Ifampilazao fa....

1. madamakely ( 17/02/2009 07:13)
Ifampilazao fa misy andian'olona mampiely fofon-drongony eny amin'ny olona mpitolona eny @ 13 mai ka manadonto ireo olona ireo sy mandrangitra azy, ka izay no mahatonga ireny fitabatabana tampoka sy fihetsika tsy voahevitra ireny. Efa fantampantatry ny mpitarika (TGViste) izany saingy mbola eo ampitadiavana hevitra hanavahana ireny olona ireny izy, satria tsy azo atao tandrevaka ny fanaovana izany satria ain'olona marobe no ahiany eny @ 13 mey isan'andro: ireny angamba no nitarika ny olona hiditra ny lapa teny Ambohitsorohotra, sy nitoraka ny RM1 omaly. TANDREMO E: IALAO RAHA VAO HAFAHAFA.
Tsy hita moa izy ty rey olona fa ady fiady daholo izany, sady en guerre tout est permis, hoy ny vôza, sady tsipaky ny miala aina ny an-dra8 e!!!! snif, snif
Valio Andryui ah
novalian'i xxx ny 17/02/2009 12:29
2. ralalaina ( 17/02/2009 07:18)
ka tsy hita efa tsipaky ny mila aina RA8 koa de atao daholo izay fomba handravana ny tolona ataony gasy kely hanalana izao didy jadona sy fanagalarana diso tafahoatra izao,nef tsy haina fa kely siss ny andro hipetrahany eo
3. BOYSGOSS ( 17/02/2009 07:20)
madamakely:

Ifampilazao fa misy andian'olona mampiely fofon-drongony eny amin'ny olona mpitolona eny @ 13 mai ka manadonto ireo olona ireo sy mandrangitra azy, ka izay no mahatonga ireny fitabatabana tampoka sy fihetsika tsy voahevitra ireny. Efa fantampantatry ny mpitarika (TGViste) izany saingy mbola eo ampitadiavana hevitra hanavahana ireny olona ireny izy, satria tsy azo atao tandrevaka ny fanaovana izany satria ain'olona marobe no ahiany eny @ 13 mey isan'andro: ireny angamba no nitarika ny olona hiditra ny lapa teny Ambohitsorohotra, sy nitoraka ny RM1 omaly. TANDREMO E: IALAO RAHA VAO HAFAHAFA.
Tsy hita moa izy ty rey olona fa ady fiady daholo izany, sady en guerre tout est permis, hoy ny vôza, sady tsipaky ny miala aina ny an-dra8 e!!!! snif, snif
Valio Andryui ah


Ala olan'ny tsy tsy misy atao ny anao. Fa aiza ireo mpapandry fahalemana sivily eo @ 13 Mai sa tsy voaloa ny karamany dia lasa.
Matoa tsy nosakananareo ireo dia namanareo miampy ireo mpiloka ao @ 13 mai madamakely à.

4. yuka ( 17/02/2009 07:41)
lazaina fa tsipakiny mialaina nefa tsy mety matinareo TGVendrana :-D :-D :-D
aza mialabala eo fa vo jerena ny TGV dia hita hoe panamaoly sy piloka be daholo ry bemiranga mianakavy!! :evil:
5. xxx ( 17/02/2009 07:50)
ralalaina:

ka tsy hita efa tsipaky ny mila aina RA8 koa de atao daholo izay fomba handravana ny tolona ataony gasy kely hanalana izao didy jadona sy fanagalarana diso tafahoatra izao,nef tsy haina fa kely siss ny andro hipetrahany eo

tsipaky ny miala ala ve lesy misy ohatran'ny tgv izay atao rehetra tsy misy mandeha amin'ny laonina,aiza tsy ho deprimé eo e


:-D :-D :-D :-D
6. xxx ( 17/02/2009 07:52)
yuka:

lazaina fa tsipakiny mialaina nefa tsy mety matinareo TGVendrana :-D :-D :-D
aza mialabala eo fa vo jerena ny TGV dia hita hoe panamaoly sy piloka be daholo ry bemiranga mianakavy!! :evil:



Atao ahoana e!...Vokatry ny hadisoan ny mpandoa- bary daholo izany, noho ny tsy firaharahiana ny tanora !

4L isantokatrano no Tanjona hoy Ra8 hay Makorelina isan tokatrano no ao antsainy , laniny aby ny vola fanampiana..
7. xxx ( 17/02/2009 07:54)
sambory e! de gadrao, raha tsy tsaho entina handotoana fanjakana fotsiny izany f'efa tsy hita intsony izay hatao fa tapi dala kaleha, ny olona tokony hanaraka aza nankahala omaly, mbola aiza anefa ny hanjo e! izao vao tena milay ilay film lalaovin'ilay acteur mahay!
8. yvonKEL ( 17/02/2009 08:03)
tsy enareo mpifoka moly ao iany ve izany fa mody miala pa fa tsisy raison intsiny tokony ijanonana eo à 13 mey.Ndana mody miasa fa vo may hahantra eo
9. xxx ( 17/02/2009 08:16)
izany ve tsy resaka adala!!tsy mandaindra ny môla raha tsy fohana raha tsy oe anga dia olona tena kely ati-doha no mpakeny amin'ny 13 mai ka dia izao môly mandalo rehetra izao dia dia mahalasa adala!
10. xxx ( 17/02/2009 10:25)
VAVAK PREZIDA

"Marina daholo zany ramalagasy !... tsy mendrika hitsimpona izay sombitsombiny latsaka avy @ latabatro akory ianao...nefa raha hanao TIM ianao tsy mba holaviko mihitsy!!!"

"Izaho no lalana sy la farine ary menaka,tsy mahazo mikaly raha tsy amin'ny alalako irery ihany" (Marka 7,77)

"Tiava ny namanao ary gadrao zay manenjika anao" (1Tim 7,77)

"araraoty ny andro azo hanangonam-bola fa miharatsy zao fiainanaizao" (2Tim 1,77)

Ahoana no tsy hinoanao fa mivavaka aho ? misaotra an'Andriamanitra mandrakariva aho fa nomeny vahoaka bado sy dondrona ary koa fiangonana mora vidy izay maharo ahy mihoatra noho ny foloalindahy sy ny miaramilako.

Ny miaramila miaro ahy raha misy mitady hitifitra na
hamono ahy,ny fiangonana kosa mampianatra ny olona tsy hamono ahy fa hivavaka hoahy sy hankatoa ny fahefako lehibe.

Ho ahy irery ihany anie ny voninahitra sy ny fanjakana
ary fiadanana hoan'ny olona ankasitrahako!

de nandray ny dibera tiko izy de hoy izy:hano, ity ny dibera vitan'ny omby vavy be ronono nafarana avy any afrika atsimo zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy raha mahavidy ianareo,,de toy izany koa ny ronono:raiso, ka sotroy, ity ny màna milk,zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy refa lasa adala any @hopitaly ianareo ......

Raha misy olona roa na telo mivory tsy amin'ny anarako dia sambory izy!

---------***************---------------------
"Ny fanananao dia vokatry ny vintana fotsiny ihany, fa tsy nohon'ny fahaizanao akory"
11. madamakely ( 17/02/2009 10:27)
Misaotra ny rehetra namaly, efa midika izao fa manjaka ny demokrasia, autrement dit: tafita ny hafatr'i Andry TGV - inconsciemment ange nareo manaraka ny teniny ehhhhh.
Ny porofo moa na misy aza tsy eto no fampisehoana azy fa mahandrasa kely: ny marina ange tsy maintsy hitranga eny ihany e.
Mbola averiko ihany: ho an'izay TGViste rehetra mba mailomailo fa misy mpanakorotana mandonto ny lohanareo amin'ny zava-mahadomelina eny ka RAHA VAO HAFAHAFA IALAO...
Ny momba ilay lazain-dRanamana hoe: ny maoly tsy mandaitra raha tsy fohana aloha dia tsy haiko, fa izaho mbola tsy nifoka, fa ianao angamba mety ho afaka mamelabelatra ny momba ny fiasan'io amin'ny ati-dohan'ny olombelona...
Raha tsy voaloha ny karaman'ny mpitandro filaminana tgv, mbola porofo ange izany fa tsy mpikirakira vola maloto toa anareo zahay tgv e, nenay hoy Andry Rajoelina Filoha HAT: mandeha tongotra hatrany amin'ny 15 km , tsy karamaina fa entin'ny fitiavana,ho aty amin'ny 13 mey. fa ny an'ny sasany...
VAKIO NY TIKOLANDn'i Ratsimbazafy ao amin'ny madagate de mba misaina amin'izay raha tsy efa "acteur" @ le film mitondra ny titre hoe: mpamisavy milevina amoron-dàlana angaha, hivoaka tsy ho ela eo mpivarotra mahazatra anao io./.
12. andrywui ( 17/02/2009 10:33)
Ny tena loza de ireo olona entina taterina teny Mahamasina reny !! tsy nisy voaloa na tsy nivakiana loha tsony ny volany rehefa tonga taty Iarivo nefa misy avy any Atsirabe ,misy avy any mahitsy ,ankazobe sns nalaina tany !! betsaka koa ireo narary ireo tambanivohitra ireo taminle nasian'le orana be vivatravatra teo a mahamasina reny de hatramzao mbola misy mandamaka nefa tsy misy miraharaha itsony
13. ngoiha ( 17/02/2009 12:04)
KOA RAHA NISY ZANY MANIN RAHA NOMEN'IANDRYWI ,AZA MAMORINA FA IO IHANY LE TSY REVEN'NY KIL ANAREO AN
14. xxx ( 17/02/2009 12:29)
EFA KELY SISA NY ANDRY ANDRYWUIIIIIIIIII E ! DE MI WA WA WA FARAMPARANY IZY MAMORONA IZAO ANTSANGA REHETRA IZAO, O RAPREZY O! VIZANA ANIE NY OLONA MITOREVAKA ETSY ANOSY E! TOA LALAOVINAREO FOTSINY INDRAY ? TSISY MINISTERA AZO EFA HO ADINY FIRY? SADY NOANA NO MANGETAHETA!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0421