Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Simpona, milahatra araka ny daty
Simpona ( 03/03/2014 07:33)
Vakin-tavoahangy
Misy mivarotra vakin-tavaoahngy fanaon'ny olona amin'ny tamboho ireny ve sa tsy maintsy manangona tavoahangy vao mamaky? Mba atorony hevitra izay mahalala. Misaotra indrindra... tohiny
Simpona ( 09/01/2014 11:28)
Fianarana Mandrafitra
Tratry ny taona aby, Mitady fianarana mandrafitra ahaizana ao anatin'ny fotoana fohy aho ka sao misy afaka manoro. Tsy hanao mpandrafitra matianina akory ny tanjoko fa otran'mba ankafiziko fotsiny il... tohiny
novalian'i Simpona ny 20/01/2014 09:29
Simpona ( 21/09/2009 13:12)
Rajakombazaha
Nisy tonokalo izay natao fanadihadiana tam'zay tany amin'ny lycée taloha : "rajakombazaha ny lohateniny", Tsy tadidiko ny mpanoratra Sao dia misy afaka manoma ny tonon'io tonokalo io nareo azafady? ... tohiny
Simpona ( 21/09/2009 12:45)
Rajakombazaha
Nisy tonokalo izay natao fanadihadiana tam'zay tany amin'ny lycée taloha : "rajakombazaha ny lohateniny", Tsy tadidiko ny mpanoratra Sao dia misy afaka manoma ny tonon'io tonokalo io nareo azafady? ... tohiny
Simpona ( 02/09/2009 09:48)
Mitady solfa gasy hianarana mitendry valiha
Salama daholo, Mba omeo anarana site misy solfa hira malagasy hianarana mitendry e. Valiha no tiako hianarana amin'izao. Misaotra indrindra... tohiny
novalian'i Envy7 ny 04/09/2009 03:53
Simpona ( 26/08/2009 07:00)
Misy ve olona manana fitiavan-tanindrazana marina eto ...
Toa mahakivy ihany ny mieritreritra ny raharaha politika eto amitsika, hita taratra samy miady seza sy miaro ny tombo-tsoany manokana daholo ireo olona milaza azy ho manana andraikitra sy te hanana fa... tohiny
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 13:47
Simpona ( 24/08/2009 13:53)
Kiraro trekking
Aiza kay izao no misy magazay mpivarotra ireny kiraro fanaovana dia an-tongotra lavitra ireny na "trekking" (chaussure de marche) eto Tana fa hatram' nahavaky ny tanana teto de tsy hita tsony... tohiny
novalian'i ni81 ny 01/09/2009 19:38
Simpona ( 09/02/2009 09:47)
Mety hilamina ve raha toa ka ...
Mino ve ianareo fa raha ohatra ka mametra-pialana amin'izao i RAVALOMANANA dia hilamina izao disadisa izao ? (tsy miteny aho hoe mety hisy izany fa vinavina ny tohiny fotsiny no atao) ... amiko manok... tohiny
Simpona ( 08/02/2009 16:42)
Mendrika tokoa ve?
Raha izaho no teny amin\'ny 13 May tamin\'ny sabotsy dia vao naheno aho hoe i Monja Roindefo no Praiministra dia tonga za de nody fa tsy nitonantonana teny antaninarenina. Mendrika ny anolorana ny ai... tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 18:54
Simpona ( 02/02/2009 12:58)
Toeram-mpilanonana
Saika mba hanotany anareo ny listen'ireny toeram-pilanonana eto Tana ireny aho raha misy afaka manome. Raha miaraka amin'ny num tél an'ilay toerana vao maika tsara. Nijery annuaire za de vitsy ny ao... tohiny
Simpona ( 02/12/2006 09:37)
Pety, manomana fanakorotanana sahady
Nilaza hono i Pety tam faradoboka nataony tao am stade Fianarantsoa omaly fa hametraka barazy manomboka androany 02 desambra. Notanterahiny tokoa ny teniny ka mamory olona eo alohan'ny stade izy iza... tohiny
novalian'i xxx ny 06/12/2006 10:03
Simpona ( 22/11/2006 16:13)
Cardiologue hafa koa
Nisy caridologue iray izay tena nalaza sy tena tian'ny olona maty izany ka tonga nikarakara ny fandevenana azy daholo ny olona notsaboiny. ho fanomezamboninahitra azy sy ny asany dia natao miendrika ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/11/2006 18:37
Simpona ( 15/11/2006 09:06)
Sac spécial
Nividy poketra teny antsena ity ramatoa iray. Ka nahita iray mahafinaritra azy: - Madama: Ary vita inn ity poketra ity fa toa hafakely?? - Mpivarotra: Tena tsara io madama a, azo entina miasa sady a... tohiny
novalian'i aigredoux ny 20/11/2006 14:49
Simpona ( 15/11/2006 06:45)
Propagandy hafakely
Raha dinihana dia ny fanaratsiana ny mpifaninana no tena mandeha amin'izao fampielezan-kevitra izao. Tsy dia milaza loatra hoe [b]izaho[/b] no izao fa ny betsaka dia hoe i [b]Rakoto na Rabe[/b] ôtr'... tohiny
novalian'i mitia5 ny 16/11/2006 12:19
Simpona ( 09/11/2006 08:34)
Semi remorque
Nisy camion iray mitarika remorque zany mandeha amin'ny RN7 iny. Nahahitsaka vorotsiloza niampita tampoka ilay remorquen'ilay camion. Nijanona ilay mpamily ary nidina. Tezitra be ilay tompn'ilay voro... tohiny
novalian'i shao ny 15/11/2006 15:07
Simpona ( 07/09/2006 08:41)
PAZZAPA iza ny iray hiala
Iray sisa no miala am villa pazzapa fa ny ambiny manao album. Ho afaka ihany ve i Justin sa tsia. efa in-6 nominé zay. Tairo ny fanetanana izay fidinareo ...... tohiny
novalian'i mimich ny 18/09/2006 08:10
Simpona ( 26/08/2006 06:26)
Bitro
Mba atoroy fomba fikarakarana bitro fa io ny hena isan'ny tiako indrindra nefa tsy haiko ny mikarakara azy, ... manomboka am'le mamono sy manala ny ao anatiny io an.:P:P:P Misaotra indrindra... tohiny
novalian'i soanja ny 09/09/2006 00:25
Simpona ( 08/06/2006 14:20)
Kintana gasy
Mba omeo anarana kintana amin'ny teny gasy we ze mahalala (oh: Fitarikandro, ...) Misaotra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 11:48
Simpona ( 27/05/2006 10:56)
tribune 27 05 06 : Mahafaritsy y sera aussi
Propagandy avant terme + course hélicoptères : hisy raha ty taona ty, sady efa misy ny nanonona ny vola hampiasainy am fifidianana, mbô avy taiz ary reny sôsy reny :-w:-w:-w :@:@:@... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/06/2006 05:58
Simpona ( 21/05/2006 08:48)
Am teny vahiny
L'éléphant et chameau ont dialogué: - l'éléphant: Pourqoui tu as tes seins sur le dos? - le chameau: Drôle de question venant d'un animal qui a sa bite sur la figure... tohiny
novalian'i sasa ny 23/05/2006 03:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305