TOLOTR'ASA

1. RATOVOARY ( 18/02/2009 12:34)
Misy asa izay any Maurice ho anareo vehivavy na manana namana vehivavy te-hiasa any. ( GĂ©rante d'une Pharmacie ny poste hotazonina )
Andefaso hafatra aho izay liana
RATOVOARY
novalian'i Peti ny 08/07/2011 10:28
2. Mirananirina ( 18/02/2009 13:36)
Fa angaha gasy no tadiavina sa gasy no tompony.Tsara kosa izany.Alefaso haingana ny CV sy lettre de motivation nareo vhv e.
Fa maninona no tsy lhl........sangisangy io an
3. fahamarinana ( 18/02/2009 13:47)
:arrow: ratovo : ao mba reserver-o ho any bavy e!!! :) (l)
4. RATOVOARY ( 18/02/2009 13:52)
Fa angaha gasy no tadiavina sa gasy no tompony.Tsara kosa izany.Alefaso haingana ny CV sy lettre de motivation nareo vhv e.
Fa maninona no tsy lhl........sangisangy io an

Gasy no tompony ary ny nolazainy aza de 80% ny client-ndry zareo gasy daholo hono, namako be ny resp. recrutt n'izy io. Tsy napetrako eto ny adiresy handefasana ny dde fa rah liana ianao de alefako any @ hafatra.
Fahamarinana> alefaso haingana ny CV fa sao dia tara.
5. Mirananirina ( 18/02/2009 15:49)
Gasy no tompony ary ny nolazainy aza de 80% ny client-ndry zareo gasy daholo hono, namako be ny resp. recrutt n'izy io. Tsy napetrako eto ny adiresy handefasana ny dde fa rah liana ianao de alefako any @ hafatra

Efa miasa eto France aho ry Ratovoary fa misaotra betsaka.Mahafinaritra ny toetsainao manome asa hoa ny gasy,sy milaza izany eto.
6. Peti ( 08/07/2011 10:28)
Salama enao mr Ratovoary,miala tsiny indrindra tompoko fa manadala anao aho, mety mba azonao omena ahy ve azafady indrindra ny contact mety hahazoako mifampiresaka aminao satria namaky ny forum aho dia nahita ireo tolotr'asa alefanao eto koa raha tsy mahadiso tompoko mba te hifandray aminao @ alalan'ny mailaka aho na chat yahoo raha toa ka manana enao,ny olako tsy mety tafiditra @ chat @ namana mintsy aho. Dia mbola mamerina ny fialana tsiny indrindra tompoko dia misaotra mialoha. PetiSalama enao mr Ratovoary,miala tsiny indrindra tompoko fa manadala anao aho, mety mba azonao omena ahy ve azafady indrindra ny contact mety hahazoako mifampiresaka aminao satria namaky ny forum aho dia nahita ireo tolotr'asa alefanao eto koa raha tsy mahadiso tompoko mba te hifandray aminao @ alalan'ny mailaka aho na chat yahoo raha toa ka manana enao,ny olako tsy mety tafiditra @ chat @ namana mintsy aho. Dia mbola mamerina ny fialana tsiny indrindra tompoko dia misaotra mialoha. Peti
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1043