Firaikankina ho an´i SHOAN !

1. rakaroka ( 22/02/2010 20:54)
Fihaonan´ny gasy ho fiaraha-mientana @ i Shoan izay marary mafy tao
Belleville "CHINATOWN" Parisy 19 febroary 2010 .
http://www.youtube.com/watch?v=YB3EZU2MCqM
2. rakaroka ( 22/02/2010 20:56)
Oadray "FIRAISANKINA" mantsy e , azafady !
3. rakaroka ( 22/02/2010 21:44)
4. sipagasy ( 23/02/2010 19:38)
Misaotra retsy e!!! mankasitraka e!

@ manaraka indray ô!
5. Ralay ( 24/02/2010 17:09)
Misaotra anareo nisolotena an\'izay tsy afaka e. Misaotra nizara koa sady mankasitraka e!
6. Samoana ( 25/02/2010 15:06)
Mampihetsi-bava ny moana ny soa ataonareo e ^:^ . Mivavaka ho an'i Shoan hatrany :wink:
7. kotobekibo ( 26/02/2010 15:42)
za koa aloha dia tena midera sy mankasitraka manokana ny asa nataonareo e!
BRAVO ! ! ! ! ! !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1607