amoniaque dia afaka asiana vinaigre ilay rano hanasana ny fitaratra dia gazety ihany no hamafana azy avy teo.

Ammoniaque + Vinaigre --> Acétate d'ammonium
Tsy misy dikany izany! Very daholo ny maha ammoniaque sy ny maha vinaigre azy!

D


F'iza no nampiasa amoniaque sy vinaigre teo?:roll:

28. fijo ( 18/11/2005 22:45)
ka izy te hikally kosa ko,dia hafangarony.
29. fijo ( 18/11/2005 22:46)
ary kia bla tsa mamaly fanontaniana ky.
30. xxx ( 28/11/2005 13:31)
Tsara daholo lé hevitra ary tsy misy kianina fa ny ahy D ity no mba hevitro!! Alamo ihany noi tena daoro kah!! Iny sady mafy kosehina no ela vao levona rey reto ah!! andramo angeh eh!!
31. xxx ( 28/11/2005 13:35)
ty koa misy fika 1 ry kally ah!!!asina DDT koa ny manodidina ny hefitra D @ zay miala ny kongona!!!D avy eo sasana @ ranon tsira mahamay B D ao tsara!!
32. booboo ( 10/12/2005 10:44)
mampamanitra ny trano sady anti-mites no afaka atao décoration ihany koa.

Maka voasary iraika dia fenoina clous de girofle (atsatotsatoka aminy ). Ahantona @ ireny ruban hanaovana noeud ho @ cadeau ireny. Arakaraka ny haha-maina ilay voasary avy teo no hampamerovero ilay fofona girofle.

33. xxx ( 21/12/2005 12:13)
F'angah tsy atakalo ndray le fika e?
Tô lôzanareo miresaka zavtr hafa fotsiny?
Sad zay efa fikan'antitra be zan dahôly! Afo kitay ve?
Ny fika atakalo fa tsy eo no be resaka eo e!
34. chipie1 ( 21/12/2005 12:37)
tafaverina njay ny xxx an !
35. RABEZA ( 29/12/2005 09:09)
Tsa vehivavy za manoratra io fa lehilahy ! Zavatra tsikaritra dia misy ny vehivavy sasany te-hanajanaka fa tsy te-hanambady. Misy indray manambady nefa tsy te-hiteraka sy hanan-janaka. Misy maniry te-hanan-janaka nefa tsy mahazo, misy miteraka maro be te- hampihena. Mifamahofaho tsa hita hoe akory izy ty !
36. sedra ( 04/01/2006 04:26)
Ammoniac NH3 andramana fa io koa no vtvty
37. booboo ( 21/01/2006 15:19)
Sao dia misy afaka manoro fika fanadiovana marbre blanc kay azafady ( tohatra )? Efa mampiasa raha spécial marbre fa tsy afa-po mihitsy :?. saotra indrindra.
38. Sorate ( 16/02/2006 10:04)
Tena fomba hitazomana ny fahadioovana rehetra ao an-trano koa ity sady tena mandaitra be mihitsy :rehefa vita ny fanadiovana dia aza mandoto intsony:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0794