teny atsipy

1. madamakely ( 02/02/2009 08:39)
Fa nareo ve reto efa tena jamba a? tsika ange zao efa tena tsy mahafantatra mitsy hoe ohatrinona no tena tokony tena ho vidin'ny menaka 1 l eh, satria monopole io é, de lazaina ve fa miteniteny foana ve i Andry raha mampanantena oe 10 000fmg, rehefa tsy misy concurrence ange de izay tiany atao vidiny e, diniho fotsiny ny fomba fanondrotany vidina Yaourt,de tsy maintsy manaiky satria efa mitady ho monopole koa io... afaka miresaka zavatra betsaka isika fa ny zavatra mahakasika ny fiainantsika mivantana no resahana mba tsy ho resaka manidina fotsiny ny eto, ary aza asiana resaka mandany jiro na teny ratsy fa ny gasy olo-kendry na dia efa mijaly velona aza. Dia aleo ny vahoaka mba hietsika amin'izay.
2. nyavo2000 ( 02/02/2009 08:43)
O ry madamakely o! ny menaka 40.000 f izao no hitan'ny vahoaka, nalaina fotsiny teny @ MAGROS izy ireny t@ fandrombana dia hangalana tombony mihoapapana be toy izao.

Maninona moa raha mba manome baiko izy hoe, ataovy 5.000 F ny menaka ary 500 F ny kgn'ny vary ?

Ho hitako ny tena fahaizan'ny leiry.

madamakely:

Fa nareo ve reto efa tena jamba a? tsika ange zao efa tena tsy mahafantatra mitsy hoe ohatrinona no tena tokony tena ho vidin'ny menaka 1 l eh, satria monopole io é, de lazaina ve fa miteniteny foana ve i Andry raha mampanantena oe 10 000fmg, rehefa tsy misy concurrence ange de izay tiany atao vidiny e, diniho fotsiny ny fomba fanondrotany vidina Yaourt,de tsy maintsy manaiky satria efa mitady ho monopole koa io... afaka miresaka zavatra betsaka isika fa ny zavatra mahakasika ny fiainantsika mivantana no resahana mba tsy ho resaka manidina fotsiny ny eto, ary aza asiana resaka mandany jiro na teny ratsy fa ny gasy olo-kendry na dia efa mijaly velona aza. Dia aleo ny vahoaka mba hietsika amin'izay.

3. madamakely ( 02/02/2009 08:51)
Fa Nyavo ve mody adala , talohan'ny korotana no resahako fa tsy aty aoriany, Andry ange victime koa raha tianao ho fantatra e! Enao koa ve zao dia sahy milaza fa nampoizinao ho ohatra an'iny ny nitranga t@ iny lundi noir iny? Te hampisaina ny vahoaka aho, sady manohana fa tsara ny nanaitairana ny fitondrana ohatra an'ireny.Zay fotsiny.
4. tsiafoi1 ( 02/02/2009 08:53)
madamakely a, ny commerce rehetra de miankina mandrakariva @'ny vidin'ny solika.... Eto amintsika anefa tsy mbola midina mandrak'androny ny vidin'ny solika....Na de efa nidina ambany be aza zao ny vidin'ny baryl.... Mametram-panontanina aminao za, An'iza anefa ireo compagnies pétrolières misy eto amintsika ireo SHELL - TOTAL - GALANA?? Moa tsy an'ny renimalala avokoa Na ny marimarina tera-taniny no tompon'izy ireo....

Alefaso alavitra ny saina....
5. xxx ( 02/02/2009 08:59)
madamakely:
Fa nareo ve reto efa tena jamba a? tsika ange zao efa tena tsy mahafantatra mitsy hoe ohatrinona no tena tokony tena ho vidin'ny menaka 1 l eh, satria monopole io é, de lazaina ve fa miteniteny foana ve i Andry raha mampanantena oe 10 000fmg, rehefa tsy misy concurrence ange de izay tiany atao vidiny e, diniho fotsiny ny fomba fanondrotany vidina Yaourt,de tsy maintsy manaiky satria efa mitady ho monopole koa io... afaka miresaka zavatra betsaka isika fa ny zavatra mahakasika ny fiainantsika mivantana no resahana mba tsy ho resaka manidina fotsiny ny eto, ary aza asiana resaka mandany jiro na teny ratsy fa ny gasy olo-kendry na dia efa mijaly velona aza. Dia aleo ny vahoaka mba hietsika amin'izay.

Marina mihitsy ny zavatra lazainao. Aza mandany fotoana eto ry madamakely fa misy olona vitsivitsy manamboatra ny saim-bahoaka eto amin'ny serasera. Ity serasera ity aza ahiko hoe pro-ra8 tsotra izao...enfin. Ny tsara ho fantatrao dia misy mihitsy ny malagasy faly amin'izao fitondrana izao satria izy no mitsetsitra an'i gasikara, ry zareo no mangotry an'i gasikara noho ny fitiavan-tenany irery ihany. Ka normal be raha toa ka miaro an'i Ra8 izy. Fa hitanao ihany moa ilay fomba fiady politika e! tsy ny zavatra nataon'i ra8 mihitsy ange no resahina eto amin'ity serasera ity nanomboka tamin'izao korontana izao fa hoe iza no pro-Ra8 sy hoe iza no pro-TGV. Nefa ny tena fanontaniana tokony hipetraka dia hoe: inona no mba zavatra nataon-dra8 hatramin'izay nahateo amin'ny fitondrana azy izay??
6. madamakely ( 02/02/2009 09:32)
tsiafoi1:

madamakely a, ny commerce rehetra de miankina mandrakariva @'ny vidin'ny solika.... Eto amintsika anefa tsy mbola midina mandrak'androny ny vidin'ny solika....Na de efa nidina ambany be aza zao ny vidin'ny baryl.... Mametram-panontanina aminao za, An'iza anefa ireo compagnies pétrolières misy eto amintsika ireo SHELL - TOTAL - GALANA?? Moa tsy an'ny renimalala avokoa Na ny marimarina tera-taniny no tompon'izy ireo....

Alefaso alavitra ny saina....

Avolenta indray zany izao ny resaka a, eny ary, de mba manotany anao koa ary aho: iza no afaka manamboatra ny lalàna ka manome alalana ny vahiny halalaka amin'ny zavatra rehetra eto amintsika, iza izao no tompony pouvoir 3 eto amintsika (législatif, adminisitratif ary constitutionnel) ka izay lalana laniana dia lany avokoa à 100 % ao amin'ny assemblée?, Iza no mitsara, iza no mitondra? Iza no ao ambadiky ny gérance privée an'ny jirama, ka mampijaly antsika amin'ny vidin-jiro, iza no mikiribiby amin'ny central thermique na dia misy source d'énergie maro aza azo trandrahana eto Mcar? De anao izany no mamaly hoe iza no mahatonga ny vahiny hanjaka eto amintsika, tsy hiresaka an'i DAEWO aho fa malaza be izany. De lazaina ve fa hoe mifampialona ny gasy samy gasy amin'ny fananan'ny sasany sa tsy omena occasion mba hananany mihitsy ny gasy antonony, fa omena vahiny mitovy halebiazana aminy ny marché dia mangina ny madinidinika sy ny madinika, (lalanan'ny varotra izany: ekeko). Lazaiko anao fa hatramin'ny référendum, ny fifidianana député no alohalika ny ranombary, zaho anefa tsy miteny hoe mety avokoa izao korotana izao, fa hoe tsy nisy nanery ny fihetsehena fa nisy goutte d'eau napi-déborder ny vase tao...

7. andrywui ( 02/02/2009 09:45)
Tena marina sy ampandinihana tsara ny valiteninao ry madama kely !!!!
raha betsaka ny societé samy nanafatra vary hatramzay de mbola nijannn 900ar ny kilaoanio otrizao, ny menaka raha navela nanao ry 3 freres sy ny namany tonga de nogadraina de mbola 800ar ny litatranio, raha navela daholo hanao kolekta-na vary ny mpandraharaha rehetra nanao an'io hatramizay fa tsy notapahana daholo ny tendany de tena ambany de ambany ny vidinio, otrizay daholo ny sakafo vita amin ronono rehetra ! tsy misy mahazo manao! hatrany amin'ny amin resaka fanaovana lalana bahanana tsy misy avela hanao daholo na ny efa pro aminio ary fa ry ALMA no nigedrika ze nifaninnana aminy amin'ny tolobarotra(appel d'offres) nefa ny asa nataony ?? jereo fotsiny ohatra eo Ambohijatovo hiakatra ho any Faravohitra !! tsy manara penitra!!!
8. madamakely ( 02/02/2009 09:53)
andrywui:

Misaotra e, ny tsy takatro angamba (satria aho tsy voky), dia ny hoe rehefa voky dia tsy mahita ny manodidina intsony, nefa ho voky mandrapahoviana anefa? Jereo fotsiny ny fomba fi-traiter-ny ny membre ny gouvernement-ny, androany "tiako ialahy", rahapitso "alefako ambassadeur ialahy fa masosotra ahy" dia any dia tsy hita...Raha tsy io constitution io no miova tsy tafavoaka isika e!
9. yvonKEL ( 02/02/2009 10:06)
aza miady hevitra lal ouwa fa isika dia tsy mahazaka discipline. Tsy haiko na mety ny fanoratana le discipline fa za alou tsy vaza fa gasy eeeee. mitady vola @ asa ihany fa tsy hanofy ny efa ananan'ny oul :lol: :idea: :-*
10. tsiafoi1 ( 02/02/2009 10:08)
madamakely a, raha mba misy tera-tany malagasy ve, mpanam-bola miezaka mifehy ny ara-toekareny, miezaka mifehy zay rehetra fahefana, mba sitrany ahay handrosoan'ny fireneny... De hezahina potehina!!!

Anao ny mieritreritra
11. nyavo2000 ( 02/02/2009 10:13)
Ireto izao de mazava fa TGV-iste : madamakely - Andryui ary xxxx tanalahy.

Zao ihany no izy Andry manao défi dia asaivo manome baiko (satria milaza ho mpanome baiko) ny mpivarotra izy ho 5.000 F ny menaka ary 500 F ny kg vary farahafaratsiny ny kapoaka,...

Hanapakevitra avy hatrany ho TGV aho raha mahavita izany ilery.

Ilaisany TGV mividy lafo aloha tsy raharahianay na tsy hihinan-kanina fa ny vahoaka tsy mandady harona no mampalahelo ny amin'ny lohan'alika sy lohamnboton'ny TGV.
12. andrywui ( 02/02/2009 10:19)
ka maninnn no nanao be marenina hatramzay ra mba mahay mitsinjo vahoaka !! zao ane efa voan'ny gidraka vao mody manafi koho amzay e!! nefa voarangotra daholo teo zay mba nitaraina na na nanome hevitra !! ary tsisy voaraharaha zany teto na iza na iza afatsy olombitsy ihany!! tsyafoi1 de izy nibahana ny fandraharahana ve no mahafinaritra anao ?? de ahoana zany ireo olona anarivony nivelona sy mba nanao io asa tsy navelany hanohy intsony ireo ??
13. madamakely ( 02/02/2009 10:30)
tsiafoi1:

madamakely a, raha mba misy tera-tany malagasy ve, mpanam-bola miezaka mifehy ny ara-toekareny, miezaka mifehy zay rehetra fahefana, mba sitrany ahay handrosoan'ny fireneny... De hezahina potehina!!!

Anao ny mieritreritra

ka nandroso izany izao ny firenena a? niaina ara-dalàna ve izao ny vahoka, nahazo 4l daholo izany izao isika? sa ianao nahazo 4x4 dia tsy raharahinao ny misesika taxi be isan'andro?
14. andrywui ( 02/02/2009 10:44)
ZAY mitsy nahazo maharary zay itsyafoi kah!! nahazo 4*4 marina angamb i tsyafoy io de mandatsa ny Malagasy eéé! alao ony ho tazonin'ny Raprezy irery ny baolin'ny fandraharahana de ny olona zany voanjobory daholo
15. madamakely ( 02/02/2009 11:03)
nyavo2000:

Ireto izao de mazava fa TGV-iste : madamakely - Andryui ary xxxx tanalahy.

Zao ihany no izy Andry manao défi dia asaivo manome baiko (satria milaza ho mpanome baiko) ny mpivarotra izy ho 5.000 F ny menaka ary 500 F ny kg vary farahafaratsiny ny kapoaka,...

Hanapakevitra avy hatrany ho TGV aho raha mahavita izany ilery.

Ilaisany TGV mividy lafo aloha tsy raharahianay na tsy hihinan-kanina fa ny vahoaka tsy mandady harona no mampalahelo ny amin'ny lohan'alika sy lohamnboton'ny TGV.

Ekeko fa mora ny mamadika akanjo, nefa rehefa miovaova matetetika koa ohatra ny mampanahy...
Nefa amboamboary ihany ny fomba fiteny, fa itarafana ny maha ianao anao ireny "lohan'alika", "jiolam-boto",...
raha mividy lafo izahay, efa niainantsika gasy hatramizay io, dia zakainay satria "chaque chose a un prix", vidin'ny demokrasia io, ary nandalovan'ny tany efa mandroso rehetra izany tamin'ny fotoan'androny

16. bozyboleta ( 02/02/2009 11:11)
Le gasy hoa be fialonana. :(
Ry rajabaly sy ry taloumis sns tsisy mpanenjika nefa idirany daholo koa ny sehatra rehetra ary azy ny trano mijoalajoala eto antananarivo (eto aloha no hitan'ny maro).
Fa refa gasy no manana de enjehina.
Manofisa vary sy laoka, 4l sy 4x4 eo ampitokonana eo de andraso eo @ 13 mai fa ho azonareo eo.
Io fahoriambahoaka io foana no tanisaina eo. Mila miasa vao mahazo an'ireo ary ny olona niasa daholo vao nahazo fa tsy nangalatra sy nandroba otranareo.
17. madamakely ( 02/02/2009 11:27)
yvonKEL:

aza miady hevitra lal ouwa fa isika dia tsy mahazaka discipline. Tsy haiko na mety ny fanoratana le discipline fa za alou tsy vaza fa gasy eeeee. mitady vola @ asa ihany fa tsy hanofy ny efa ananan'ny oul :lol: :idea: :-*

Enao angamba no tsy mahazaka discipline, fa tsy za, reefa kelikely ange enao na miasa aza tsy mahazo vola intsony raha ny an'ny Ra8 no mitohy e, lasa Magro daholo isaky ny in-3 mandingana, misy part-ny ao amin'ny Jirama, ao @airmad...efa ho lasany daholo koa izao ny inspection des viandes sy ny resaka abattoir . Inona no antony : ny lalana no namboariny mba ho légal daholo ny fahazoany izany rehetra izany; asiany appel d'offre fictif rehefa misy zavatra tiany ho vidiana dia izy ihany no offrant donc le plus offrant dia azony quelques francs symbolique ilay zavatra. Zany ange lay izy e
18. madamakely ( 02/02/2009 11:38)
bozyboleta:

Le gasy hoa be fialonana. :(
Ry rajabaly sy ry taloumis sns tsisy mpanenjika nefa idirany daholo koa ny sehatra rehetra ary azy ny trano mijoalajoala eto antananarivo (eto aloha no hitan'ny maro).
Fa refa gasy no manana de enjehina.
Manofisa vary sy laoka, 4l sy 4x4 eo ampitokonana eo de andraso eo @ 13 mai fa ho azonareo eo.
Io fahoriambahoaka io foana no tanisaina eo. Mila miasa vao mahazo an'ireo ary ny olona niasa daholo vao nahazo fa tsy nangalatra sy nandroba otranareo.

le mifanosipotaka ohatra an'izay aloha aoka kely e! tsy hoe rehefa mitovy hevitra dia samy mpangalatra sy mpandroba/ enao angaha nahita anay nanao an'izany ?
tsy hoe misy manenjika gasy manana izany fa rehefa marina dia marina. Iza zao no manenjika an'i Andry TGV eo: fa tsy le nampanala ny panneau publicitaire animé teny Antanimena, iza ary izany ô!!!
Sao dia mba tsy nangalatra koa ary ireny olona ireny fa ny azy ihany no norécupérer-ny eh, ASA!!!
19. bozyboleta ( 02/02/2009 11:41)
hozy madamakely
raha mividy lafo izahay, efa niainantsika gasy hatramizay io, dia zakainay satria "chaque chose a un prix", vidin'ny demokrasia io, ary nandalovan'ny tany efa mandroso rehetra izany tamin'ny fotoan'androny

Aza mapme re marina e! ary diso fanonona ndray zany le prezidanareo andalambe io an. Izy nilaza hoe 10,000 frs hono ny litatry ny menaka nefa kay 10,000 Ariary le izy vokatry ny vidin'le demokarasia. Hay koa ve ka mila mividy lafo raha mba te-handroso otran'ireo tany efa mandroso rehetra ireo e. Ary de zakaina koa ambonin'izany rehetra izany.
20. madamakely ( 02/02/2009 11:49)

Aleonay aloha olona oe mividy amizao e, toy izay minana ny nalaina fotsiny teny @magro ohatra ny sasany angamba, angamba hoy aho an!
Ary io ho prezida fa kalma fotsiny toà, ohatra izao daholo ange no lalana nodiavin'ny rehetra e.
Enao ve nanampo hoe ho mainty oditra ny prezida amerikana , nefa io izy eo. Matokisa oa ny gasy fa aza zatra manampepo fa misy lalana hafa ankoatra ny an'ny kibo sy sakafo ka oe rehefa vokisana dia mangina ko raha tsy jardin d'enfant koa omena ondana dia matory isak'ariva.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.071