Résolution du Pb politique de mada

1. rakaroka ( 18/06/2009 04:58)
Nalefa i Hasina haka ny ambassade : tsapa tsy compétent , nalefa i Ratsirahonana sy ny ékipany mbola tsy azony koa , dia ho alefa mbamin'i TGV ve? Hey , koa sary aza nodoran'ny GTT ka izy en vrai mety tsy ho lafarinina tsotra tahaka ny an'ny Mialy no hiandry!
Donk tsy compétent izany ny Gvtn'ingahy Monja: TOKONY mi-demissiona i Monja !...
Ny filazana fa tokony manao "ambassade hafa", efa t@ ingahy Tsiranana anie no naha "Ambassaden'ny gasy io toerana io, ary aoka hazava fa toerana ifandimbiasana ny ao ! Io anie rehefa tapahin'ilay LaFrantsa henjehin-dava ny fihinananana dia...i Dada kosa angamba mbola afaka hiahy!
Mi-comprendre BBbbe ny "situation'ireo" mitsingilahila very fihinanana ao aho , fa asa na azo atao ny manaraka an'i Dada any Swatziland angamba, dia tohizana any ny "orin'asa knou!", dia atao Gasikara faharoa any e :wink: :-P
novalian'i xxx ny 18/06/2009 14:54
2. bazylou ( 18/06/2009 05:06)
fa naninona ary no tsy any swazi ry gtt fa ao france daholo no miklandy!!??? :-D :-D :-D :-D
olona tsy misy atao iray lavaka ireo ve hatao hahagaga :-D :roll: :roll:
3. essera ( 18/06/2009 05:49)
Prob na paps les io bazylou. Omeo paps toy ny mandat iz (gtt) d rapatrier-na aty am tanana d efa hitanareo ihany le toerana raha tiana afahy ry zareo.
4. xxx ( 18/06/2009 14:54)
olon atsy manana papas ve sa hisehoseho ohatrireny ry bazy sy assera a, mba misaina fa aza minana ambolony :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0703