Atopatopan- dranomasina izy izay!

21. Fiffi ( 07/10/2007 20:25)
:-D:-D:-D:-D tena =))=))=)) zah ato klé ! :-D:-D:-D (soahiany fa tsy misy mahita....):-D:-D:-D
22. pissoa ( 07/10/2007 20:29)
mampime koa le hoa soa fa tsisy mahita :-D:-D:-D
23. Fiffi ( 07/10/2007 20:33)
ka zah irery no devant ny ecran de tsy misy mahita koh ! :-D:-D:-D (raha misy mahita manko de so de lazainy eo fa adala sa maninn no tapa=))=))=)) tahak'zany ? :-D:-D:-D:-D
24. rova30 ( 07/10/2007 20:41)
Ary nareo ve tsy mba asiana resaka mihintsy rehefa hividy e?!!

Indray mandeha izay, 'lay naka taxi avy orana iny,niaraka tamin'ny Mama, efa tena 'lay adi- varotra no masaka tato an- tsaina , tonga dia niditra; tao anaty fiara vao hiresaka,loza hoy ianareo?! Hadino ilay anaran' ilay toerana haleha.

Tena tsy nisy nahatadidy , na izaho na izy, dia nivoaka tsy fidiny mihintsy aloha naka eritreritra:-/8-)
25. rova30 ( 07/10/2007 21:13)
Fiffi:

ka zah irery no devant ny ecran de tsy misy mahita koh ! :-D:-D:-D (raha misy mahita manko de so de lazainy eo fa adala sa maninn no tapa=))=))=)) tahak'zany ? :-D:-D:-D:-D



Vao omaly mihintsy aho no tratran'io.Lay variana mamaky lay resaky ny sasany taloha ireny,

*Tsy tadidiko loatra, fa" zavatra naha- menatra be tamason'olona" angamba moa 'lay hevitra:
...Dia misy ilay zatra manao sms , dia varina aho nihomehy sady mamaky ihany, dia misy hoe "...am11 " lay resaka, tena variana loatra ny ho tohin'ny tantara aho, ka nandeha ho azy fotsiny ny saiko namaky hoe "...amin' onze" ...elaela vao tsy azoko tsara lay resaka, vao niverenako kely indray; dia navadiko indray hoe "amin'ny iraikambinifolo" ... Efa tsy nety 'lay iraikambinifolo , zay aho vao tonga saina hoe hay moa "amin'ny tsirairay" kay no tiany holazaina!=))=))=))niampy ilay tantara kely novakiako nampihomehy koa moa lay izy , =))=))=))nandalo wc mihintsy aloha aho ,vao azoazoko ny :-D:-D:-Daiko:-D:-D Aza ny sendran'ireny =)) irery ireny ihany ho 'aho!
26. pissoa ( 08/10/2007 16:36)
za koa sahirankirana kely foana vao mahay an'io tsi11 io :oops::-D
27. niryna ( 12/10/2007 22:16)
kallie:

:) i Rova marina ve mieritreritra oe mbola misy voangory any Dago? ary ny ankizy amzao tsy mahay hisambotra akory fa oziz oe "beuuuuurkkkkk" :-D:-D:-D:-D tsy aleony mijery Titeuf sy Manga refa hariva zany?
- Ny dadabe sy bebe efa tsy mahay angano tsony satria efa ela no tsisy mpiaino, "efa taloha zany e..."
- Ny honohono misy fa "honohono fifosàna" oe "ranona hono nananona...."
- Ny ray amandreny tsy afaka amoaka ny ankizy am andro diavolana fa matahotra mpanolan-jaza (vavy antitra ar moa mbola misy manolana ko)
- Ny tanora raha té hihirahira tsy eny ambody rindrina intsony fa efa betsaka ny manofa salle de répétition na studio kely...(par heure)

Santionany fotsiny ireo, ilazana fa tena efa fahatsiarovana marina sisa ny "taloha", ary efa mia antitra za... :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D



:D
Ny hira natao hoe inona no lany manta ny goavy no lany manta ,ny garanadrelina sns
Toa tsy nahatazana goavy intsony aho fa nataon'ny olona kitay daholo ireny fankanay taloha ireny:cry:
Vao omaly koa aho no nijery ny lanitra toa kintana iray fotsiny no hitako :D
Misy mahafinaritra ny miverina an'eritreritra ireny fa mbola tiako ihany ny fahazazako saingy tsy afaka hiverina intsony.Mbola mamy ny mipetra tao amin'ny ray aman-dreny, miaraka daholo ny ankizy,miady misy levona kanefa rehefa lehibe tsy mitovy an'iny intsony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.44