Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rova30, milahatra araka ny daty
rova30 ( 27/07/2009 20:33)
sos ps rvg
Sao dia mba misy tranga mitovy amin'ny ahy ity, tsy dia olana goavana fa manorisory fotsiny? radiovazogasy ihany: Isaky ny mampiditra PS ka tsy mi clik elaela, tonga dia manjavona ho azy ilay... tohiny
novalian'i rova30 ny 30/07/2009 13:34
rova30 ( 17/12/2008 23:10)
indray andro(tsy hono ity a!)
Tantara kely niserana tamin\'ny fahazazana, (fahagola) :-P ka mba zaraiko aminareo eto. Indro ary: Tolak\' andro tsy fianarana tamin\'izay ka mba tafavory izay ankizy manodidina, ary tapa-... tohiny
novalian'i tia-vaza ny 15/12/2010 15:23
rova30 ( 25/09/2008 13:36)
Sao mba fantatrao?
Ho an'izay aty France: Otran'ny naheno aho ( efa ho roa taona izay) hoe:Misy vol direct Marseille~~Tana ?? Ka asa raha efa nisy nandeha na mba izay afaka manome sopapa ,tena miangavy! Ary hisaorako... tohiny
novalian'i Ralay ny 28/09/2008 07:08
rova30 ( 09/10/2007 23:50)
Oroka
Mifampiarahaba, mifandao ,mifankatia ,mifamela eloka, mifankahala ,mifamitaka ,mifampihatsara ivelatsihy ... Inona kay no tena dikan' ilay oroka ,mifanoroka ? ...sa lamaody fotsiny , dia ... tohiny
rova30 ( 07/10/2007 00:49)
Atopatopan- dranomasina izy izay!
Variana nihainohaino hira aho omaly hariva , ... Dia lasa tany alavitra(akaiky) be tany ny eritreritro! Efa aty an-tanin' olona aho vao tonga saina hoe: hay hadinoko any daholo 'lay izy (l)EMBONA Ho... tohiny
novalian'i niryna ny 12/10/2007 22:16
rova30 ( 30/09/2007 14:26)
Ankamantatra
Inona ary izany ??:-w?!... tohiny
novalian'i rova30 ny 03/10/2007 14:36
rova30 ( 25/09/2007 22:46)
Tsikera!
Mba sorena ihany ny saiko , mahita ny olona avy aty @ tany mandroso(vazaha ) \"ecolo\" hoy ny filazany azy!Tonga any amin\' ny tany mahantra :Afrika ohatra, na Mada...SNS...Dia tena ohatry ny hoe tong... tohiny
rova30 ( 11/09/2007 22:45)
Tany ampiasana...!
Tsy haiko na aiza no tokony hametrahako ity hevitra ity, fa eto aloha: Zendana ny saiko, satria ilay olona mpiara- miasa amiko tena raboaiza(ta- ta-ta tatata) Mankarenintsofina ,akoatr\' izay anefa d... tohiny
novalian'i rova30 ny 14/09/2007 13:47
rova30 ( 11/09/2007 14:36)
Fihinanana sakay?
Izaho dia tena mankafy sakay , ary mba tiako ho fantatra ny mety vokany eo amin' ny fahasalamana?!!!Misaotra mialoha!... tohiny
novalian'i arialy ny 24/09/2007 10:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0172