Radio Vazo Gasy

1. RATOVOARY ( 12/03/2009 13:45)
Ohatry ny tsy mandeha, fa misy olana angah.
Isaky ny manokatra aho de eo @ Toko telo ( tiako izy ) foana no itre en cours maraina.
novalian'i rova30 ny 13/03/2009 14:45
2. RATOVOARY ( 12/03/2009 13:46)
Misy diso tsipelina kely : Isaky ny manokatra aho de eo @ Toko telo ( tiako izy ) foana no titre en cours hatr@ ny maraina ka hatr@m'zao.
3. rova30 ( 13/03/2009 14:45)
:) Ary noeveriko fa ny ordi-ko no nigafy tato omaly tontolo! hay sendra koa Ratovoary izany.

:P Efa amin' ny laoniny tsara androany ka!

Mihainoa finaritra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0804