Fetin'y Ray!

1. rakaroka ( 21/06/2009 05:09)
Dia miarahaba sy mirary soa ny Ray tsy an-kanavaka e, :-* :-* :-* Mankasitraka ireo tsy nikely soroka @ fiahiana ny ankohonany, ary mitondra amim-bavaka ny fahasahiranana isan-karazany: "tsy an'asa, sns."!
novalian'i RATOVOARY ny 30/06/2009 12:59
2. ni81 ( 21/06/2009 05:18)
[URL=http://img10.imageshack.us/i/9xpbj9r6.gif/][IMG]http://img10.imageshack.us/img10/7163/9xpbj9r6.th.gif[/IMG][/URL]
3. ni81 ( 21/06/2009 05:21)
MIARAHABA NY RAY REHETRA O!
4. maeva74 ( 21/06/2009 05:43)
ARAHABA RE RY RAY !



Arahaba re ry ray
Nahatratra ity fetinao indray
Andro feno fifaliana
Anoloram-pirariana !


Mangamanga ery ny lanitra
Isika rehetra dia salanitra
Noho ity androm-pitahiana
Fetin'ny raim-pianakaviana.


Koa faly, ravo koa izahay
Noho ity fetinao ry ray
Ka misaotra ny Mpahary,
Mpandahatra, Mpandavorary.


Koa tsodrano no atao
Enga ho ela velona ianao !
Eny, ny fiainanao anie
Mbola hanatombo be dia be !




(l) (l) (l) (l) :-* :-* :-*
5. xxx ( 21/06/2009 06:13)
HO ANTSIKA IZAY EFA TSY MBA MANANA IZANY PAPA IZANY INTSONY KOSA DIA ITY MISY TONONKALO @ TENY VAHINY NALEFAN'OLONA TAMIKO KA ZARAIKO AMINAREO. :cry: :cry:


Mon Papa

On s'avance sur l'océan de la vie
Plus inquiet, quand le papa est parti
Chaque vague ou méme chaque clapotis
Démontrent qu'il nous manque un ami

On avance doucement contre vents et marées
Souvent, on aimerait pouvoir nous reposer
Près de celui qui souvent nous a réconforté
Dans les bras de celui qu'on a tant aimé

On pleure encore en pensant à ce jour
Quand on avait appris son non-retour
Notre vie, notre coeur, tout notre amour
S'étaient vu recouvrir d'un abat-jour

Notre détresse avait pris une telle ampleur
On devait oublier nos années antérieures
Celui qui avait été notre alimenteur
Etait pourtant parmi les papas, le meilleur

On regarde s'en venir la féte des pères
On aimerait bien, en ce jour anniversaire
Lui dire qu'on l'aime toujours bien gros
Et qu'il restera toujours, notre super héros


Bonne féte Papa!


:cry:
6. RATOVOARY ( 23/06/2009 07:34)
Otrany tsisy Ray mba namaly mihitsy nefa dia sasatra ery ny namana tato nanolotra firariantsoa milay be.
Misaotra ry ret ah! Dia ho ela velona jiaby mandra-pahafaty e! :lol:
7. tywa68 ( 23/06/2009 07:52)
Ratovoary > tsy te ho ray fa célibataire tsy misy zaza e :lol: :-D :-D
8. RATOVOARY ( 23/06/2009 08:00)
Variana @ adin'ny fiainana ry zalah, ny gidraka politika etsy andaniny. Jereo fa ao @ D Politika ry zalah manao be, adino ny sisa. Ngamba zao t@ alahady teo nisy vao nifoha dia nitsidika le dinika aloha sao misy azo valiana kely indray nefa ny vady amanjanaka efa mba nametraka surprise tao andohampandrianan'dRabaina tao. De ts hita raha tsy le faralahy kely no nilaza fa tsar be le cadeau an'i Dada ô!
De hoe: aiza zany lesy?
Io ambony ondana io fa angah tsy hitan'i Dada?
Efa hitako io kah (nefa zay vao kôpy fa k(hay fetiny androany) :lol:
:-D :-D :-D
9. tywa68 ( 23/06/2009 12:08)
rhf tsy zatra fety2 io aloha d tsy miraha2 koa e (fa raha misy kdô d mahay misaotra e, d tsy miditra eto vao mifoha fa mody miandry kely !) :-D :-D
10. fijo ( 26/06/2009 20:33)
izao ity vao itako le,za koa moa somary tara amin'ity fety ity,fa variana manome fitiavana ny taranaka ko.hihihihih
11. RATOVOARY ( 30/06/2009 12:59)
d tsy miditra eto vao mifoha fa mody miandry kely !

Ka le izy ange lasa mandrirotra be ty net-net nareo ty e!
Zah zao isan'andro raha vao miditra ato @ birao de lasa manana habitude manokana adiny iray isa-maraina sy hariva :lol: ,dia raiki-tapisaka eo. Matoa izay tsy niditra dia zvt tena maika be tsy azo ialana fa raha misy hirika, tsy afaka mihitsy. Tratra foana :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1379