FAHAVITAN-TENAN'NY GASY!

1. rakaroka ( 22/05/2009 19:33)
8O 8O 8O Dia noenjehina sy nafokaina ery ny vahiny , haratsiana ny frantsay, iadivana ny ambasadera amerikana, abokaina ny arabo, henjehina ny Afrikana sns;;;ia heverina fa tsy misy toa ny gasy!: gasy mahavita azy, tsy mila vazaha e, patati patata , dia 8O 8O 8O 8O 8O sy :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) :@ :@ :@ ndrizareo ftsn anie !
anefa rehefa tsy misy ny "reconnaissancen-drizareo VAZAHA dia ohatr'izao:
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/fonce-hurle-tombe-8394.gif[/IMG]
novalian'i xxx ny 23/05/2009 22:12
2. tafondro ( 22/05/2009 19:45)
Efa tonga ny fotoana rakaroka ny hananan' ny malagasy tafika arifomba sy tena hatanjaka hanoherana ny mpanao ankaso ny harim- pirenena !
Raha tsy mahatoky izany ianao , dia tadidio fa be dia be tokoa ny miaramila malagasy no manefa adidy ao @ ireo firenena lazaina ho matanjaka ireo , ary efa be dia be tokoa ny nahazo voninahitra ambony @ izany raharaha miaramila izany !Ny horariana dia ny hahatomombana antsakany sy andavany ny andraikitra sahanin' izy ireny , ka hodiany any antanindrazana hanampy ny fiainam- pirenena !! :idea:
3. fijo ( 22/05/2009 19:47)
ko rah ambola i sarla kely no rol de heheheheh
4. rakaroka ( 22/05/2009 20:04)
tafondro:

Efa tonga ny fotoana rakaroka ny hananan' ny malagasy tafika arifomba sy tena hatanjaka hanoherana ny mpanao ankaso ny harim- pirenena !
Raha tsy mahatoky izany ianao , dia tadidio fa be dia be tokoa ny miaramila malagasy no manefa adidy ao @ ireo firenena lazaina ho matanjaka ireo , ary efa be dia be tokoa ny nahazo voninahitra ambony @ izany raharaha miaramila izany !Ny horariana dia ny hahatomombana antsakany sy andavany ny andraikitra sahanin' izy ireny , ka hodiany any antanindrazana hanampy ny fiainam- pirenena !! :idea:

"tafika arifomba" hoy ianao 8O :roll: :-D :-D :-D
'ntsssssssssssssss na haniry nify aza ny akoho" hoy ny fitenenana dia ho performant noho ny an-drizareo Amerikana na ny Frantsay ny tafika Gasy?...
Bien sur tiako ny gasy fa tsy raison hiteniteny foana akory!
Ny tafika vazaha koa tsy mbola mieritreritra ny hanafika any angamba, ry tsy manafika aza izy efa sahirana ny gasy koa tsy hitako ny "intéret" hanafihany!
5. fijo ( 22/05/2009 20:06)
mbola hoany ny frantsay rah alany eo ravalo ka
6. rakaroka ( 22/05/2009 20:14)
Ianao wa RaFijo aza dia "fanatika" loatra , Ra-8 efa tsy hita popoka ity no mbola ho halana ahoana indray, :roll: 8O 8O 8O efa naman'ny nanala tena matoa nitsoaka , on n'a pas besoin le force de l'arme Français pour cela an! :wink:
7. fijo ( 22/05/2009 20:17)
sao dia tsy mahazo resaka ary ity ndry???
raha lany eo wa ravalo,hisy fifidianana anie atsihoatsy e,de raha izy no lany eo.
8. rakaroka ( 22/05/2009 20:28)
Ary sao dia efa "manonofy aza ianao" no mitafa eto:roll: 8O 8O
tsy "enviseageable" akory ny "intégration-Ra-8 ho fiadiana aprèsn'ny tetezamita io . Dia ho hita eo ny mahazo resaka sy tsy mahazo :idea: :idea: :idea:
9. xxx ( 22/05/2009 20:30)
rakaroka zany koa,dia aviavy be hotran'ireo capsat ihany ,fanatika loatra angah no tsy mamaky dinika ,no tsy misaina
10. fijo ( 22/05/2009 20:33)
hoadray,mbola miady hevitra izao ny momba ny fifidianan,ary tsy misy raharah avanona eo raha misy fanakanana olona.ka noho izany dia mbola possible tsar any hilatsahany eo.aza hadino fa ef atsy voafehin'ny HAT ny resaka izao
11. rakaroka ( 22/05/2009 20:41)
xxx:

rakaroka zany koa,dia aviavy be hotran'ireo capsat ihany ,fanatika loatra angah no tsy mamaky dinika ,no tsy misaina


Du moins ny Capsat mbo sahy mijoro fa ianao xxx dia aleo tsy "hary" sy tsy misy , aleoko aloha capsat toa izay xxx kanosa e, tsy manana personnalité!
12. rakaroka ( 22/05/2009 20:45)
fijo:

hoadray,mbola miady hevitra izao ny momba ny fifidianan,ary tsy misy raharah avanona eo raha misy fanakanana olona.ka noho izany dia mbola possible tsar any hilatsahany eo.aza hadino fa ef atsy voafehin'ny HAT ny resaka izao



:roll: :roll: :-w :-w :-w :roll: :roll: :roll: Angamba :roll: :roll: :?:
13. tafondro ( 22/05/2009 20:47)
Tsy mahatoky izany ve rakaroka ?
Tiako hofantatry ny malagasy anefa fa na izaho aza dia tena nihaiky fa hisy fisaraham- bazana hahery vaika atsy ho atsy manoloana ny fiaraha- miasa @ ireo pays occidentaux ireo , ary tena mino aho fa ho tarangana tokoa izy io .
Ny antony ? betsaka , tsy hiteny afatsy ireto manamboninahitra malagasy tena sangany aty ireto aho ,ary rehefa miresaka @ izy ireo ianao dia tsapanao fa tena mahiratra noho ny vazaha ny malagasy raha ny resaka frontal development no resahina ,ireo gasy ireo no mandrindra ny logistic plan momba ny recherche basique spatiale ohatra , na ny biologic search ao @ ny nasa , sy ny sasany na dia miara- mifarimbona ao aza ny akoho sy ny vorona .
Ny nahitako azy teo ampiandohana dia noheveriko fa management fanapena- maso , fa niandalana ihany dia tena hita nisongadina fa tsy an-jaza ilay fahalalàna , ka ny kely azo dia tokony hazonina tsara mba tsy ahitana angano any aoriana any.
14. fijo ( 22/05/2009 20:48)
tsy mbola misy zavatra tapaka izao.izay aloha n omisy ao.ary mbola ady hevitra no misy.ka ny vokatr'io no handrasana.ny resaka anefa dia efa fantatra izao,fa tsy misy filaminana eo raha tsy avela milatsaka ny sasany.

fanamarinana,averiko indray ,fa za fijo dia tsy mijery ny maha ravalo azy,fa ny maha filoha azy aradalana no misydikany amiko.ze ravalo any ,tsy olana amiko ny fisiany.
15. Rajakoo ( 22/05/2009 20:56)
Inona tsara hoe ty tenenin'i rokaroaka ty ho sao ho karohiko ao nenao vao taitra eo :* :*
16. rakaroka ( 22/05/2009 20:56)
'Za koa anie ry Tafondro mana-namana gasy tena IKOIZAN'ny vahiny USA , France ,Afrique du Sud sns, ary efa manana projet efa installé etsy sy eroa @ ireny firenena ireny, rahateo manana fifandraisana eran-tany, ary tian'ny Communauté internationaly io mihitsy izy, fa 'zany tsy midika mihitsy hoe 'ndeha hiolonololna ny firenena satria mbola lavitr'ezaka be ny "zava-misy any amintsika , ara-materialy, koltoraly, ekonomika,sns...noho izany tandrovina foana ny fiaraha-miasa!
17. xxx ( 22/05/2009 20:58)
Rajakoo :-D :-D :-D :-D
ikoizan(ny vahiny hono ny azy e,mampirevy be io rajakoo a
18. fijo ( 22/05/2009 21:00)
rakaroka an,aza manao resak amanidina be fa manahirana.hoavy eo i sarla kely hitady andry
19. rakaroka ( 22/05/2009 21:07)
fijo:

rakaroka an,aza manao resak amanidina be fa manahirana.hoavy eo i sarla kely hitady andry

Ho ampatsiahiviko anao ny resak'i Salopard anao?
Hoe Rafijo fatra-panenjika Frantsay anefa tsy mahasaky miverina any Dago akory ! dia horakoraka fanenjehina am forum sisa atao.
20. xxx ( 22/05/2009 21:07)
Ao hoe tsapaiko kely ny an'i rakaroka zah anie doc gyneco :* :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0523