Mety hilamina ve raha toa ka ...
1. Simpona
(
09/02/2009 09:47)
Mino ve ianareo fa raha ohatra ka mametra-pialana amin'izao i RAVALOMANANA dia hilamina izao disadisa izao ? (tsy miteny aho hoe mety hisy izany fa vinavina ny tohiny fotsiny no atao)
... amiko manokana dia tsy mbola mora hoan'i TGV ny mandray fitondrana raha misy izany, mety mbola sahotaka aza vao hahita lamina maharitra (raha hisy izany)
Asa ny hevitrareo
... amiko manokana dia tsy mbola mora hoan'i TGV ny mandray fitondrana raha misy izany, mety mbola sahotaka aza vao hahita lamina maharitra (raha hisy izany)
Asa ny hevitrareo
novalian'i MANAKASINA ny 09/02/2009 16:42
2. xxx
(
09/02/2009 09:58)
Aleo i tgv nanongana dia avy eo dakana miaraka aminy i Ra8 sy Ratsiraka fa ny vahoaka no mitady olona hisolo azy ireo.
3. Picsou
(
09/02/2009 09:58)
Tsy fantatro na ahoana ny fieritreritrao fa ny ahy dia izao: na iza na iza no mitondra eo dia tsy maintsy hisy foana ny mpanohitra fa ny fomba fisehony no samy hafa. Raha toa ka mbola mitondra ra8 dia tsy maintsy ho ela foana vao tafarina, raha toa i Andry indray dia tsy fantatra izay ho fomba fiasany. Ny tsara dia ny manakina ny fiainam-pirenena @ Andrimanitra.
4. marozevo
(
09/02/2009 10:00)
Izaho manokana dia tsy d'accord amin'ny hialan-dRa8. Ny antony : Raha vao miala alohan'ny fotoana izy dia afaka mirotsaka ho fidiana indray ary manao mandat roa hafa indray... dia mitovy am tamin'ny 1975 - 2001. Aleo izy ho eo ihany andram-paha 2012, avy eo tsy miverina intsony. Sady mba ho afaka mijery izay tena mahavita mandritra ny telo taona ho avy fa tsy maimaika toy izao atao amin'i TGV izao. Io aloha tsy itokisako e.
Nt hoe hilamina ve izao disadisa izao raha miala Ra8. Arakarak'izay mipetraka eo koa... Raha olona to-teny sy tiam-bahoaka ve haninona moa, nefa ahoana no hahafantarana izany raha tsy amin'ny fifidianana ihany.

5. tsikikely
(
09/02/2009 10:13)
Mitovy hevitra amin'i Marozevo aho. I TGV anie ka saribakolin-dRatsiraka sy Rajaonarivelo ary ny hafa tsy nahazo ny tiany tamin-dRA8 é.
Jereo anie fa "manipulation" ny zava-mitranga rehetra.
Mampalahelo ny mamoy aina fa rehefa fantatra izao hoe aza atao, jamba be ny olona é ?
Mivavaha re olona ho an'ny Madagasikara à.
Jereo anie fa "manipulation" ny zava-mitranga rehetra.
Mampalahelo ny mamoy aina fa rehefa fantatra izao hoe aza atao, jamba be ny olona é ?
Mivavaha re olona ho an'ny Madagasikara à.
7. marozevo
(
09/02/2009 11:06)
Asa na marina izany na tsia... Samia mba mikaroka loharanom-baovao e... Dia izay mahita aoka hilaza. Fa raha tena olona izy, dia tsy tokony hahagaga izany. Raha tsy mametra-pialana izy no tokony hahagaga.
8. xxx
(
09/02/2009 11:12)
marozevo:
Izaho manokana dia tsy d'accord amin'ny hialan-dRa8. Ny antony : Raha vao miala alohan'ny fotoana izy dia afaka mirotsaka ho fidiana indray ary manao mandat roa hafa indray... dia mitovy am tamin'ny 1975 - 2001. Aleo izy ho eo ihany andram-paha 2012, avy eo tsy miverina intsony.
Ka tsy hainao angaha fa ny filoham-pirenena ankehitriny efa afaka manova ny lalampanorenana araka izy hitiavany azy?
dasy:
marina ve izany hoe nanao " demission " ny ministre de la defense ?
ie ni-demissionne androany izy.
9. xxx
(
09/02/2009 11:22)
za koa miombon kevitra @ lay hoe aleo ho tapitra ny mandat ndra8 de miatrika fifidianana avy eo ho hita eo izay mamimbahoaka fa tsy hanao botolo fotsiny @ zao, ary raha ny fahitako ireny kabarin'ny piraiminisitra vaovao teny @ 13 mai ireny a! tsy lany olo manga i Madagasikara fa betsaka tokoa ny zatovo manampahaizana be!
10. xxx
(
09/02/2009 11:32)
aleo ho tapitra ny mandat ndra8 de miatrika fifidianana avy eo ho hita eo izay mamimbahoaka fa tsy hanao botolo fotsiny @ zao, ary raha ny fahitako ireny kabarin'ny piraiminisitra vaovao teny @ 13 mai ireny a! tsy lany olo manga i Madagasikara fa betsaka tokoa ny zatovo manampahaizana be!
Ka ilay izy anie dia tsy tokony izay no fandehany fa i ra8 nanao be marenina sy niavona ka nampiakatra ny hambo-pon'i Andry,Ity koa moa vao boay kely ka dia nirongatra.
Ity zava-miseho ity dia tsy hoe resaka station VIVA fotsiny no olana tao fa efa lonilony niangona tao anatin'ny vahoaka sasany ka ny VIVA no irika iray hanapoahana izany.
11. tsiafoi1
(
09/02/2009 11:37)
Ny azo antoka hampilamina de ny fidiran'Adriamanitra an-tsehatra, izay ihany
Mivavaha, mangataha fifonana sy famindram-po ho an'ny firenenao : Ho an'ireo mpitondra isan'ambaratongany avy, isan-tsokajiny, ho an'i TGV sy ny tariny, ho an'ny vahoaka malagasy rehetra, ary ho anao sy ankohonanao.

12. naritsimba
(
09/02/2009 11:45)
Fanampim-panazavana ihany no omeko, fa raha ny constitution antsika dia mbola mahazo manao 3ème mandat izy, ary ny teny navoakany t@ izy tafaverina avy any am-pita taorian'ny nahazahoany ilay FORCE ONE I, rehefa nanontanian'ny mpanao gazety izy dia nilaza fa raha mbola te hijanona eo @ fitondrana izy dia azony halavaina izany rehefa tiany, toy ny valinteny nataony t@ ilay hoe raha mbola misy tany ho totofana any dia totofako foana, ny fipatrahana eny @ rova aza moa efa nolazainy fa tsy misy olana raha ilaina izany.
Ho ahy dia aleo hitondra i TGV dia manomana ny election manova code electorale, i TGV ange mbola tsy ampy taona ka tsy hahazo hirotsaka raha tsy aorian'izay prezida ho lany eo eh!
Fa raha tsy hiova kosa aloha izay mpitondra ho avy eo na iza na iza dia tsy reraka ny manongana zahay e; aleo tsorina ny marina
Zava-misy ireo fa dia aleo ho hita eo ny fandehany.
13. xxx
(
09/02/2009 11:48)
Ny azo antoka hampilamina de ny fidiran'Adriamanitra an-tsehatra
TELEPHONEO LETSY IZY A!!!! =)) =)) =)) =))
14. xxx
(
09/02/2009 11:48)
o r'zalah àà!!!! jereonareo, fa milamina @zay io, efa tonga ny vazah, d mbola ampian'le afriaknina vo ho avy koa.
efa nilaza teto zà, t@ dinika hafa, fa io, tsy isika MALAGASY no eken'ny andaniny sy ankilany hampivory. mampalahelo. fa rehefa ny vahiny no tonga, d mety.
moa V mpino isika? raha mpino, maninn no tsy nekena ny fanelanelanana nataon'ny FFKM? sa ny anakiray t@le FFKM mafy loha, satria ny debany no ampiresahana?
mampalaelo, fa sika zany, d refa ny VAZAH no miteny oé, adroaty, agaoshy, d manaiky. fa raha samy isika, d tsy hanaiky mihintsy.
firifiry ny reaka teto @ dinika, manome tsiny, na ny andaniny na ny ankilany. nareo V d sahy hiteny, fa itony ngé efa tafiditra ho fitaovana hijerevana ny hetahetan'ny olona é? dtsy nijery tato mihintsy V ry zareo? tsy mbo nampitodika ny sainy mihintsy V ry zareo?
zao ny vokany. firy zay no maty!
averiko ndray, raha izao no toetran-tsika
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HO AVY EO NDRAY=TSY HIOVA MIHINTSY

15. xxx
(
09/02/2009 11:50)
Mety hilamina rah tsy manao be marenina ravalo,
Maninona koa moa no mandrehitra afo foana e, tsy avela hitonitony ny vahoaka vao mandrehitra afo nefa efa fantatra fa vahoaka miandry pitik'afo fotsiny le vahoaka.
Ny iray mihantsy, ny iray mora rangitina be :
- maninona zao rah nanao fampitandremana fotsiny ny VIVA rah tsy tianao andefa integrale ny tenin'i Ratsiraka izy fa de nakatona ny tele VIVA.
- Efa hita fa efa niha-ratsy le situation de maninona rah mba niandry ho tonitony ny vahoaka vao nanendry PDS hitantana ny Tana.
- Maninona rah andrasana mangatsiatsiaka ny fon'ny olona vao mampamoaka didy fampisamborana? Izy aloha mbola tsy nilaza anarana h@ zao fa fandrehetana afo daholo izany amiko.

16. xxx
(
09/02/2009 11:51)
ka na hanova lala mpanorenana aza anie izy ka hilatsaka indray de tsy ho lany raha tsy tian'ny vahoaka e! aleo ho lany hoa ny mandat any de ho hita eo raha mbola mamimbahoaka izy na tsia na mbola afaka hilatsaka aza!
17. naritsimba
(
09/02/2009 12:00)
Raha mbola ny MInistere ny Interieur no mikarakara ny fifidianana dia lany foana izay filoha eo, ary lany @ hala-bato
18. mpaoly
(
09/02/2009 12:14)
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HO AVY EO NDRAY=TSY HIOVA MIHINTSY
raha tsy oé constitaka mpopoka ngamba, d arahana antsakany sy andavany?? nefa zany V ho azo antoka??
raha tsy oé constitaka mpopoka ngamba, d arahana antsakany sy andavany?? nefa zany V ho azo antoka??