sos ps rvg

1. rova30 ( 27/07/2009 20:33)

Sao dia mba misy tranga mitovy amin'ny ahy ity, tsy dia olana goavana fa manorisory fotsiny?

radiovazogasy ihany:

Isaky ny mampiditra PS ka tsy mi clik elaela, tonga dia manjavona ho azy ilay PS, dia voatery mampiditra indray dia ity no miseho!

Misy soratra foana ery ambony milaza fa miveriberina ilay PS ?!

Tena mitady vahaolana raha misy.

Misaotra mialoha.

;-)
novalian'i rova30 ny 30/07/2009 13:34
2. fahamarinana ( 28/07/2009 04:02)
:arrow: rova : Ny ahy koa aloha manjavona tahaka izany dia mila mamerina manao mi-login indray ! Na indraindray lazainy fa deconnecté nefa toa connecté ihany satria afaka mandahatra hira aho !
Fa ilay hoe miverimberina foana ilay ps no zava-baovao amiko !
Ho avy eo angamba ny mpandrindra hanazava fa tsa haiko akia a!
Dia tsy tafa intsony zany ve i rova amin'ilay rvg? hotolorako hira zany ve ? :wink: (l)
3. rova30 ( 29/07/2009 22:52)

:) Afaka miditra foana anie ry faha ,fa ilay mamerina manao mi- login ohatran' io lazaindry io no tena mahakamo ahy indraindray , dia jereko maso be eo fotsiny!
Tsy mametraka hafatra fa mihainohaino eo fotsiny.
Dia efa eto aho izany no mametraka ny fisaorana amin'izay hira hohenoiko indray :-P Misaotra betsaka mialoha :}

Mety koa angamba ny mihaino radiokfito ;-)

4. fahamarinana ( 30/07/2009 03:16)
:arrow: rova : sady ny masondry efa komany be io amin'ny avatar io knouh ! :-D :-D :-P (l)
5. rova30 ( 30/07/2009 13:34)
8O
Fahamarinana: Atao izay mety e!

Jamba aho fahiny, mahiratra aho ankehitriny!

Amen ^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2718