Liste des messages
Liste des messages, inserés par madamakely, par ordre de date
madamakely
(
03/04/2009 10:22)
Iny eny i Dada ô, nitondra "miaramilan'ny sadeky ô"
Ela ihany oa no naha tany ny tany fa tsy mbola nisy dada avy nandeha ka nanontanian'ny zanany hoe "nitondra mofo ve dada" de namaly hoe " eny lesy a, olona handripaka an'ilaisany no netiko".
Bizaaaaa...
suite
répondu par Oay le 03/04/2009 13:36
madamakely
(
05/03/2009 07:09)
Andrywui
Mitenena lesy Andrywui fa heverin'ny olona resitondromaso ange isika e....
suite
répondu par KALACK le 05/03/2009 10:38
madamakely
(
17/02/2009 07:13)
Ifampilazao fa....
Ifampilazao fa [b]misy andian'olona mampiely fofon-drongony eny amin'ny olona mpitolona eny @ 13 mai ka manadonto ireo olona ireo sy mandrangitra azy[/b], ka izay no mahatonga ireny fitabatabana tamp...
suite
répondu par xxx le 17/02/2009 12:29
madamakely
(
12/02/2009 10:57)
Nakaiza i kala bozy eeeeeeee
Hono oa ry NyAvo2000, ry Tsiafoy1, Noue, VONGAN-TSIRA angaha ny havantsika [b]boziboleta[/b] ka [u]levon'ny orana[/u] teny Mahamasina omaly fa toa tsy hita eto amin'ny serasera intsony? Mafy tokoa al...
suite
répondu par tsiafoi1 le 13/02/2009 09:20
madamakely
(
10/02/2009 13:26)
mbola ra8iste ihany no fototr'iny firohotan tampoka iny
hay ka mbola voakarama-ndra8 indray ireny olona tonga dia nirohotra tampoka teny ambohitsirohitra ireny ka tsy nahandry ny fifampiresahana tamin'ny miaramila akory. mampalahelo le toe-tsaina....
suite
répondu par madamakely le 11/02/2009 13:20
madamakely
(
02/02/2009 08:39)
teny atsipy
Fa nareo ve reto efa tena jamba a? tsika ange zao efa tena tsy mahafantatra mitsy hoe ohatrinona no tena tokony tena ho vidin'ny menaka 1 l eh, satria monopole io é, de lazaina ve fa miteniteny foan...
suite
répondu par madamakely le 03/02/2009 07:43
madamakely
(
30/01/2009 12:13)
mba taitaitra amin'izay ry Malagasy a
Misy milaza fa TGVendrana i Andry, eny e ny tsotra ange vendrana foana no filaza azy e, nefa ve moa raha ny taonany zay tsy ho afaka ho mpitondra akory aloha raha tsy afaka taona maromaro dia tsy me...
suite
répondu par Koditra le 30/01/2009 15:27
