Iny eny i Dada ô, nitondra "miaramilan'ny sadeky ô"
1. madamakely
(
03/04/2009 10:22)
Ela ihany oa no naha tany ny tany fa tsy mbola nisy dada avy nandeha ka nanontanian'ny zanany hoe "nitondra mofo ve dada" de namaly hoe " eny lesy a, olona handripaka an'ilaisany no netiko".
Bizaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaare!!!

novalian'i Oay ny 03/04/2009 13:36
2. essera
(
03/04/2009 11:21)
D mahagaga mihitsy ka. Efa mivadika orera na koa hoe assoiffé de pouvoir ka tsy maha-contrôler ny zavatra atao intsony.
Ratsiraka aza ts mbola nanao an'izany na nandalo teo amin'ny toerana toa azy.

3. xxx
(
03/04/2009 11:29)
ka ny zvtr hafaran'ny zanany anie no hoentiny e!
Tongava ry SADC hoy izreo arovy zahay.
Tongava ry SADC hoy izreo arovy zahay.
4. Mirananirina
(
03/04/2009 12:02)
Tsy manana droit hanao izany re izy e,raha tsy gasy izy ity ko.
Ny SADC no mandefa miaramila raha handefa ,na ny ONU fa tsy Ra8 mihitsy.Afaka mangataka izany izy,fa tsy izy no mitondra avy any.

5. patrick2002
(
03/04/2009 13:01)
ka inona anefa no hangatahana an'izany eh! mba filoha ve manana heritreritra ,handripaka malagasy ohatry ny izany.
6. Oay
(
03/04/2009 13:36)
Resaka bobaka rangahy izany fa izao a!
Raha mbola tsy misy ady an-trano mitarika fandripahan'olona d tsy misy tafika afaka miditra @ firenena iray a!
D tadidio koa fa tsy eken'ny tandrefana ny fampidirana tafika hafa hanakorontana an'i Madagsikara, io no nahatonga ny ambasadoro ny be kintana nanery an'i Marc Ravalomanana hametrapialana satria i Marc anie efa nahafantatra fa tsy miaraka taminy miaramila Malagasy é, d efa nitady fika izy ny hampidirana tafika hafa mody lazaina fa hampandry tany fa tsy nisy nanaiky é!
D tsarovy koa fa ny mpiasan'i Marc Ravalomanana malahelo ny very asa ireo mipetrapetraka eo Ambohijatovo ireo ka noho izany raha sanatria i Marc Ravalomanana mitady fanampiana @ SADC ara-tafika izany d tadidio fa mpananimbohitra izany ho an'ny Malagasy ka na ny tsy d tena mafana @ TGV aza d hanampy anazy hiaro ny tanindrazana.
Aza manao kozy bobaka rangahy fa aleo mba hisy lojika kely ilay kozy a!