un plus de
1. rakaroka
(
16/10/2009 04:58)
http://www.madagate.com/a-la-une-de-madagascar/actualite-madagate/1156-pere-pedro-enfin-proprietaire-apres-20-ans-de-luttes-ardues-.html
novalian'i rakaroka ny 16/10/2009 17:37
2. sitlo
(
16/10/2009 06:22)
Fony maire aho tsy niraharaha ireo 4-mi sy ny fanoratana tany ny Akamasoa. Fa nony mila maka ny fon'ny vahoaka aho vao mody mirehaka ny hatsembohan'ny hafa.
Aiza ilay hotel de ville sy kianjan'ny democratie?
Aiza ilay hotel de ville sy kianjan'ny democratie?
3. ravatorano
(
16/10/2009 09:05)
ilay hotel de ville aloha defa mandeha be ny fanambaoarana anazy e io mba hitako satria andalovako isan'andro vaky izao !
ny kianjan'ny demokratia d ny jazz sy ny kilonga majinika no mi demokr ao fa tsa misy fihetsehana ara politika tsony ao !
:-D :-P
ny kianjan'ny demokratia d ny jazz sy ny kilonga majinika no mi demokr ao fa tsa misy fihetsehana ara politika tsony ao !
:-D :-P
4. xxx
(
16/10/2009 16:55)
Aleo hazava rakaroka PEDRO NO NANAO NY ASA fa TSY NY RAJIOLAHY MPANOGAM-PANJAKANA akory ,aza hafangaro sy hanaovana "recuperation politique" ny VAHOAKA fa Andriamanitra NO HATAHORY!
Tsy efa asan'ny SATANA VE IZAO COUP D'ETAT izao!
Tsy efa asan'ny SATANA VE IZAO COUP D'ETAT izao!
5. rakaroka
(
16/10/2009 17:37)
Ka aoka hazava fa ny "reconnaissance" dia reconnaissance foana e!" Raha
asiana sira izay mba manisy sira ny hafa, fa izay tsy nahay na ny "moindre des choses aza dia "IN-DRI-SY! :x :cry: :cry: :cry:
asiana sira izay mba manisy sira ny hafa, fa izay tsy nahay na ny "moindre des choses aza dia "IN-DRI-SY! :x :cry: :cry: :cry:
