Dia raisina an-tanan-droa koa !

1. rakaroka ( 03/04/2009 21:30)
Maromaroa ny toa izao!
Mitory amintsika fa tsy ny Frantsay ihany no nifampiraharahana nifandraisana hanampy an'i Dago fa misy hafa koa tahaka izao
http://www.madagate.com/politique/978-madagascar--50000-dollars-des-etats-unis.html
Koa dia isaorana izay nanampy fa tsy enjehina ary andrasana koa aza ny
"fifanasoavana" fa tsy "fifamotehana" eo @ samy gasy!
répondu par rakaroka le 04/04/2009 10:33
2. xxx ( 03/04/2009 22:00)
d mino ve enao fa hanasoavana ny vahoaka io raha misy angamba ataoko hoe 1000 dollars d ny ambiny hifampizarany HAT, fantatr'izy reo tsara ange fa tsy haharitra eo izy ireo na ho ela na haingana tsy maintsy misy ny fifidianana filoha ka maro @ izy reo no tsy ho tafiditra tsony eo @ fitondrana ka hanararaotra aloha.
3. bazylou ( 03/04/2009 22:21)
fa maninoa ary ireto olona ireto no be siasia ohatr'izany kle!! tsy nahazo 50.000 dolakaindray an!! :-D :-D
4. xxx ( 03/04/2009 22:31)
ka marina kosa io rabazy a! tsisy hiditra any amilisany io na ariary aza! ry pety ve, ry voninahitsa ve, ry sareraka ve, ry ramaromisa ve, bdb izy ao!!
5. milamm ( 04/04/2009 03:30)
sao be fitetika ambony ihany daholo eo reto TGV fa io fanomezana io nge tsy hoe fanomezana ara-bola any @ kitapombola-panjakana fa fanampiana @ endrika ara-tsakafo vary sy voa ambolena(toy ny 1.300 tonnes métriques de riz et de 36 tonnes métriques de semences maïs, sorgho et arachide) efa voalaza ary ko eo ambany fanaraha-mason'ny ONU,ONG @ anarana hoe PAM
6. soanja ( 04/04/2009 03:46)
rakaroka:

Maromaroa ny toa izao!
Mitory amintsika fa tsy ny Frantsay ihany no nifampiraharahana nifandraisana hanampy an'i Dago fa misy hafa koa tahaka izao
http://www.madagate.com/politique/978-madagascar--50000-dollars-des-etats-unis.html
Koa dia isaorana izay nanampy fa tsy enjehina ary andrasana koa aza ny
"fifanasoavana" fa tsy "fifamotehana" eo @ samy gasy!


Misaotra nizara o!


:-* :-* :-*
7. Mirananirina ( 04/04/2009 08:52)
Marina izany.Firenena efa pauvres dia ve handà ny fanampiana.
8. andrywui ( 04/04/2009 09:32)
Ireo olona ao amin Fitondrana ireo de tsy olona ratsy zany fa le fanavakavahanareo olona sy firazanana sy politika no tsy hitiavanareo azy de lazaina fa mpangalatra ,, nangalatra taiza ary ireo olona reo !! ary ra tsar fipetraka ary ny firenena amin fitondran'ireo de ahoana ??? inonnn ndray no holazaina ??? aza mamorona ny ho avy fa tsy mpaminany ianareo ka tonga de mi jugé olona oe alainy ny volampanjakana e!! mpangalatra e!!
9. rakaroka ( 04/04/2009 10:33)
Marina loatra ny tenin'ny namana hoe "be siasia" loatra ny sasany! Ary diso fantatro loatra hoe satria tsy niditra any aminy "direct" lé vola dia "manenjika ny hafa foana no atao!" . Normaly fa ny lesona tsoahina dia mbô "diplomate" rehefa tsy mahavita tena tsinona!
'za aloha "MISAOTRA" an'I Etats-Unis manokana , fa tahaka ny inn aza ny krizy
mianjady any amin-drizareo mbola "MAHAVATRA" mitsinjo tahaka izao izy, à l'en contre fa ny gasy tsy manana afa-tsy sain-dratsy izay tsy mitondra mankaiza akory afa-tsy ny fifamotehana!
Tsia, No , Non tsy hoe rehefa "Vahiny" dia ratsy ary rehefa gasy dia manja, fa dia miankina @ tsi1-1!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0762