Andrywui
1. madamakely
(
05/03/2009 07:09)
Mitenena lesy Andrywui fa heverin'ny olona resitondromaso ange isika e.
répondu par KALACK le 05/03/2009 10:38
3. AnA
(
05/03/2009 07:31)
sady izy iany io e! rehefa tsy mivoaka lery d madama kely no mody manoratra :-D :-D
4. madamakely
(
05/03/2009 07:41)
AnA:
sady izy iany io e! rehefa tsy mivoaka lery d madama kely no mody manoratra :-D :-D
Iny indray no tsy hitako: sao de mba efa fanaonareo ary le izy e, nenay a rehefa tsy manoratra de tsy manoratra fa mody miova anarana, i andrywui zao tsy eo, fa tsy madamakely kosa aloha izy e.
5. Andribe
(
05/03/2009 08:03)
ra wiwi sy madamakely zany le hoe mitovy fa tsy sahala an kekekeke :^) :^) :^) :^) :^) :^)
6. madamakely
(
05/03/2009 08:14)
Andribe:
ra wiwi sy madamakely zany le hoe mitovy fa tsy sahala an kekekeke :^) :^) :^) :^) :^) :^)
Salut ANDROBE AN, misy olana ho an'i toi nga le izy? Tsy aleo ve de mba mitady madamabe, de amizay andrywui sy madamakely an-kilany de androbe sy madamabe etsy an-daniny?
7. andrywui
(
05/03/2009 08:18)
Tsy mitsoaka mihitsy aho madamakely fa mbol mijery tsara ny havendrananlereto oe iza no tena favy indrindra am havendranana de mbola nandahatra kely andry zalahy reo vetivety ah !! fa rehefa jereko lay zavatra teneniny de fanantenanana daholo no betsaka manisy sira vorona andanitra ha ha manao ariary zato ampandriana !!! zany no mb eritreritry ry zalah reo !! ny tolona aza vao misasaka ko hitsoaka ahoana ary ? ra nitambatra ny isan'ny oloa teny amin buld Ramaroson sy ny te A/tovo hoy ny nahay nanisa de nisy 80.000pers mahery !!! ka hitsoaka ahoana nefa ny olona mbola mafana tsara zao !!! ka ny resa-babakoto tsara ajannnn fa mandreraka be ny mihaino azy !!!! nitsoaka ah nitsoaka !! mbola kilalao vao manomboka ka ny tahotra nobetsaka ny anlaisany
8. mion
(
05/03/2009 08:26)
ha , tonga ny ramosekelin'i madamakely. elà oa ry wiwi tokony hiverina hianatra manisa sy manao lazaolana fa tena efa hatram voalohany elà no tsy mahay manisa. Sa 80 000 ny isan'ny ratsan-tanan'là?
9. KALACK
(
05/03/2009 09:21)
Tena mahay manisa izy ry zandry kely fa mahatratra anizany tokoa ireo olona teny fa kosa mety niraka tamin'ny mpitazana angamba fa tena betsaka tokoa ry zandry kely a tsy teny angaha ianao ? Fa tsy nitsoaka i Mr.Andry Rajoelina fa ao Ambatobe ao izy misy olona bedia be miandry ny tranony ao
10. xxx
(
05/03/2009 09:49)
niofo indray i monga b dia lasa anjelyviolet ary ilay katéguignol iny lasa nitory ny fitiavana fa tsy izao varatra lava izao fa tena nolatsahin'ny varatra tokotrana aby izy iny e !
11. KALACK
(
05/03/2009 10:38)
Zandry kely xxx9 inona izany resahinao fa toa olona mamo no fahitako azy
