"table ronde"

1. rakaroka ( 23/05/2009 17:35)
8O 8O 8O
Dia variana ny mpitazana @ "comedie" politikan'ireto mpitondra :roll: :-w :-$ samy manao ny ataony aby mifampi-créer "tension" misy mis'énerve , dia samy mampisendaotra ireo mpomba azy avy! dia aleo aloha hiombona kely indray aloha , tairo ny DJ , dia mbo asivo le produits "Tiko" 'reny koa , dia raha mbola misy vokatry ny procoops moa any Antsaha mba ampiakaro eto @
latabatra koa fa ramaka sy tsy ampy daozy noho ny fifandritaritana ny gasy!

Sniff !
Tchrouuuufffff!
novalian'i xxx ny 23/05/2009 22:08
2. ravalotgv ( 23/05/2009 19:21)
sniff
tcroufff

moramora ihany ianao rakaroka sao miainga be eo ka midemisiona eo daholo hatramin ny hat sy ra8

sniff
tcroufff

:^) :^) :^) :^)
3. xxx ( 23/05/2009 20:15)
De raikitra ndray ny partozy miaraka @ rakaroka :-D :-D :-D
4. xxx ( 23/05/2009 20:27)
Avoahy eto ny rohy fa aza miteniteny foana eo enao é,
sady rakaroka be sipa ao @ capsat ao
5. rakaroka ( 23/05/2009 20:50)
draiiisy "force" ihany anie le mahazaka Cap, sainy le aorian´le table R no
iteressant knou! ohatrízao zany ?
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/ovation-saute.gif[/IMG]
6. Rajakoo ( 23/05/2009 22:06)
ao aloha karohiko le fika é:*
Andry tandremo le karaman'ny bandy ,zay fotsiny :evil: :evil:
7. xxx ( 23/05/2009 22:08)
Tsy ao le resakao rakaroko a, manaova bd fa zany no mahatsara anao :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0711