aiza rossy
1. MANAKASINA
(
12/02/2009 04:31)
aiza rossy, sa tsy ilaina tsony, sa efa vita ny ilaina azy satria efa betsaka ny olona tonga eny@ 13mey, afaro ihany lery sao vitsy ttampoka indray ny olona tonga eny e!
répondu par madamakely le 12/02/2009 08:25
2. rixes
(
12/02/2009 06:14)
ka mitovy ihany io lazaina misy artiste tao mahamasina de betsaka ny olona tonga nefa avy eo tsy tonga ny artiste =))
3. Oay
(
12/02/2009 07:15)
MANAKASINA:
aiza rossy, sa tsy ilaina tsony, sa efa vita ny ilaina azy satria efa betsaka ny olona tonga eny@ 13mey, afaro ihany lery sao vitsy ttampoka indray ny olona tonga eny e!
Manakasina a tsy tsaroan'i manankasina angaha fa ny fahatongavan'i Rossy tany Madagasikara nosakanan'i Paiso petak'orina d avy eo i paiso petak'orina norohahan'i Marc Ravalomanana lasa any Aeabie Saoudite moa sa aiza?
_Fa ho avy rossy d atao eny Imahamasina ny fety satria kely loatra ny place 13 mai.hihihi....
4. madamakely
(
12/02/2009 08:25)
MANAKASINA:
aiza rossy, sa tsy ilaina tsony, sa efa vita ny ilaina azy satria efa betsaka ny olona tonga eny@ 13mey, afaro ihany lery sao vitsy ttampoka indray ny olona tonga eny e!
Fantatrao moa ry Manakasina fa situation de crise zao ny eto mcar? Ka rehefa izany , efa akaikikaiky ny situation de guerre, ka en guerre tout est permis sady l'ennemi de mon ennemi est mon ami, MAZAVA VE
Stratégie daholo ireny sady i Rossy koa tsy terena fa efa mba te hiverina ankalalahana aty amin'ny tanindrazany izy. Manatsaina iny ry Manakasina a fa sao ny volokodiny fotsiny no ijerenao azy a, manampaaizana momba ny lalàna iny fa mba manana ny faiblesse-ny toa anao koa.
Ary ahoana le fanononana anarana artiste be dia be mba itaritana olona ho eny Mamasina nefa tsy tonga akory?
Ny seule différence dia i Rossy tsy nanao démenti oe tsy ho avy izany akory izy; fa ireo artiste ireo dia nanao démenti oe tsy nisy fifanarahana akory oe ho eny Mamasina: Mage4, dadah de fort-dauphin, ndondolah sy tahiry, brillante,...
