Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i MANAKASINA, milahatra araka ny daty
MANAKASINA ( 17/02/2009 04:14)
fokontany aloa alaina
rehefa tsy azo ambohitsorohitra , tsy azo cua, tsy azo ny ministera , dia aleo aloha fokontany alaina, fa io zao no moramora sady tsy zone rouge, aza makeny iavoloha mihitsy aloha , mahereze ... tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:28
MANAKASINA ( 15/02/2009 04:12)
OVIANA INDRAY NO HAKA AN'I AMBOHITSOROHITRA
raha ny fahafantarako dia mbola tsy azo ny lapan'ambohitsorohitra, izao ny cua koa votsotra, nefa ny ministera alaina, oviana ary no iveriana @ ireo toerana ireo ny mpitarika ny tgv, sa ijanona eny a... tohiny
novalian'i Papoose ny 16/02/2009 23:41
MANAKASINA ( 13/02/2009 10:32)
HANAFATRA OLONA AVY ANY ANDAFY INDRAY
rehefa tsy nahita olona atao ministra eto madagsikra dia re izao fa hanafatra olona avy andafy atao minisitra, ireo mpitarika any tgv, aza hitako ka i rossy na i deba ... tohiny
MANAKASINA ( 12/02/2009 04:31)
aiza rossy
aiza rossy, sa tsy ilaina tsony, sa efa vita ny ilaina azy satria efa betsaka ny olona tonga eny@ 13mey, afaro ihany lery sao vitsy ttampoka indray ny olona tonga eny e!... tohiny
MANAKASINA ( 10/02/2009 09:04)
VAHOAKA FOANA
toa zary tena atao fitaovana politika itadiavana seza mihitsy ilay teny hoe " vahoaka, mamory olona ny atsy dia antsoina ny vahoaka, mamory olona ny ankilany de antsoina ny vahoaka, moa ve mba nisy ... tohiny
novalian'i bounany ny 10/02/2009 09:14
MANAKASINA ( 09/02/2009 16:47)
MPANJAKA INDRAY ATAO E
rehefa tsy mahita olona atao ho filoham-pirenena tsony iska malagasy dia, andao panjaka no apetraka itantana ny firenena sady mbola be nge ireo, milza azy ho andrina e... tohiny
MANAKASINA ( 09/02/2009 15:04)
inona indray no iseho rampitso
ry malagasy havako, samy misaina diniho ny ampitso, aza manaiky itsony atao sorona, arovy ny ainareo,... tohiny
novalian'i marozevo ny 09/02/2009 17:57
MANAKASINA ( 09/02/2009 10:08)
madagascar 1 sy 2
andao amoronana madagasikara hafa i tgv de any izy no mitondra, sy izay tiana korotanina, izany hoe ny madagascar 1 omena any r8, madagascar 2 omena any tgv dia amin'izay milamina ny gasy ... tohiny
MANAKASINA ( 08/02/2009 17:06)
mitoy indray fandrobana
voaroba indray CAP 3000, hita izao fa efa andalana makany @ fahapotehana, i gasikara, noho ny hetsika ara-politika, be ny maty, be ny zavatra simba, de ahona indray no manaraka ... tohiny
novalian'i vale ny 08/02/2009 18:48
MANAKASINA ( 07/02/2009 16:24)
ra mandriaka foana ve
ry malagasy havana; mampalahelo; de tsy maintsy, ra mandriaka foana ve no isy eto@ firenenna; de ny vahoaka foana ve no atao sorona; diso daholo amiko izay tonatoka@ izao ra latsaka izao... tohiny
novalian'i heidi ny 07/02/2009 22:45
MANAKASINA ( 06/02/2009 07:54)
rivodoza gäel
hiakatra antanety rahapitso maraina ilay rivodoza gäel, ka mety ha ndrava ny hetsika eo @ 13 mai, dia hita sahady izao fa na ny tontolo iainana aza efa manda any tgv, aza hitako... tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 06/02/2009 12:30
MANAKASINA ( 05/02/2009 08:36)
aiz ilay menaka 2000ariary ny litatra
aiza ilay menaka nolazainy TGV fa 2000 ariary ny litatra, nefa ny vahoaka izao efa mijaly, toa fapanatenana poakaty aloha hatreto, tsy vitan'izay fa ny fanapotehany ny madagasikara no tena imasohan... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 06/02/2009 11:05
MANAKASINA ( 05/02/2009 02:03)
filoha 2, pds 2
fa de ahoana loatra ity nosy ity no dia toy izao, misy filoha 2, ppds 2, toa miopefy loatra le demokrasia lazaina, sao mba tena fajakany baroa ity; ny faniriko de mba ahazo famatsiambola 2 koa avy an... tohiny
novalian'i kaiky1 ny 05/02/2009 14:05
MANAKASINA ( 03/02/2009 17:35)
TVM RNM
mba tonga nijery ny zavatra nodorany teny @ rnm sy tvm ve ny tgv sy ny forongony... tohiny
novalian'i Noue ny 03/02/2009 17:43
MANAKASINA ( 03/02/2009 16:58)
ROSSY
Mba mahita atao mihitsy ireto tgv ireto , tambatambazina aminy rossy indray ny vahoaka ,dia avy eo milaza oe vory olona maro be teny @ 13mei, hain-dry zareo tgv mihitsy no mamitaka ny vahoka , tokony ... tohiny
MANAKASINA ( 02/02/2009 04:02)
mpanaradia ny tgv, fa niala
izaho dia mpanaradia any tgv, fa aleko nijanona, toa miseho milay be lery, sady toa manao didi jadona sahady, aleo ry vahoaka malagasy miandry ny olona hafa indray hitarika ny demokrasia eto madagasc... tohiny
novalian'i ni81 ny 02/02/2009 11:08
MANAKASINA ( 01/02/2009 04:20)
aiza hy HCC
TOA mahagaga ihany ry malagasy havako, fa toa tena fanjakany barofo no misy eto madagasikara, izay rehetra atao dia mety avokoa, ao no milaza fa izy no lehibe indrindra sy afaka mibaiko eto madagasik... tohiny
novalian'i mia ny 01/02/2009 05:06
MANAKASINA ( 12/01/2009 18:28)
vonjeo
t@ androny deba dia tena nihinana maloto ny malagasy, izao @ androny ravalo izao, na ilay maloto hohanina aza tsy misy, mba ahona ihany hiafarany ity gasy kely mahatra ity ... tohiny
novalian'i andrywui ny 20/01/2009 12:27
MANAKASINA ( 23/11/2008 08:37)
ady an-trano sisa e
fa ity malagasy ity kely dia tonga @ tanjona araky izay ilain-dry zalahy azy - mahantra tsara ( tsy misy sakafo 95%) - tsy misy trano (lasany sinoa sy karana) - mpiasa malagasy kely karama ( adev... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0087