GGgggrrrri-jagu'jà mihidy ny varavarana !

1. rakaroka ( 19/05/2009 04:43)
Ary nofiko hono fa nisy kilalao fahiny izany hoe "Gri jàgjà mihidy ny varavarana , dia kilalao fanaon'ny ankizy hono zy io, asa koa aloha 'zé mba aton'ilay kilalao fa tsapako kilalao vendrana ihany an :wink:
Dia nofiko hono fa tsy ny ankizy ihany no milalao hafahafa toa izany fa ny lehibe koa, misy izany lasa any ivelany izany dia hidian'ny hafa ny trano !
Dia maninn aza no manao izany?...Sahala @ tian-drizareo ny kilalao ratsy toa izao...
Dia nofiko koa hoe nilalao toa izany Ra-8, dia tsy toa efa hoe 'tafaverina tafiditra ny trano avokoa hono ny "asiles" hafa "Pierrot, RaDidy sns..." fa
Ra-8 indray hono no "tavela" any ivelany !...dia nataon-dreo "gri-jadjà maka ny toerany!
Dia mbola nofiko nivadika ho nofy tsara fa hita hono ny olona probable afaka
hisolo na an-dRa-8 na tsy izy ary eken'ny "communauré international satria manana fifandraisana @ rehetra!
Ouf!!!!!! mifohaza amin'zay 'dry Rakaroka, arréte de rever, 'ndana miasa!...
:roll: :roll: :roll: :-D :-D :-D
novalian'i xxx ny 20/05/2009 00:31
2. Oay ( 19/05/2009 05:13)
rakaroka a!

Misy particules bobaka be zany mi-se gravitent autour n'ilay Madagasitsara é! d ny olana ilay particules les plus à l'extérieur zany efa tsy tratran'ilay loi de gravitation d efa en voie de perdition é!

D efa kopy ny TIA KAROKAROKA fa efa ela be anie no nahatsapana fa ilay iraikalahy iny no natao hanao politika é, ary iny izao no mamparary ny LOHA sy ny FOn'ny sasany satria:"NAMONO BIBY TSY NAHAFATY KA HIFOTERAN'NY RAMBONY é!

Have a nice day and see you soon!
3. Noue ( 19/05/2009 05:34)
nisy nanao revin'gadra indray ato zany !! :^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D
4. Oay ( 19/05/2009 05:43)
Noue:


nisy nanao revin'gadra indray ato zany !! :^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D



Marina mihintsy ny an'i Noue fa misy manao revin'gadra ato satria ilay GADRA LAVA lasa nitsoaka no anisan'ilay resahana hihihi....


5. xxx ( 19/05/2009 06:39)
Ary raha izao no mihidy ny varavarana dia tsy tafaverina na tsy te hiverina intsoy lay lasa any Lybie ... grijakajakajakaja
6. nalison ( 19/05/2009 07:30)
marina tokoa fa raha tsy nisy ny fonja tsy nisy ny teny hoe revin-gadra
ianareo nga mbola tsy nahalala ny fanalavana ny HAT
Hevitry ny Avy any Tsiafahy.
jero nge fa revin'ny olona niondana biriky tany amponja daholo ny mitranga eto amin'ity fiirenena ity é
7. Oay ( 19/05/2009 07:44)
nalison:


marina tokoa fa raha tsy nisy ny fonja tsy nisy ny teny hoe revin-gadra
ianareo nga mbola tsy nahalala ny fanalavana ny HAT
Hevitry ny Avy any Tsiafahy.
jero nge fa revin'ny olona niondana biriky tany amponja daholo ny mitranga eto amin'ity fiirenena ity é



D mbola miala any indray ny zanany é!
Mafy be ilay NIGADRA teny Antanimora a! d MAMPIGADRA no bala rehefa tonga teo @ fitondrana.
Ny an-dry zalahy mba resaka politika no nigadrana fa ny anazy RESAKA HALATRA SY FANAOVANA HOSOKA! tena TOTAKELY wa!
D izay ilay revin'gandra niainga teny Antanimora teny é!


8. xxx ( 19/05/2009 12:10)
ary nanofy nitsangana zany rakaroka zany

rakaroka=TEGEVE
9. rakaroka ( 19/05/2009 17:35)
xxx:

ary nanofy nitsangana zany rakaroka zany

rakaroka=TEGEVE


Vao avy nifoha anie 'za nanoratra io e

Rakaroka=Rakaroka
fa
xxx=tsy sahy mivoaka atoandro sy misarin-tava!
10. xxx ( 20/05/2009 00:31)
Efa ao anie ny sarontavan'i wiwi e,misy zay hoe sauvez wiwi =xxx
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0765