Liste des messages

Liste des messages, inserés par RATOVOARY, par ordre de date
RATOVOARY ( 05/02/2015 14:09)
Vahiny tampoka
Salama e! Ohatry ny hoe lasa vahiny be zany ndray miditra ato... suite
répondu par hery le 07/02/2015 23:05
RATOVOARY ( 02/10/2009 08:14)
Tsy mety tafiditra
Salama e! Nosokafan'i sefo ilay takelaka vaovaon'ny namana.serasera.org http://namana.serasera.org/ fa saingy toa tsy mety tafiditra aho rehefa mampiasa ny solon'anarana sy teny miafina fampiasako ha... suite
répondu par fijo le 25/11/2009 20:06
RATOVOARY ( 02/10/2009 07:44)
Akohovavy Maneno
Inona no mahatonga io olana io eo @ fiainan-tokantrano. ... suite
répondu par soanja le 06/10/2009 00:04
RATOVOARY ( 29/09/2009 05:36)
HIHIRA INDRAY AHO
REFRAIN: Dia hihira indray aho Hikoritsana sady haneno ô Dia hihira indray aho zama Ampamoaka fa tsy tsiambaratelo Dia hihira indray aho oa Hihira ny tontolo ny olombelo ô Dia hihira indray a... suite
répondu par cutie le 30/09/2009 14:00
RATOVOARY ( 31/07/2009 08:15)
Soka-dranomasina (FANO)
Sao dia misy mahay ny fikarakarana azy fa bdb henan'ireny zao ao @ Bazary ao. Zah mba te hanandrana fa tsy sahy sao mila fikarakarana manokana. Mba omeo sopapa e!... suite
répondu par Ratoa le 23/09/2009 19:11
RATOVOARY ( 29/06/2009 13:20)
Resa-bvh
Ialako tsiny ho an'ilay nandefa azy taty amiko raha somary nasiako fanampiny kely ilay izy. Telo vavy ry zareo no tafaresaka : Hoy ty vehivavy iray t@ ty vehivavy namany: [b]V1[/b] [color=jack]... suite
répondu par ari.malala le 02/07/2009 06:19
RATOVOARY ( 10/06/2009 06:43)
Misy antony (LALATIANA)
Misy hiran'i Lalatiana sy Haingo (angamba izy izay) hoe : MISY ANTONY mba tiako hananana ny tonony na izay manana video dia mba alefaso eto ny lien. Misy ohatr'izao ilay tonony : Matoa tsy mitady ... suite
répondu par RATOVOARY le 15/06/2009 12:39
RATOVOARY ( 05/06/2009 06:13)
Hangala-pihinana aho an'ny Reny rehetra
http://www.dailymotion.com/relevance/search/neny/video/x8swkv_neny_music Dia mirary fety sambatra ho anareo reny rehetra :-* :-* :-* ... suite
répondu par rakaroka le 07/06/2009 12:04
RATOVOARY ( 05/06/2009 05:46)
Crabe ( na Drakaka )
Isan'ny sakafo tiako be izy io nefa tsy zakan'ny vavoniko. Miziniziny be ny ambavafoko raha mihinana azy aho na ireny crevette ireny koa aza. Sao dia mba misy mahay ny fikarakarana azy manokana iana... suite
répondu par pseudo38 le 16/06/2009 15:56
RATOVOARY ( 16/05/2009 06:25)
Nodimandry omaly i Ali na Dr Johary (Malok'ila)
[quote=Gazetiko]Banga iray ny kintan'ny mpilalao filma gasy. Misaona ary maloka tanteraka (fa tsy malok'ila) ny zavakanto malagasy. Nodimandry omaly, teo amin'ny faha-31 taonany (30/08/1978), ny doko... suite
répondu par fijo le 25/07/2009 19:31
RATOVOARY ( 24/03/2009 07:47)
Tonon-kira mivantambantana
Nataoko ato ity satria tafiditra ao anatin'ny kolntsaina ihany ilay izy. Maro ireo mpihira amin'izao fotoana no efa manao an'io tononkira mivantambantana io, ao ny milaza ny azy ho VAZO MITENY, ny an... suite
répondu par Ratoa le 28/08/2009 16:25
RATOVOARY ( 20/03/2009 08:36)
Vaovao Pasteur Lala Rasendrahasina
Sendra hitako dia zaraiko eto aloha Naharay sms avy amin’i Pastora Lala Rasendrahasina ny mpamaky anankiray : « Kapoka sy vono, ompa no natao tamiko, ary norahonana ihinana ny malotoko aho, na... suite
répondu par Rafahafahana le 20/03/2009 12:43
RATOVOARY ( 19/03/2009 13:49)
Hanao spectacle hono ra8-Andry-Radidy
[img]http://img248.imageshack.us/my.php?image=image1.png[/img]... suite
répondu par Mirananirina le 21/03/2009 10:59
RATOVOARY ( 12/03/2009 13:45)
Radio Vazo Gasy
Ohatry ny tsy mandeha, fa misy olana angah. Isaky ny manokatra aho de eo @ Toko telo ( tiako izy ) foana no itre en cours maraina.... suite
répondu par rova30 le 13/03/2009 14:45
RATOVOARY ( 11/03/2009 06:58)
Omby natelin’ny rano ritra ny ràny
[quote=Gazetiko]Nandritra ny adiny roa no tsy hita ity omby vavy iray fa nihitsoka tao anaty rano rehefa niampita teo amin’ny tetezan’Andovosira, any Mananjary, ny alatsinainy 9 martsa teo. Gaga ... suite
répondu par ravonjison le 13/03/2009 10:15
RATOVOARY ( 06/03/2009 07:09)
Saro-kenatra
Fa inona marina no mahatonga ny olona ho saro-kenatra ? :-w :-w ... suite
répondu par soanja le 13/03/2009 15:05
RATOVOARY ( 18/02/2009 12:34)
TOLOTR'ASA
Misy asa izay any Maurice ho anareo vehivavy na manana namana vehivavy te-hiasa any. ( Gérante d'une Pharmacie ny poste hotazonina ) Andefaso hafatra aho izay liana RATOVOARY... suite
répondu par Peti le 08/07/2011 10:28
RATOVOARY ( 30/10/2008 07:26)
avylavitra
Hay ve anniversaire-nareo niany ty? De bonne-anniv zany ko. Ho ela velona de ho ambinin'ny Avo amin'izay atao. Ho tratry ny tsingerin-taona mifanesy. :* :* :* :* ... suite
répondu par cutie le 31/10/2008 17:47
RATOVOARY ( 29/08/2008 14:34)
AMPIO AHO FA TSY VOAVALIKO
Nanontanian'i Honorat ( ao @ Torak'hehy ) aho hoe : Nandalo teto Mcar hono Jesosy fa tsy hitany, de hoe oviana hono izy zany nadalo teto zany?... suite
répondu par Simpona le 30/09/2008 10:28
RATOVOARY ( 20/08/2008 05:31)
Kaontim-bary
Sendra nitsidika blaogy-n'ny iray aho de lasa ny eritreritro hoe ndao hoe andramana atao endrika lalao le izy. Toy izao zany no fandehany : Kajikajio arakaraky ny taona niainanao sy ny fatra laninao ... suite
répondu par endrika01 le 23/08/2008 03:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0667