Atopatopan- dranomasina izy izay!
1. rova30
(
07/10/2007 00:49)
Variana nihainohaino hira aho omaly hariva , ... Dia lasa tany alavitra(akaiky) be tany ny eritreritro! Efa aty an-tanin' olona aho vao tonga saina hoe: hay hadinoko any daholo 'lay izy (l)EMBONA
Ho anareo izay eo antoerana(mada), dia an-kafizo fa mbola eo aminareo daholo:
* 'Lay mamindro harivariva eo amoro-patana , miandry vary ho may!sady mitono kitoza na voangory(fotsi-vody)hihihi "lay avy nanaovana rodombe takariva iny, ao ny mpitantara angano, ao ny mpihaino! misy moa ny sasany izany dia tena mamorona 'lay honohono mampatahotra ireny(mba hampatavitavy tsara 'lay resaka!)hono io.:-P ...
* 'lay feon'ankizy milalao amin'ny andro diavolana!
* 'lay mitandorona ambodi-rindrina mba mikalokalo eo, na koa mihaino fotsiny izay vazon'ny sasany rehefa tsy misy hapoaka.
* 'lay feom-baliha mody masoandro (Radio) ,avy eo mihaino angano ...INDRAY ANDRO HONO! Asa raha mbola misy?!
* 'lay tratra hariva avy nanjono (nefa tsy mampaninona fa ho trondro ny laoka anio hariva) Ataovy bebe fotsiny ho'aho ny sakay:-P
ny tsiahin'ny hariva no tena betsaka fa rehefa atoandro idray mitanisa ny sisa!;-)
Ohatry ny lasa antitra tampoka mihintsy aho mahatsiaro an'ireny! hadinodino 'lay tsy dia nahomby fa toa izay nahafinaritra foana no toa tiana hiverina ao antsaina:)...

novalian'i niryna ny 12/10/2007 22:16
2. Fiffi
(
07/10/2007 06:39)
:(:( de azo valiana hoe:
Vorona o! mba mivilia hitondra bitsika any
Vorona o! harivariva an-tanin'olona aho
Ampitandrano(x2) re! no misy anay
Jereo fa vitsika momba kitay
K'ity manafatra anao
Vorona o! mba hivilio ilay akaniko any
Vorona o! hatopatopan-dranomasina izy izay
Jereo fa nosy misaritsarin-tongotra hankavia
Tsy takatr'antso ka e! mba vimbino
Ity teny fohy hoe tsy adino
Tsy ditrany hono hoe no nandaozany ny akany maminy iny
Tsy antery anefa fa nafaitra loatra ilay fitenin'ny havany iny
Tsy tantiny tokoa ka notinafiny famoizana ny ela
Tsy vato anie ny fo f'injao mitepo ihany vonona hifamela
na le hoe:
vetsoy ny hiranao oooo fa manin-te hody.....
manin-te hody am ikaky sy neny aho , manin-te hody...
rova30: njy koh mampalasa embona an ! :(

3. radjery
(
07/10/2007 07:12)
rova30 : tsara daholo ireo voalaza ireo fa saingy cliché fotsiny ireo:), in-droa na in-telo ra betsaka ao anatin'ny taona enao no mety ahita na miaina an'ireo :?fa ny akabeazan'ny olona efa samy any an-tokantranony daholo izao, ny fiainana efa sarotra tsy vitan'ny mitaingy tambo intsony :x indrisy fa fahatsiarovana ny andro tamin'ny taona 80-90 izany :?, izao zao rehefa mba misy atokona iny dé mandé kabaret ny ady eo:D tongava manao vakansy dé anaovanay fiaonana milay bé mitovy amireo nofinofinao ireo é!:lol:
4. kallie
(
07/10/2007 10:47)
:) i Rova marina ve mieritreritra oe mbola misy voangory any Dago? ary ny ankizy amzao tsy mahay hisambotra akory fa oziz oe "beuuuuurkkkkk" :-D:-D:-D:-D tsy aleony mijery Titeuf sy Manga refa hariva zany?
- Ny dadabe sy bebe efa tsy mahay angano tsony satria efa ela no tsisy mpiaino, "efa taloha zany e..."
- Ny honohono misy fa "honohono fifosàna" oe "ranona hono nananona...."
- Ny ray amandreny tsy afaka amoaka ny ankizy am andro diavolana fa matahotra mpanolan-jaza (vavy antitra ar moa mbola misy manolana ko)
- Ny tanora raha té hihirahira tsy eny ambody rindrina intsony fa efa betsaka ny manofa salle de répétition na studio kely...(par heure)
Santionany fotsiny ireo, ilazana fa tena efa fahatsiarovana marina sisa ny "taloha", ary efa mia antitra za... :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

5. simplex
(
07/10/2007 13:34)
mijery serie genre feux de l'amour ndray zao no malaza e :P
ra tsy izany d manao sortie, mamonjy spectacle, manao fety eee :P
fa marina zany e, topatopan'ny ranomasina izy zay. Enganie mba tsy hilentika :roll::):°):-P8)8)
6. rova30
(
07/10/2007 15:47)
Tsy hilentika izany io ry Simplex a!:-PAiza ary izany?!!!
Ataovy ambony tsara fotsiny ho'aho ny fanantenana!
... ny Fahin-tsika rehetra (na izaho na ianareo) dia ao daholo no nampirimina , koa avela ho rendrika :(:?:

7. rova30
(
07/10/2007 17:05)
Mahaiza mankasitraka fotsiny ho'aho, izay eo an-toerana!
'Lay fy amin'ilay fiainana anie , tsy tazana raha tsy efa lavitra e! Ary tsy ilàna télé sy ny karokany io fa...diniho tsara fotsiny !...
* Rehefa mian-tsena ohatra: Ilay miady varotra be ireny ( tena ankafiziko lavitra noho ny manenjika solde sy promo )...Tombanany ambonimbony tsara aloha ,izay amidy ! Dia eo amin'izay ary!!! Iza amin-tsika sy ianao no tena manan-talenta : Tsy misy fetra amin'io , fa izay azo jerena eny rehetra eny dia hiadiana varotra daholo! :-P (ady madio,mahasalama, mahatsara fihavanana )dia... Ohatrinona ity? ...mila mbola tsy ho voavaly avy le fanontaniana dia efa eo koa ny manaraka, ao lay mody mitaraina be ireny, ao 'lay mitantara ny fiananany hatrany amin'izay tsy anontaniana avy,ny an'ny sasany izany mantsy mivoaka hatramin'ny tsinaim-paosy mihintsy! Izy avy io !
...tsisy fanampiny ?!Aiza ny kadooo?SNS ...Ohatran'ny tsy azo fy izany lay tsena raha tsy somary niady varotra kely ihany aloha! Hatramin'ny course taxi avy hita hifampizazoana,somary mora miakatra kely izay rehefa manomboka manerika ny andro;tsaroako tsara ,indray andro izay, teny Ankorondrano! eeeeehhhhhhhh! Mbola mandrak'ankehitriny angamba io izao!

8. Fiffi
(
07/10/2007 17:36)
heu...aty koh nié afaka miady varotra eh ! fa tsy any am magazay io an ! fa eny an-tsena...tsy ny tsena rehetra koh fa ho gaga eo ny olona :-D:-D:-D
9. simplex
(
07/10/2007 17:49)
rova30,
:D:D:D
alentiko eo io an :roll::°):-P:-D:-D
revim-behivavy loatra ny an'i toi, mampatsiahy ny miantsena miaraka @ neninay :P:) manina ihany fa zany hoe faly ihany koa fa tsy manao an'iny corvee iny tsony :lol::@;-)
10. Fiffi
(
07/10/2007 17:59)
simplex:nga hono akia nampijaly zany corvée zany ? :-D:-D:-D
fa zany hoe faly ihany koa fa tsy manao an'iny corvee iny tsony :lol::@;-)
13. rova30
(
07/10/2007 19:36)
Fiffi:
heu...aty koh nié afaka miady varotra eh ! fa tsy any am magazay io an ! fa eny an-tsena...tsy ny tsena rehetra koh fa ho gaga eo ny olona :-D:-D:-D
:DKa eo indrindra ange e!Raha amin'ilay ady varotra dia hafa ihany 'lay any MADA, Topon-daka mihitsy( sady fifanakalozana no fianarana miatrika fiainana):
Tamin'izaho vao hiala tany , dia vilany cocotte (28) no novidiako tamin' izay,teo ka! ady varotra re ity, ary tsy corvé amiko mihintsy 'lay izy an! Mampiresaka no tena mafotaka amin'io ;ny hividianako ravim-bomanga handrahoako amin'ilay izy no mba fika nandreseko lahatra tamin'izay, kanjo nony tonga taty andafy! hoy ianareo? Tsy mba fahita izany ravim- bomanga!
Ary 'lay ady varotra , any tsy mifidy, fa na lahy , na vavy ,mandeha daholo fa tsisy olana io.
Tongava maraindraina fotsiny ,indrindra mantsy rehefa tsena zoma iny! Ny any amin' ny station' ny essence ihany no tsy asiana resaka !
Raha aty andafy ianao no hampiresaka ela amin' ny vidin' akoho iray sy hanombatombana toy ny any mada???... eo ianao no horaisina!Aleon-jareo manenjika lava ity fotoana efa ela tsy ho tratrany ity!
... dia any amin' ny EBAY.ADIVAROTRA aloha manandrana .:-P
15. rova30
(
07/10/2007 19:51)
Aiza no misy an' zany ? eny an-tsena ve? Sady hafa ihany ho' aho 'lay mitarazoka amin'ny fanao gasy:-D
17. pissoa
(
07/10/2007 19:57)
rova30:
Mahaiza mankasitraka fotsiny ho'aho, izay eo an-toerana!
'Lay fy amin'ilay fiainana anie , tsy tazana raha tsy efa lavitra e! Ary tsy ilàna télé sy ny karokany io fa...diniho tsara fotsiny !...
* Rehefa mian-tsena ohatra: Ilay miady varotra be ireny ( tena ankafiziko lavitra noho ny manenjika solde sy promo )...Tombanany ambonimbony tsara aloha ,izay amidy ! Dia eo amin'izay ary!!! Iza amin-tsika sy ianao no tena manan-talenta : Tsy misy fetra amin'io , fa izay azo jerena eny rehetra eny dia hiadiana varotra daholo! :-P (ady madio,mahasalama, mahatsara fihavanana )dia... Ohatrinona ity? ...mila mbola tsy ho voavaly avy le fanontaniana dia efa eo koa ny manaraka, ao lay mody mitaraina be ireny, ao 'lay mitantara ny fiananany hatrany amin'izay tsy anontaniana avy,ny an'ny sasany izany mantsy mivoaka hatramin'ny tsinaim-paosy mihintsy! Izy avy io !
...tsisy fanampiny ?!Aiza ny kadooo?SNS ...Ohatran'ny tsy azo fy izany lay tsena raha tsy somary niady varotra kely ihany aloha! Hatramin'ny course taxi avy hita hifampizazoana,somary mora miakatra kely izay rehefa manomboka manerika ny andro;tsaroako tsara ,indray andro izay, teny Ankorondrano! eeeeehhhhhhhh! Mbola mandrak'ankehitriny angamba io izao!
:@
:-D:-D:-D:-D:-D
18. rova30
(
07/10/2007 19:58)
OOOOOOOOOOY! lavitra be zany! hofaty andalana ihany ny akoho vao ho tonga aty antrano.:lol:
19. Fiffi
(
07/10/2007 20:07)
rova30:inn daholo aki ireo ? =))=))=))=))
* Rehefa mian-tsena ohatra: Ilay miady varotra be ireny ( tena ankafiziko lavitra noho ny manenjika solde sy promo )...Tombanany ambonimbony tsara aloha ,izay amidy ! Dia eo amin'izay ary!!! Iza amin-tsika sy ianao no tena manan-talenta : Tsy misy fetra amin'io , fa izay azo jerena eny rehetra eny dia hiadiana varotra daholo! :-P (ady madio,mahasalama, mahatsara fihavanana )dia... Ohatrinona ity? ...mila mbola tsy ho voavaly avy le fanontaniana dia efa eo koa ny manaraka, ao lay mody mitaraina be ireny, ao 'lay mitantara ny fiananany hatrany amin'izay tsy anontaniana avy,ny an'ny sasany izany mantsy mivoaka hatramin'ny tsinaim-paosy mihintsy! Izy avy io !
...tsisy fanampiny ?!Aiza ny kadooo?SNS ...Ohatran'ny tsy azo fy izany lay tsena raha tsy somary niady varotra kely ihany aloha! Hatramin'ny course taxi avy hita hifampizazoana,somary mora miakatra kely izay rehefa manomboka manerika ny andro;tsaroako tsara ,indray andro izay, teny Ankorondrano! eeeeehhhhhhhh! Mbola mandrak'ankehitriny angamba io izao!
20. pissoa
(
07/10/2007 20:18)
hi hi hi ! alaiko antsina i rova manao an'ireo eny Andravoahangy :-D:-D:-D