Ankamantatra

21. Fiffi ( 02/10/2007 15:42)
rova30:
Aleo ihany atao hoe : " Tsy tonga lafatra", amin' izay mba mitovy amin' ny be sy ny maro!
fa iza no tonga lafatra ? misy nga zany ? :roll:


22. rova30 ( 02/10/2007 20:50)
Fiffi! Vakio hatrany ambony aloha, dia ho azonao ilay resaka.Namaliako ny fanontanian' ny salmo1 ihany io!
23. simplex ( 02/10/2007 21:06)

rova30,
omeko tuyau enao:
taloha izy nankafy ny "vary roa kapoaka", izao izy mankasitraka ny Ray ao ambony :)

^:^^:^
24. pissoa ( 02/10/2007 21:25)
salmo1:

Le oul saika nisy nikôtikôty iny ve kalouny zany? sôde tsy iny mantsy, :?:

Izaho kalouny mbola afa-po sôde tsy iny eritreretiko iny zany lol
;-)


Ary misy zistwara kay le ankamantatra kle ! :-D

Ankamantatra manaraka : Iza kay le saika nikotikoty ny valin'io ankamantatra voalohany io ? :-D:-D:-D
25. rova30 ( 02/10/2007 22:35)
Iny idray no tsy hitako ry pisoa! :oops: Hay ve izao koa fomba iray e? Nde handramako any ankafa rahampitso,fa raha ity ? ... Na ny filesiko aza tsy mety hitifitra:-P Tsy hitetateta aho koooooooooo!Vazaha be ireny ve, ny maka mpandika teny ary efa tsy fidiny!
26. rova30 ( 02/10/2007 22:43)
Simplex: vary roa kapoaka ?:roll:
27. xxx ( 02/10/2007 23:13)
rova30:
Dray, f' angaha misy rova lehilahy koa:?::roll:


Na ny filesiko aza tsy mety hitifitra


Inn any no tna marina e :roll::roll: misangojy ngambany i rova kouuuu:!::!:
28. rova30 ( 02/10/2007 23:32)
Nde- hatory aloha, fa rehefa miposaka ny masoandro, hiverina indray hanazava. Hadinoy kely aloha ilay rova, sao pelaka na lesb eo no iafarany!;-)
29. pissoa ( 03/10/2007 13:32)
rova30:

Iny idray no tsy hitako ry pisoa! :oops: Hay ve izao koa fomba iray e? Nde handramako any ankafa rahampitso,fa raha ity ? ... Na ny filesiko aza tsy mety hitifitra:-P Tsy hitetateta aho koooooooooo!Vazaha be ireny ve, ny maka mpandika teny ary efa tsy fidiny!

:-D:-D:-D
Fa inona ary ity kabary be an'i rova30 ity kle ! Angaha mety ho i rova30 ny valin'io ankamantatra nataoko io ? :-D:-D:-D

30. rova30 ( 03/10/2007 14:36)
xxx:

[quote=rova30]Dray, f' angaha misy rova lehilahy koa:?::roll:


Na ny filesiko aza tsy mety hitifitra


Inn any no tna marina e :roll::roll: misangojy ngambany i rova kouuuu:!::!:
Hay marina tsy mety ilay phrase-ko!f' ahoana moa no azo hilazana an'io raha vehivavy aho no miteny?8O:?:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0415