Liste des messages

Liste des messages, inserés par rakaroka, par ordre de date
rakaroka ( 01/05/2011 18:30)
Mirary soa ho an'i Yonika marary mafy sy ireo manodidina azy !
Ny Tsara , fitia ho amboara ho an'i Yonika ! Na hasina na bika Dia taminao tokoa Ny endrika sariaka Tsy nanampaharoa 'reo sarinao tsy laitra Nahatonga anay ho taitra hanaraka anao ? Babo tsotr'izao ... suite
répondu par dadabe le 29/12/2011 16:53
rakaroka ( 22/02/2010 20:54)
Firaikankina ho an´i SHOAN !
Fihaonan´ny gasy ho fiaraha-mientana @ i Shoan izay marary mafy tao Belleville "CHINATOWN" Parisy 19 febroary 2010 . [url]http://www.youtube.com/watch?v=YB3EZU2MCqM[/url]... suite
répondu par kotobekibo le 26/02/2010 15:42
rakaroka ( 01/01/2010 19:37)
BRAVO les Filles!
:-* :-* :-* Bonnes Années tokotrany !!! [url]http://www.club6.fft.fr/tcbb/accueil/Planning.mht[/url] Ho avy hanotrona any 'za rahampitso!!!... suite
rakaroka ( 18/11/2009 05:27)
Bon Annif Faha
(l) (l) (l) :-* :-* :-* (l) (l) (l) [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-souffle-coeur.gif[/IMG]... suite
répondu par ni81 le 18/11/2009 20:22
rakaroka ( 11/11/2009 19:55)
Dia mahaiza miaina aby aza fa @ 2012 hono no farany!...
[url]http://www.youtube.com/watch?v=N4WXwTIbmno[/url] Ahoana ny hevitrao?...... suite
répondu par fijo le 16/12/2009 22:56
rakaroka ( 31/10/2009 14:26)
Mivavaha!...
am-po, saina am-panahy, araka izay azo atao ho an'ny namana gasy atsy Liban araka ny vaovao : "C’est sans doute pour réagir face aux récents cas de décès de femmes Malgaches venues travailler ... suite
répondu par rzakarivola le 27/11/2009 08:58
rakaroka ( 16/10/2009 05:00)
Miaraha mifaly @ izay faly!
=D> =D> =D> ^:^ (l) :-* :-* :-* http://www.madagate.com/a-la-une-de-madagascar/actualite-madagate/1156-pere-pedro-enfin-proprietaire-apres-20-ans-de-luttes-ardues-.html... suite
répondu par ikaretsaka le 20/10/2009 23:41
rakaroka ( 16/10/2009 04:58)
un plus de
http://www.madagate.com/a-la-une-de-madagascar/actualite-madagate/1156-pere-pedro-enfin-proprietaire-apres-20-ans-de-luttes-ardues-.html... suite
répondu par rakaroka le 16/10/2009 17:37
rakaroka ( 13/08/2009 20:39)
mouvance Rajoelina !
Reko fa nitsipaka ny "fifanarahana tatsy Maputo!" Ny tsy azoko:roll: :-w :-w :-$ fa angaha tsy efa ny delegasiona mba "cerveau capable hi-affronter ny piblika internasionaly no nisolo tena tany?.... suite
répondu par pikatti le 15/08/2009 17:30
rakaroka ( 07/08/2009 19:55)
Famotsorana MAPUTO !
Dia asa izay ho "afaka" 1-ny olana mianjady an´í Dago @ izao fotoana ve? 2-´reo tokony omena amnistie Ve? 3- ny gvt teteza-mita ve? 4- ny fanampian´ny any ivelany ve? Asa.....tsy ... suite
répondu par fijo le 07/08/2009 21:14
rakaroka ( 28/06/2009 20:23)
Aza mandrora mitsilany!
Nitsetra no natao, teo am-pandalovana ny Ambassade Gasy eto Parisy 8O 8O :oops: :oops: :evil: :evil: :evil: : :snif: :snif: :snif: :-w :-w :-w :-$ Aiza ve rey oul dia nirotsaka an... suite
répondu par rakaroka le 29/06/2009 05:38
rakaroka ( 25/06/2009 23:04)
´zao no andro sady ora...
[url]http://www.atlasgeo.net/flags/animations/Madagascar.gif[/url] MIJOROA SAHIA TOKOA HO LEHILAHY ! ... Tratra ny Asaramanitra e , tsy baomba no apoaka fa le tafondro 21 ´zao no manaraka... suite
répondu par xxx le 26/06/2009 06:50
rakaroka ( 21/06/2009 05:09)
Fetin'y Ray!
Dia miarahaba sy mirary soa ny Ray tsy an-kanavaka e, :-* :-* :-* Mankasitraka ireo tsy nikely soroka @ fiahiana ny ankohonany, ary mitondra amim-bavaka ny fahasahiranana isan-karazany: "tsy an'asa,... suite
répondu par RATOVOARY le 30/06/2009 12:59
rakaroka ( 18/06/2009 04:58)
Résolution du Pb politique de mada
Nalefa i Hasina haka ny ambassade : tsapa tsy compétent , nalefa i Ratsirahonana sy ny ékipany mbola tsy azony koa , dia ho alefa mbamin'i TGV ve? Hey , koa sary aza nodoran'ny GTT ka izy en vrai me... suite
répondu par xxx le 18/06/2009 14:54
rakaroka ( 23/05/2009 17:35)
"table ronde"
8O 8O 8O Dia variana ny mpitazana @ "comedie" politikan'ireto mpitondra :roll: :-w :-$ samy manao ny ataony aby mifampi-créer "tension" misy mis'énerve , dia samy mampisendaotra ireo mpomba ... suite
répondu par xxx le 23/05/2009 22:08
rakaroka ( 22/05/2009 19:33)
FAHAVITAN-TENAN'NY GASY!
8O 8O 8O Dia noenjehina sy nafokaina ery ny vahiny , haratsiana ny frantsay, iadivana ny ambasadera amerikana, abokaina ny arabo, henjehina ny Afrikana sns;;;ia heverina fa tsy misy toa ny gasy!: g... suite
répondu par xxx le 23/05/2009 22:12
rakaroka ( 19/05/2009 04:43)
GGgggrrrri-jagu'jà mihidy ny varavarana !
Ary nofiko hono fa nisy kilalao fahiny izany hoe "Gri jàgjà mihidy ny varavarana , dia kilalao fanaon'ny ankizy hono zy io, asa koa aloha 'zé mba aton'ilay kilalao fa tsapako kilalao vendrana ihany... suite
répondu par xxx le 20/05/2009 00:31
rakaroka ( 15/05/2009 19:53)
Alefaso aza aloha ny referudum
Samy milaza ho manana ny demokrasia aby na ireo nahazo ranondranony zatra mpialoka t@ Ra-8 ka very fihinanana ankehitriny, na ireo tsy mirevy an-Ra8 satria voagezan'ny "jadona fataony", ny tsy fandrah... suite
répondu par Noue le 16/05/2009 07:45
rakaroka ( 05/05/2009 05:27)
Afaka mahavita tena ve ny firenena iray?....
Manoloana ny dépistage ambadika rehetra milaza fa ny vahiny no "FOTOTRA" mampahantra ny firenena iray , no ipetrahan'ny fanontaniana , hoe afaka "ahavita tena" tsy am-pisokafana @ firenena hafa ve iz... suite
répondu par rakaroka le 05/05/2009 17:28
rakaroka ( 03/04/2009 21:30)
Dia raisina an-tanan-droa koa !
Maromaroa ny toa izao! Mitory amintsika fa tsy ny Frantsay ihany no nifampiraharahana nifandraisana hanampy an'i Dago fa misy hafa koa tahaka izao [url]http://www.madagate.com/politique/978-madagas... suite
répondu par rakaroka le 04/04/2009 10:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1147