FAHAVITAN-TENAN'NY GASY!

41. rakaroka ( 23/05/2009 04:11)
tafondro:

rakaroka:

Ny filazana hoe tsy lany olo-manga tsy midika fiolonolonana! Le fihevitra mihitsy no fohy!

Izany no fahitanao azy rakaroka ? misy fitenenana manao hoe " il y a des chercheurs qui cherchent ,et ne trouvent riens , il ya aussi des chercheurs qui ne cherchent pas mais qui font des decouvertes phenomenales ! ary hinoako fa anisan' ilay categorie voalohany ianao !désolé !




Ary tsy diso ny fijeriko satria tsa misy firenen-dehibe eto an-tany na iray aza ka niolonolona koa ny gasy kely tsy nahalia ny revolision' ny hafa ary no hilaza fa hahavita tena. TSIA DIA TSIIIIIIAAAAAAAAAA!
42. tafondro ( 23/05/2009 07:44)
Hoy rakaroka :Ary tsy diso ny fijeriko satria tsa misy firenen-dehibe eto an-tany na iray aza ka niolonolona koa ny gasy kely tsy nahalia ny revolision' ny hafa ary no hilaza fa hahavita tena. TSIA DIA TSIIIIIIAAAAAAAAAA!

Rehefa ampy fandinihina tsara ny tena dia afaka mijery tsara fa , na i madagasikara aza tsy afaka tao anatin'ny fifanakalozana ara- barotra sy fifaneraserana t@ ireo firenena hafa taonjato maromaro izay, ary izay mihintsy rakaroka no fanafody tokony hamahana ity olana mipetraka ity!
Un grand repli sur soi aloha ho an' iMada handinihana ny tsy mety au moins 2 ans .Dia avy eo alefa miandalana ny fifanarahana rehetra @ ny any ivelany ary atao ara- drariny tanteraka .
Raha ny @ resaka revolision' ny hafa no resahinao , dia tadidio fa tsy dia mitondra mankaiza izany raha halain- tahaka , ohatry ny tsy manana ny maha -izy azy ireo malagasy miresaka aminao eto raha izany no ao an- dohanao.
Tadidio anefa rakaroka fa io fandrosoana io dia ao an-doha ihany no mamaritra izany ,ary lazaiko anao fa tsy misy koa anie izany fandrosoana lavorary izany raha ny eto an- tany no jerena é!
43. xxx ( 23/05/2009 10:58)
rakaroka manao chute ndray ty olona dépressive ty,araho tsara ny traitement ntirohevitra io rakaroka raha mbola tianao ny hiarahantsika
44. rakaroka ( 23/05/2009 11:44)
[quote=tafondro]

Un grand repli sur soi aloha ho an' iMada handinihana ny tsy mety au moins 2 ans .


Danz be le timing-nareo e :roll: :roll: 8O 8O
2 taona izany hisintaka haka saina fotsiny?...Io aza iraisan'ny ety ivelany hevitra fa "lava loatra" ny teteza-mita raha 2 taona! Ary raha mijery ny atrik'asa aty an-kafa efa ahavitany zavatra tsy hita noanoa izany roa taona izany. Ho tapahina roa taona ohatra ny fifandraisana ty ivelany anefa toa ao tsy nisy lé reconnaissancen'ny internationale dia efa "sahirana ihany ny fampandehanana ny milina "admnistrative" manginy fotsiny ny kojkoja isan-karazany ampiasain'ny toera-pitsaboana izay mbola vokatra avy aty no miahy izany! tsy tenenina ny orin'asa hafa. D'accord aho raha tany ka miomana ny hiala @ vahiny indray andro any dia mba efa nahary izay hoenti-miatrika ny fiainany Ramalagasy , fa ny "ho arapaka aza wa MANAHIRANA ! dia ilaozana mifanasa vangy @ tany efa lasa lavitra ! Non! Ka io koa moa ny tara foana ro no manenjika e!

45. xxx ( 23/05/2009 11:53)
Rakaroka ny réserves malagasy tsy mahazaka telo volana ,raha tsisy subventions aty ivelany dia vita matavy zay no tsy azonao ,tsy mitombina zany roa taona zany
46. Rajakoo ( 23/05/2009 11:55)
rakaroka ao moa enao ho karohiko kely e, lohany fotsiny anie é :* :*
47. xxx ( 23/05/2009 11:57)
fa rakaroka ve sipanreo sa vadinareo ry Rajako a, zah zanaka caporaly koa io klé
48. xxx ( 23/05/2009 11:59)
rakaroka zany ato toa mikoty bandy fotsiny :-D :-D :-D
49. rakaroka ( 23/05/2009 12:19)
[quote=tafondro]

Raha ny @ resaka revolision' ny hafa no resahinao , dia tadidio fa tsy dia mitondra mankaiza izany


Halain-tahaka na tsia , tsy any ny olana ary hoy koa moa ny fitenenana "ny soa fianatse", taoko principe de base nahalasa lavitra ny Japs ohatra ny fahaizany "maka tahaka" ny hafa aloha hakana "inspiration" izay hihoarana azy avy eo, fa ny "blem" @ le gasy , sady tsy mahay misintona lesona @ fiainana, no faly mitsikera ny hafa ftsn anefa rehefa jerena indray ny zava-bita: toa "fanapotehana no miharihary. Io tsy hoe "gasy aho dia "aleo dokadokafana eto. Fa izay ahasoa dia fijerena izay toetra tsy mahomby tokony ho tandremana sy fitozoana ny "nety"! Ary izany no maniteraka "Fandrosoana"

ohatry ny tsy manana ny maha -izy azy ireo malagasy miresaka aminao eto raha izany no ao an- dohanao.


Taloha aho dia nihevitra toa anao izao , "fihevitro tsy misy toa ahy"! Dia marina tokoa izay rehefa tsy ampitahaina @ olona hafa ianao, anefa n'inn n'inn valeranao, tsy "valorisé" anie le izy raha tsy eo anivon'ny hafa e! ohatra
"misy compétition" na misy ny hafa mi-reconnaitre izay maha ianao anao!

Tadidio anefa rakaroka fa io fandrosoana io dia ao an-doha ihany no mamaritra izany

Liberalisme be ny fisainanao dia mampatsiahy ahy ilay dadatoako tsy nety nianatra fa hoe vita foana ny fiainan-dry dadabe aza , anefa plus fort que çà nalefany nianatra foana ny zanany ! Ary na i ra-8 aza tsy nianina tany Dago koa fa mbola nalefany hanohy fianarana taty an-dafy ny zanany an, izany hoe
misy "sens" de fandrosoana ihany ! Misy RAR mandefa ny zanany hianatra sekoly alahady sns ohatra satria ny ao an-doha no mihevitra izany ho fandrosoana fa odiana fanina ftsn

ary lazaiko anao fa tsy misy koa anie izany fandrosoana lavorary izany raha ny eto an- tany no jerena é!


Aza mampianatra toa izao fa "antsoina hoe "pessimiste" du moins ara-tsoratra masina "antsoina ho @ fahatanterahana isika !" . Ary na ny tsy mpino aza dia miezaka "mandavorary koa ny antom-pisiany. Aminao angamba no tsy lavorary ny voaary fa misy hafa afa-po tsara t@ fisiany sy izay naha-izy azy, ary il se peut koa fa tsy hitovy fijery ho fanamelohana lava toa izay hitanao ny fijerin'Atra!



50. rakaroka ( 23/05/2009 12:21)
xxx:

rakaroka zany ato toa mikoty bandy fotsiny :-D :-D :-D

Tsy bandy no mahory ny aty hono hoe, hananako bdb...

:-D :-D :-D
51. rakaroka ( 23/05/2009 12:48)
xxx:

Rakaroka ny réserves malagasy tsy mahazaka telo volana ,raha tsisy subventions aty ivelany dia vita matavy zay no tsy azonao ,tsy mitombina zany roa taona zany


Ka tsy 'za anie no tsy mahazo izany justement pour cela no ilazako fa tsy mbola "mahazaka tena i Mcar" donk "Ampirimo aloha 'ty ambo-po" ary manaova revolisiona ara-tsosialy, matérialy, ekonomique aloha vao mifaninana amin'ny hafa. Ny ho atokona aza tsa misy knou...Ny voky anie hono no maharaka ny namany e, mainka moa hoe ny adversa!
:lol: :-P :-D :-D :-D
52. xxx ( 23/05/2009 16:37)
Hoy rakaroka

Halain-tahaka na tsia , tsy any ny olana ary hoy koa moa ny fitenenana "ny soa fianatse", taoko principe de base nahalasa lavitra ny Japs ohatra ny fahaizany "maka tahaka" ny hafa aloha hakana "inspiration"


Ka zay ny resakao zay mihodin-kodina eo manaiky de avy tsy manaiky ,confus be le resakao tsy mazava fa manao resak'olona manao dépression oz xxx zay

ka io no mahatongabhiteny hoe enao manaohana anjambany satria zao fanonganam-pajakana zao ve no soa ???
53. rakaroka ( 23/05/2009 17:27)
Azafady tsy 'za mihitsy no mihodi-dresaka fa "araho tsara ny resaka fa tsy mivaona ny resako" : fahavitan-tena no lohateny eto fa tsy fanonganam-panjakana!
54. xxx ( 23/05/2009 20:24)
Ny anao toa alahelo r8 fa tsy le fomba fizotran'ilay politika ,de io r8 io foana no asesika ,tsssssssss
55. rakaroka ( 23/05/2009 20:58)
8O 8O 8O :cry: :cry: :cry: ´driiiiiy mampa... be ´nareo ty tony , fa dia iza loatra kay no manina lava azy ato e? ´za anie tsy niresaka Ra-8 mihitsy eto am-panokafana ny resako ,araho tsara ny resaka ary na eo @ 3 aza aho tsy mbola niresaka azy fa noho ny namana nanatsidika azy no nahatonga ahy hitafa tsy sazoka ny momba azy, ataoko efa n-óublie-ko mihitsy izy izay !
56. xxx ( 23/05/2009 22:12)
tsy azonao ndray le resaka fa ahoana ihany ary ty olona ty klé ,kah zay ndrindra no ao an-dohanao foana de refa resaka r8 no tonga eo de mivoaka ndray ny alahelo ,ka io anie miseho foana eto fa aza malahelo zany ,
TSY MAINTSY NY HERY POLITIKA RETRA NO HIHAONA ZAY NO TSY MAINTSY HITADIAVANA IO MARIMARITRA IRAISANA IO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078