Bon Annif Faha

1. rakaroka ( 18/11/2009 05:27)
(l) (l) (l) :-* :-* :-* (l) (l) (l)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-souffle-coeur.gif[/IMG]
novalian'i ni81 ny 18/11/2009 20:22
2. ikalamako ( 18/11/2009 08:53)



MIRARY SOA akia sélie an :-*
3. maeva74 ( 18/11/2009 09:04)
Tonga ity ilay fetinao
Andro malaza , tonga isan-taona
Injao ny foko hanolotra ho anao
Oroka tsy taza-mazo nefa mahery vaika
No atolotro ho anao
Maeva74 (l) (l) (l) (l) :-* :-*
4. ndenn ( 18/11/2009 09:07)
Joyeux annif Faha .
5. tywa68 ( 18/11/2009 09:15)
[URL=http://img509.imageshack.us/i/birthday08xx7.gif/][IMG]http://img509.imageshack.us/img509/7474/birthday08xx7.gif[/IMG][/URL]

mirary soa ho anjy foana akia :-*
6. fahamarinana ( 18/11/2009 10:21)
:arrow: tan tan tan ,efa haiko mihintsy ! Misaotra foana foana e,mankasitraka foana foana !
ndenn,Ikalamako,Ni,Tywa,Maeva : namana tsy foy sy mahatsiaro e!kiss mamy be ho anareo an ! :-* :-* :-* Dia vive serasera.org ,tsy adino ilay nampiray antsika tato sy tary ! :-) (l) (tsy nety ngoda be ilay fo ,na izany aza dia am-pitiavana be hatrany e !)
7. fahamarinana ( 18/11/2009 10:23)
:arrow: dia biz be ho an'i rakaroka nametraka ilay dinika ! kiss be akia ! :-* :-* (l)
8. booboo ( 18/11/2009 11:57)
Joyeux anniv eeeeee ! apetrako ato fa tsy hitako intsony lay napetrako tary :wink:
9. fahamarinana ( 18/11/2009 13:44)
:arrow: booboo : mbola ao fa ao amin'ny amis!hihi !za koa ary fanina fa tsy haiko ny namerina ilay parametres kouh :-D !Misaotra foana akia ! :-* (l)
10. doudouridou ( 18/11/2009 17:24)
Tonga ny aniverseranao
Inona re no ataoko anao
Aleo mba tsianjery sy tononkalo
Fa tsy haiko ny arira sy angano angano

Ka tonga ny aniverseranao
'Ty re ny short-o omeko anao
Tandremo tsara sao misy maka
Sao de iverina anao salaka !!!!!
11. ni81 ( 18/11/2009 20:22)
tan tan tan ,efa haiko mihintsy ! Misaotra foana foana e,mankasitraka foana foana !
ndenn,Ikalamako,Ni,Tywa,Maeva : namana tsy foy sy mahatsiaro e!kiss mamy be ho anareo an ! Dia vive serasera.org ,tsy adino ilay nampiray antsika tato sy tary ! (tsy nety ngoda be ilay fo ,na izany aza dia am-pitiavana be hatrany e !)
kiss be mifotetaka ooooooooo :-* :-* :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1959