AMPIO AHO FA TSY VOAVALIKO

1. RATOVOARY ( 29/08/2008 14:34)
Nanontanian'i Honorat ( ao @ Torak'hehy ) aho hoe : Nandalo teto Mcar hono Jesosy fa tsy hitany, de hoe oviana hono izy zany nadalo teto zany?
novalian'i Simpona ny 30/09/2008 10:28
2. xxx ( 29/08/2008 21:12)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/sakelidalana/video/x2d85w_sakelidalana-nandalo-teto-ve_music
io ngamba mahavaly
3. RATOVOARY ( 30/08/2008 05:22)
Saika voavaly fa tsy izy aloha e!
Marihiko fa vao tao anatin'ny herintaona hono izy no teto ozy Razoky niresaka tamiko omaly. :-w :-w :-w
4. fahamarinana ( 30/08/2008 12:27)
:arrow: :re---w :-w :-w (l)
5. richtiana ( 30/08/2008 12:41)
:lol: :lol: :lol: tamin'izy le nanao clip n'i TSILIVA re a,enao ngah tsy mba nahita an'iny kay, ny gasy ne firenena voafidy ao anaty baiboly, araka ny tenin'i AVOKO e. =)) =)) =))
6. mbilokelybezao ( 31/08/2008 12:46)
inona no fanalavana ny hoe fingotra?
7. RATOVOARY ( 01/09/2008 06:30)
Ity no valiny ary e!
richtiana:
tamin'izy le nanao clip n'i TSILIVA

8. nathie86 ( 02/09/2008 13:34)
mbilokelybezao:

inona no fanalavana ny hoe fingotra?


lavalava
:lol:
9. tsiambaratelo ( 06/09/2008 10:30)
RATOVOARY:

Nanontanian'i Honorat ( ao @ Torak'hehy ) aho hoe : Nandalo teto Mcar hono Jesosy fa tsy hitany, de hoe oviana hono izy zany nadalo teto zany?



Zah tsy mahay ny valiny:-P
10. caprio ( 17/09/2008 19:12)
inona ndray ny fanalavana ny hena?
11. mahell ( 29/09/2008 10:43)
caprio:

inona ndray ny fanalavana ny hena?


Valiny: sôsisy
12. Simpona ( 30/09/2008 10:28)
kitoza ka,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4982