Ankamantatra
3. rova30
(
30/09/2007 16:05)
Salama aho fa tsy tonga lafatra/ N°1 fa tsy voalohany/Vehivavy "malgache" tsy mahataitra ahy , fa raha ao @ serasera :namako daholo daholo, mahaliana ahy/ary farany:'za bandy saika espanola fa mbola gasy hatramin'izao!!! :@...:-w:-w:-w:-w!
12. xxx
(
30/09/2007 23:38)
Rova30:...... :?::roll:
Salama aho fa tsy tonga lafatra/ N°1 fa tsy voalohany/Vehivavy "malgache" tsy mahataitra ahy , fa raha ao @ serasera :namako daholo daholo, mahaliana ahy/ary farany:'za bandy saika espanola fa mbola gasy hatramin'izao!!!
13. salmo1
(
01/10/2007 00:00)
rova30:
Salama aho fa tsy tonga lafatra
tsy ampy kely zany ?!
rova30:
Vehivavy "malgache" tsy mahataitra ahy
lol vaza ihany ve hono mataitra azy:?:
rova30:
farany:'za bandy saika espanola fa mbola gasy hatramin'izao
MMM Eto @ ity frazy ity misimisy azahoako azy tsara, ary fantatro ilay akamantatra. :-D:-D
;-)
15. salmo1
(
01/10/2007 00:23)
Le oul saika nisy nikôtikôty iny ve kalouny zany? sôde tsy iny mantsy, :?:
Izaho kalouny mbola afa-po sôde tsy iny eritreretiko iny zany lol
;-)
Izaho kalouny mbola afa-po sôde tsy iny eritreretiko iny zany lol
;-)
16. rova30
(
01/10/2007 00:38)
:-@Tonga dia any amin'lay kotikoty ! 'zany ary izy hoe Tsy taitra am' "malgache" HONO? =)):b Mba mandeha koa 'zany sain' Salmo1 'zany!...Tsy ampy kely hoe? Saiky tapaka ny tsinaiko:°)
20. rova30
(
02/10/2007 15:03)
Salmo1 , Iza iry ambony iry o!?????????????????? Aleo ihany atao hoe : " Tsy tonga lafatra", amin' izay mba mitovy amin' ny be sy ny maro!