FAHAVITAN-TENAN'NY GASY!

21. fijo ( 22/05/2009 21:11)
tsy hoe rehefa eto frantsa akory dia voatery hanompo vazaha.hevitra taingina izany,izany no atao hoe hevitry ny voazanaka.
22. tafondro ( 22/05/2009 21:15)
Ka tokony ho voafehy anie ireo possibilités de developpement ireo raha ny tokony ara- dalàna rakaroka fa tsy hoe manana projets be dia be ireny associations ireny dia hanana alàlana hanao izay tiany atao n' aiza n' aiza tiany hanaovana izany é ! io mihintsy no nahatonga ny nampianjera andra- 8 ,ohatry ny olona tsy arisaina izany no fijery azy satria tsy mba nisy fandalinana ny momba ny faisabilité ( indramiko ny fitenin' ny sasany eto ) n' ireo societés d' exploitations minières ohatra,na ny projet ' ny multinational daewoo ohatra .Tsy dia midika ho inona intsony izany resaka fiaraha- miasa @ izao fanantontolon' ny erana izao.
23. rakaroka ( 22/05/2009 21:16)
Efa nolazaiko teto fa na 'za 'zao aza mifampitady @ vazaha any @ fitsarana raha ilaina izany, fa 'zao ny "resaka "diplomasia hafa" ary tsy voatery hidika fanompoana vazaha raha tsy votsa saina loatra lé mifampiraharaha aminy!
24. fijo ( 22/05/2009 21:18)
LA UNE (23/05/09)
Eléction présidentielle

Les anciens chefs d'Etat peuvent étre candidats


14 mois maximum. Il peut se présenter au méme titre que Andry Rajoelina, l'amiral Didier Ratsiraka et le Pr Zafy à la prochaine présidentielle, mais son retour au pays et au pouvoir reste à discuter. Il, c'est Marc Ravalomanana. La proposition des médiateurs internationaux d'exclure de la compétition électorale les trois anciens chefs d'Etat a été rejetée par les représentants des quatre mouvances. Ces derniers se sont mis également d'accord sur d'autres principes durant la deuxième phase de la négociation qui s'est terminée hier: nécessité d'une transition consensuelle, organisation des élections dès que possible suite à une évaluation des experts nationaux et internationaux des capacités de Madagascar à organiser dans les meilleurs conditions des élections libres, ce dans un délai n'excédant pas 14 mois à partir de la signature de la Charte de la Transition; et nécessité d'un statut spécial préservant la dignité et garantissant la sécurité des anciens chefs d'Etat.
Institutions. Par ailleurs, les représentants des quatre mouvances se sont mis d'accord sur les « Institutions de transition ». Elles sont au nombre de 8 dont la HAT, le gouvernement d'union nationale, le congrès, le Conseil national de réconciliation et la commission « Vérité et réconciliation », le Conseil économique et social, la Haute Cour de la Transition, le Comité de réflexion sur la défense et la sécurité nationale ainsi que la commission électorale indépendante. La composition de ces Institutions sera fixée durant la troisième phase de la négociation, qui décidera également de la nécessité ou non de l'amnistie générale pour les infractions liées aux événements survenus dans des périodes restant à préciser. La troisième phase de la négociation, qui devrait aboutir à la signature de la « Charte de la Transition », débutera lundi prochain à 15h. Tiébilé Dramé de l'ONU et Eden Kodjo de l'OIF ne seront pas présents ce lundi au Carlton. Ils ont quitté hier la Grande île. « J'ai encore une autre mission ailleurs. J'essaierai de voir l'amiral Ratsiraka. », a souligné l'émissaire de l'ONU.

ahoan aio ry rakaraoka???ndry wa aza manao resaka taingina
25. bazylou ( 22/05/2009 21:22)
io ry xxx dia mitady angarona fotsiny eo , :roll: :roll: :roll:
26. xxx ( 22/05/2009 21:22)
inona foan koa zao tena tianao hivoizina eto ry kala fa mihodina hoatry ny tandrimo ty enao eo
Manabaty gasy de avy eo zah afaka mifampitana vahiny ny gasy hotranah fa enao ve gasy sa vazah ttsy sa gasy metisy vazah sa vazah metisy gasyAza manaiky kotabain'i rajakoo eo fa ataovy milamina ny sainao
27. rakaroka ( 22/05/2009 21:23)
Bien sur, ary voalaza tsara eto @ ity info-nao
mais son retour au pays et au pouvoir reste à discuter
28. xxx ( 22/05/2009 21:28)
ka io reste à discuter io tsy hoe nofinofy araka ny nambaranao "nuance"
29. rakaroka ( 22/05/2009 21:36)
Nofy h@ izao aloha lé izy! Ary efa ela no naharenesako ny hoe ho tonga izy fa tsy mbola teraka lé "Ambatobevohoka knou!
30. tafondro ( 22/05/2009 21:38)
Miandrandra and- Ratsiraka ve ianareo ? sa ny zanany ? Manou sa i Rolland ? Fantatro tsara ny momba ireny ankizy ireny , ary efa nifanerasera tamin' izy ireny aho , fa izao fotoana izao dia tsy fotoanan' ny resaka filialité , na resaka apparachik , jereo tsara ny adihevitra miseho teto @ serasera nandritry ny 3 volana lasa izay , fa misy resaka hatramin' ny firazanana sy resaka fihaviana , finoana ary resaka mafia sy proselitisme .Diniho tanteraka ny @ resaka politika mandeha fa misy manan- kevitra mahataka- danitra noho ny sasany mirenireny ato. :idea:
31. xxx ( 22/05/2009 21:40)
Ny ao an-doha kelinao ny tsy fitivana olona fa tsisy resak'olona io fa ny raisonnement sy ny losique ny politika miseho @ zao fotoana izao dia velaro ny zavatra fa ela loatra zany :*
32. rakaroka ( 22/05/2009 21:42)
Ny marina tsy mahantra olo-manga ny gasy SAINGY tsy afa-manoatra izy ireny na te handô-danitra aza!
33. tafondro ( 22/05/2009 21:44)
xxx:

Ny ao an-doha kelinao ny tsy fitivana olona fa tsisy resak'olona io fa ny raisonnement sy ny losique ny politika miseho @ zao fotoana izao dia velaro ny zavatra fa ela loatra zany :*

Miperaka @ iza ity fanontanianao ity aloha ? omeo valiny entitra.

34. xxx ( 22/05/2009 21:45)
Avo loatra ny lanitra fa enao anie manambany ny gasy nefa eo indray hoe tsy lany olomanga ?? aiza ary zany logique-nareo zany ry rakaroka a
35. rakaroka ( 22/05/2009 21:49)
Ny filazana hoe tsy lany olo-manga tsy midika fiolonolonana! Le fihevitra mihitsy no fohy!
36. xxx ( 22/05/2009 21:51)
tsy any le kozy ka enao manao mi-contradire
37. rakaroka ( 22/05/2009 22:03)
xxx:

tsy any le kozy ka enao manao mi-contradire

Le "fomba" fihevitra sy fanakaran-kevitra sy fiatrehana ny hafa izany no tsy tafa dia aleo hijanona eo ny resaka!

38. xxx ( 22/05/2009 22:06)
Aza mandeha aloha enao fa misy mitady anao ao ambony ao é
39. xxx ( 22/05/2009 22:08)
Lainga lainga ny resakao kosa aloha tena tsy any mintsy e, miala tsiny raha hilaza aho fa le dessin tery ambony tery iny no tena manavanana anao rakaroka ,
40. tafondro ( 22/05/2009 22:37)
rakaroka:

Ny filazana hoe tsy lany olo-manga tsy midika fiolonolonana! Le fihevitra mihitsy no fohy!

Izany no fahitanao azy rakaroka ? misy fitenenana manao hoe " il y a des chercheurs qui cherchent ,et ne trouvent riens , il ya aussi des chercheurs qui ne cherchent pas mais qui font des decouvertes phenomenales ! ary hinoako fa anisan' ilay categorie voalohany ianao !désolé !

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0086