Sao hiravaka kadradraka be gasy?

1. kally ( 18/06/2006 18:42)
Noravahan-dry zareo cristaux Swarovski ny karazana kadradraka be velona avy any an-tanàna, dia nataony firavaka, maharitra herintaona eo hono ny fahavelomany raha mba te-hiravaka ianao. http://www.blackchandelier.biz/servlet/StoreFront
novalian'i rakaroka ny 08/08/2006 09:20
2. Fiffi ( 18/06/2006 19:00)
berkkkkkkkkk iza koh no andeha hiravaka an'io ?
3. Fiffi ( 18/06/2006 19:01)
mba mahita hatao kosa an!
Fa na izany aza aloha aleo hataony tahak'izao de @ zay tsy misy intsony ireny biby mampatahotra ahy ireny an! :-D:-D:-D:-D:-D
4. vale ( 18/06/2006 20:03)
kally: tsy manao kosa aloha zah kah,hihihihih, sady lafo ery izy izany;-);-), sa angaha de hanafatra avy any madà dia mba moramora,dia ny haingokaingony indray foroniko za ihany:P:-D:-D:-D:-D:-D:wink:
5. Fiffi ( 19/06/2006 04:26)
heu...na de voa mahita an'le biby aza de efa mampatahotra ka andeha hiravaka an'io ve ?
6. majakely ( 19/06/2006 08:35)
80$ amizany ny vidiny ,,tssssssss,,hihihihi
7. LazaRandri ( 19/06/2006 09:17)
izany ahay mba resaka misy ... ihinanan-kanina. hahaha!
8. Herimiafina ( 19/06/2006 13:54)
Tsara kosa izy izany an! Mahay marketting mihintsy, ny olombelona mantsy lasa manana gout bizarre de mety mandeha be izao io commerce an! :-D
9. cutie ( 19/06/2006 19:52)
misy manao collection an'reo:lol: mitsy aty aminay aty
10. Fiffi ( 20/06/2006 06:30)
de manana ve ndry ?
11. arson ( 20/06/2006 06:58)
tena ra iza alo tsy sahy hanao fa otrany anitikitika ko.De mba otrinona ny vidiny? andeha le kadradraka be2 ao antranonay mba ataoko.
mahita atao mitsy reo vaza reo
12. LazaRandri ( 20/06/2006 11:21)
cutie:

misy manao collection an'reo:lol: mitsy aty aminay aty
avoay kely retsy izy ao atao sakafo maraina androany ah! hahaha!


13. kally ( 20/06/2006 12:29)
Ie! sady be proteinina hono ireny no mahasalama raha ho hanina.Dia mazotoa homana aloha f'izaho aleo hitazana.:-D:-D:-D
14. vale ( 20/06/2006 13:46)
LazaRandri:

izany ahay mba resaka misy ... ihinanan-kanina. hahaha!
ihihihih, faly indray ralaza! fa vidian'ny vazah lafo be ny kadradraka gasy:°):°)


15. vale ( 20/06/2006 13:49)
kally:

Ie! sady be proteinina hono ireny no mahasalama raha ho hanina.Dia mazotoa homana aloha f'izaho aleo hitazana.:-D:-D:-D
ihihihhhhhhhhh!!


16. Fiffi ( 20/06/2006 18:49)
:-D
17. vale ( 22/06/2006 10:47)
fiffi:hihihih, njy nga tsy mba hinana!hihihhhhhhh!!
18. cutie ( 22/06/2006 16:58)
Mpandefa : LazaRandri [ Valio ] 20-06-2006 16:21:39
Lohateny : Re : Sao hiravaka kadradraka be gasy?
Hoy i cutie:

misy manao collection an'reo mitsy aty aminay aty
avoay kely retsy izy ao atao sakafo maraina androany ah! hahaha!

za nga manao collection an'zany :-D
ndana maka any @museum e :-D:-D
19. dadabe ( 28/06/2006 14:14)
:roll::roll: zah matahotra kadradraka
20. cutie ( 28/06/2006 14:24)
dadabe:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2094