mouvance Rajoelina !
1. rakaroka
(
13/08/2009 20:39)
Reko fa nitsipaka ny "fifanarahana tatsy Maputo!"
Ny tsy azoko:roll: :-w :-w :-$ fa angaha tsy efa ny delegasiona mba "cerveau capable hi-affronter ny piblika internasionaly no nisolo tena tany?..."
Manahirana ihany mantsy ilay fisaina sady "eny" no tsia . Io no "blem" n'reo
olona tsa qualifié @ "accord diplomatika" "relation internasionaly!..." Tsy haindrizareo ny mandresi-lahatra ny vahiny sur le "champs" fa ny mimenomenona ambadika no atao rehefa avy eo!... :

répondu par pikatti le 15/08/2009 17:30
2. fijo
(
13/08/2009 20:43)
ny tena mampiomehy,dia i ratsirahonana izay tena nitolona mafy tany,dia io eny fa hita miaraka amindry ndrema mitaky ny hanovana ny efa vita;izao dia tena mibaribay fa tena ny hanakorontanano tena tetika ao
4. xxx
(
13/08/2009 22:28)
Fa hatao kilalao foana ve ity fiainambahoaka ity é,tsisy niteny andremajato sy ratsy honana ange teo hoe makeo a@fitondrana izy é,halapanjakana no halehany eo ,tsy hitako izay hilaina reo fat reo nandeha tany maputo,ny tsy hiverenandra8 no tetiny,refa tsy manaiky nefa ry zareo dia afaka manda azy koa ra8 dia tsy misy hi reconnaitre indray ny faty ,izay angaha no tadiaviny!
6. patrick2002
(
14/08/2009 02:07)
ka raikitra anie ny iterpretation dia samy nanao interpretation ny mouvance 4 fa i Andry TGV no mitondra .
Dia nilaza ilay solotenany OUA fa tsy Andry hono :-D :-D :-D
Dia hitako t@ gazety la verité fa hoe toa hoe Ratsiraka hono :{ :{ :{
Dia izay no nampiakatra an`i mouvance Rajoelina hoe pas question ,tsy maintsy Rajoelina no filoha .
Ka ireto OUA reto mihintsy anie no tena saribakoliny mpanam-bola vazaha eh!
:-D :-D :-D
hiomehezana fotsiny sisa.

7. ouiandry
(
14/08/2009 04:07)
patrick2002:
Ka ireto OUA reto mihintsy anie no tena saribakoliny mpanam-bola vazaha eh!
:-D :-D :-D
hiomehezana fotsiny sisa.
ny TAFIKA MALAGASY MIARAKA @ POLISY SY NY ZANDARY no tsy manaiky an'ilay article 22 sy ny fiverenan'i Ravalomanana, nanao fanambarana mahakasika izany ry zareo omaly al!
8. pikatti
(
14/08/2009 05:54)
Tsy mahita hanamarinana le havendranan'ilay mouvance tgv ve elah raouioui klé :-D :-D :-D
Ny ol retra efa kôpy fa elah zany taraiky be
Ny ol retra efa kôpy fa elah zany taraiky be
9. papala
(
14/08/2009 06:19)
REO TAFIKA IREO FILOHANY AMIN'izao fotoana mihintsy no adala sitrana ka oh ny tsy mahazo n'inona n'' inona : EFA HOZY RA8 HOE TSY HIVERINA aho MBA HO TOMBOTSOAM-PIRENENA DE MBOLA TSY AZON'ilay vendranaireo ihany?????????//// :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: satria matahotra an-dr8 koa ireo miaramila ireo raha mitory noho ireo fananany ZAY NOROBAIN'IREO MIARAMILA MILAZA fa mpampadry tany reo!!!!!!.
10. rakaroka
(
14/08/2009 09:46)
8O 8O 8O Faux problème daholo no lazainareo eto hoe ny commandent
Charles, ny miaramila , polisy sns...Taoko resaka "affaire étrangère ity resahana" => Donk Ao ny mpiandraikitra izany efa nodésigné-na rahateo sady lohan'ity délégasiona, TOKONY ho "CAPABLE"MIATRIKA ny sehatra iraisam-pirenena toa izao!, "capable mi-se défendre ny interétn'ny gasy @ fifampiraharahana aty ivelany fa tsy hoe any an-toerana no midingin-drambo, rehefa alefa anefa tsy misy apoaka akory!...Tsy manana olona manana
fahalalana sy fifandraisana @ sehatra aty ivelany, asa mahalala droit internasionaly sns, angaha i Andry ho nahamora ny hetsiny raha izany!
heverin-drizareo fa ny vazaha indray no tsy alehany raha MITAKY CV mais c'est normal et logique!
ny miaramila "affaire interieur!" sur le plan nasionaly no "andraikiny! "
Aza Afangaro!.... 8O 8O

11. terrywui
(
14/08/2009 15:51)
2. Mpandefa : hery [ Valio ] 14-08-2009 00:11:30
Lohateny : Re : mouvance Rajoelina !
NEfa i Cdt Charles aza efa tany loll
MITADY AN'I CDT CHARLES ANGAH ELAH ?
SA OE ANY ITALY DE TSY HO TRATRA ?? HA HA HA HA zay de nangovitra sahady ny sefo d'equipe le !!
12. fijo
(
14/08/2009 20:32)
raha ny tokony ho izy dia izafy no mitantana ny tetezamita,dia milamina io
13. patrick2002
(
15/08/2009 02:00)
hevitrao zanyt ra fijo sah tao @ Maputo ,zao manko tsy namaky fa braha vao ohatry ny ireny dia tsy misy NOIR sur BLANC ,fa mivadika atsy sy aroa ,arey tonga dia takatro ilay izy vao samy nilaza fa nahazo fahafaha-po :-D :-D :-D
tonga dia nomehy izao hoe misy vitamatavy indray ao fa andraso fa hisy MAPUTO 2 sy MAPUTO 3 atsy ho atsy :-D :-D :-D .
Io fa efa mitaraina sahady ireo akaiky ny Rajoelina fa tsy i Rajoelina no hitantana ny tetezamita :-D :-D :-D
Maty aho basy njanako lety.

14. pikatti
(
15/08/2009 17:30)
Io fa efa mitaraina sahady ireo akaiky ny Rajoelina fa tsy i Rajoelina no hitantana ny tetezamita
polifika anie io rapaty é,poti-ttsy voasonia reny refa mihetsika ny lohan-dry lerony, ka refa hifandamina de tsy maintsy misy mahatsiaro maty mason-karena ,refa mba asorina zay hambim-po @ maha olombelona izay de efa tsara zay aloha,