Kaontim-bary

1. RATOVOARY ( 20/08/2008 05:31)
Sendra nitsidika blaogy-n'ny iray aho de lasa ny eritreritro hoe ndao hoe andramana atao endrika lalao le izy.
Toy izao zany no fandehany : Kajikajio arakaraky ny taona niainanao sy ny fatra laninao hoe ny vary nohaninao hatrizay.
Ny ahy zao ohatra de 25 550 kapoaka eo ho eo / 7 300kg eo ho eo hatrizay niainako sy tokony eo amin'ny taona nihinanako vary.
Mba mety ho firy koa ary ny lanin'ny namana. :-w :-w :-w
novalian'i endrika01 ny 23/08/2008 03:56
2. Zozoro ( 20/08/2008 09:41)
14.250 kapaoka. Hay ve tena nihim-bary be mihintsy aho e ! :P Tanimbary efa ho an-hectare maro mihintsy :-D :-D :-D :-D
3. tokynat ( 20/08/2008 12:02)
de mba eritrereto oe ny halalin'ny lavaka nanarinao azy! :lol: :lol: :lol:
4. RATOVOARY ( 20/08/2008 12:16)
de mba eritrereto oe ny halalin'ny lavaka nanarinao azy!

Ny lany aloha ry tokynat no kajiana a! fa rehefa atsy ho atsy de mandrefy ny halalin'ny lavaka tadiavinao zay.
5. Zozoro ( 20/08/2008 13:47)
tokynat:

de mba eritrereto oe ny halalin'ny lavaka nanarinao azy! :lol: :lol: :lol:


Fa ianao angaha raha alohan'ny hinanam-bary dia efa mandrefy ny anarianao azy aloha ? Ka ilay lavaka hanarinao azy izany no tena ambony alohan'ny hisakafoanana? Dia tokony hanitatra ilay lavaka ianao alohan'ny hisakafoananao.
8) 8) 8)
6. Stretch ( 20/08/2008 16:15)
manimba rivotra ko ry tokynat nefa tokony kilalao milay be s s s s s
:{ :{ :{ :{
7. endrika01 ( 20/08/2008 17:42)
Zah tsy mahay mikoty ,manao kajy zany a,ny ahy vary 1sotro be no laniko,de tsy haiko we firy kapoka le izy!=))=))=))
8. dadabe ( 20/08/2008 20:11)
arahako boka aafara toi ry endrika a :wink: :-*
9. Bita ( 21/08/2008 10:50)
Dia kaotio ary hoe firy taona ary i Ratovoary raha nahalany 1 kapoaka isan'andro izy rehefa mihinana?
10. RATOVOARY ( 21/08/2008 11:32)
Bita> Zahay zanaka tantsaha, ary manao kibon'ny tantsaha donc raha 1 kp isan'andro zany tsy ampy bdb, ka izay no mahtonga io fatra io ho ambonimbony ihany :-D :-D :-D Zahay manko tsy mba nozarina zany gouter² zany fa ny vary ihany sy ny hanin-kotrana :P :P
11. endrika01 ( 21/08/2008 12:28)
[quote=dadabe]
arahako boka aafara toi ry endrika a :wink: :-*
[/quo
12. Stretch ( 22/08/2008 14:04)
hein , efa 70 taona be zao enao Ratovo ra 1 kapôka isan'andro , fa nareo zany le minam-bary am koveta ra azoko tsara an , arako tsara reny tam mbôla kely manao vôkansy an ambanvoatra , de ro tsaramaso atondraka ny lôka , fa tena raim de vita , :miam:
13. RATOVOARY ( 22/08/2008 14:15)
hein , efa 70 taona be zao enao Ratovo ra 1 kapôka isan'andro , fa nareo zany le minam-bary am koveta ra azoko tsara an
Efa nilaza aho fa tsy vitan'ny 1kapôka zany ary tsy mahalany 1 koveta zany koa aloha nade hoe tendan-kanina ohatry ny inn azae! ratsy ze mito ko! lol :-D :-D :-D :-D
14. Stretch ( 22/08/2008 14:46)
Ratovo :evil: ts'ita iany zany nareo ko am kapôka tsy ampy amena am koveta tsy maovoka , eo ary fa koveta kely de asina sôsisy :-* miaraka am bex

30 taona zany elà
15. endrika01 ( 23/08/2008 03:56)
:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3979