teny atsipy

21. bozyboleta ( 02/02/2009 12:01)
madamakely a!!! Aleoko tsy tohizana tsony fa tena T-1 be le réflexion-nao. :-D :-D :-D
Aleoko mivadika any @ lohahevitra hafa fa mararin'ny fihomehezana @ zato mba hevitrao.
22. madamakely ( 02/02/2009 12:21)
bozyboleta:

madamakely a!!! Aleoko tsy tohizana tsony fa tena T-1 be le réflexion-nao. :-D :-D :-D
Aleoko mivadika any @ lohahevitra hafa fa mararin'ny fihomehezana @ zato mba hevitrao.


Hevitra retsy no miady a, fa rehefa resy lahatra ka lany lainga de mahazo mandeha fa na T1 naT2 tsy maninona mihoatra anareo maternelle fa samy mahay manoratra io.
23. nyavo2000 ( 02/02/2009 13:18)
Fa tsy i Andry ve tena mpandainga, miovaova sy mivadi-teny ohtran'ny zazakely, hay tena zazakely marina hitako no tsy manana hazon-damosina....

Antenne viva, fahazoana miteny ve dia lasa hoe .....izaho zao no filoha afaka 2 semaines, tena kilalaon-jaza be mihintsy e! crèche politique tokoa angamba, ny T-1 sy T-2 aza mbola tsy tratra.

Ilay madamakely koa angmba raikipitia amin'i Andry de tena revo be manohana fahatany azy...sao dia ma charmen'i Andry angamba....bedin'i Mialy eo f'ataovy..

24. xxx ( 02/02/2009 13:19)
sur leitsy madamakely an!!, mahazo bizou be izao zavatra rehetra lazainao izao. Izany ka tena izy. :-* :-* :-*
25. xxx ( 02/02/2009 13:38)
nyavo2000:

Fa tsy i Andry ve tena mpandainga, miovaova sy mivadi-teny ohtran'ny zazakely, hay tena zazakely marina hitako no tsy manana hazon-damosina....

Antenne viva, fahazoana miteny ve dia lasa hoe .....izaho zao no filoha afaka 2 semaines, tena kilalaon-jaza be mihintsy e! crèche politique tokoa angamba, ny T-1 sy T-2 aza mbola tsy tratra.

Ilay madamakely koa angmba raikipitia amin'i Andry de tena revo be manohana fahatany azy...sao dia ma charmen'i Andry angamba....bedin'i Mialy eo f'ataovy..




@ herinandro izao lehiben'ny UA no tadiaviny dia afaka 2 herinandro izy hanala an'i Obama eo @ toerany

:-D :-D :-D

26. madamakely ( 03/02/2009 07:43)
nyavo2000:

Fa tsy i Andry ve tena mpandainga, miovaova sy mivadi-teny ohtran'ny zazakely, hay tena zazakely marina hitako no tsy manana hazon-damosina....

Antenne viva, fahazoana miteny ve dia lasa hoe .....izaho zao no filoha afaka 2 semaines, tena kilalaon-jaza be mihintsy e! crèche politique tokoa angamba, ny T-1 sy T-2 aza mbola tsy tratra.

Ilay madamakely koa angmba raikipitia amin'i Andry de tena revo be manohana fahatany azy...sao dia ma charmen'i Andry angamba....bedin'i Mialy eo f'ataovy..



aferanay sy Mialy izany fa tsisy idiranao, izy anie bogosy e! tsy otranao, tsy adala akory izy miteny an'ireny retra ireny otran'le olona manao oe: "otrinona no ilainareo? omeko 100 000 000 izao de izao" nefa tsisy akory hatr@zao, iza zany no tena crèche politique?
izay iray isika manohana fahatany izay tohanany, aleo ny tantara no hitsara

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0068