Nakaiza i kala bozy eeeeeeee

1. madamakely ( 12/02/2009 10:57)
Hono oa ry NyAvo2000, ry Tsiafoy1, Noue, VONGAN-TSIRA angaha ny havantsika boziboleta ka levon'ny orana teny Mahamasina omaly fa toa tsy hita eto amin'ny serasera intsony? Mafy tokoa aloha ny nahazo anareo e, raha mba nisy artista indray mba afak'andro fa dia CD no nalefa hanalana ny hasorenana , tsy aleo nihaino lecteur MP3/4 tany antrano??? Iny ahay mba zay hira tiana no henoina!!!
répondu par tsiafoi1 le 13/02/2009 09:20
2. andrywui ( 12/02/2009 11:04)
ny MP3 an'i Nyavo sy penguin aza maty tany nitseforan'le ormbatravatra atany kou !! sady toa oe daitra tao Mahamasina tao omaly ane ony i boziboleta sy iNghoia tadiavin'i madamakely io e!! eee mampalaelo ry lerony nefa mba mpikiakiaka kely tato ry zalahy !! i Penguin kousaika gly halina fa nalaky voavonjy tany am hopitaly nomena ganida sy sipozitoara lery de io mbola mangovingovitra mamaly ao io !! la tsinjo no vao izao vao nahateny !!
3. bozyboleta ( 12/02/2009 11:05)
Ity izaho ity, sanatria zay hoe sira ka levon'ny orana na dia nifafy tokoa aza izy omaly teny Mahamasina.
Ato @ serasera ihany aho ary namaly dinika fa ny tsy nahitanao ahy ngamba dia betsaka ireo dinika tsy dia misy dikany toy ireo ataonao ka tsy mila ametrahana hevitra. :lol:
Mazotoa akia a!
4. madamakely ( 12/02/2009 11:12)
Bozy a, betsaka ny olona no tsy manam-pahaizana, fa kinga saina fotsiny, de an'isan'ireny indry, satria azon'indry atao ny namaly oe tsy azon-dry ireo resaka nataoko rehetra, fa aleon-dry manao hoe resaka tsy misy dikany ireny ka dia tsy valiako. Mitovitovy indry sy Ra8, tsy dia misy baguage loatra fa kinga saina amin'ny bizn. Tsara raha miara-dalàna.
Misaotra akia.
5. yuka ( 12/02/2009 11:14)
marina izany bozy aa!
:) :) :D
6. Noue ( 12/02/2009 11:22)
madamakely:
raha mba nisy artista indray mba afak'andro fa dia CD no nalefa hanalana ny hasorenana , tsy aleo nihaino lecteur MP3/4 tany antrano??? Iny ahay mba zay hira tiana no henoina!!!
dia maninona nefa no mirediredy oatrizao eee ! ndana aloha manova solomaso raha binocle fa tssssss

sady :

13H05 : Les Artistes malagasy auraient été mis sous pression par les tgvistes en cas de participation au meeting de Mahamasina

15H12 : Ndondolah sy Tahiry, melky, ont décliné "face aux pressions" tgv
15H00 : Artistes présents : freddy de Mahajanga, Hery puissance, Samoela, jeannot, Mahaleo Zandriny et groupe hasina
13H45 : Mika sy davis, Jarifa, autres artistes prévus


no mbola

11:00 - Rolly Mercia du quotidien La Vérité aurait déclaré sur la radio Viva que les artistes qui se produiront à Mahamasina pour la contre manifestation pacifique, pourraient avoir des répercussions sur leur carrière professionnelle. L’animatrice de Viva aurait aussitôt donné une liste de noms d’artistes censés se produire à Mahamasina.

nefa dia nisy tonga ihany eeee à juger par ces photos

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img8.imageshack.us/img8/9947/dsc10391cc5.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img8/dsc10391cc5.jpg/1/][IMG]http://img8.imageshack.us/img8/dsc10391cc5.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img204.imageshack.us/img204/3894/dsc10191se7.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img204/dsc10191se7.jpg/1/][IMG]http://img204.imageshack.us/img204/dsc10191se7.jpg/1/w550.png[/IMG][/URL]
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img291.imageshack.us/img291/6954/dsc10321zw6.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img291/dsc10321zw6.jpg/1/][IMG]http://img291.imageshack.us/img291/dsc10321zw6.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]

dia raha mbola te hijery dia eto eeee

http://www.sobika.com/madagascar-photos/2009/marc_ravalomanana/manif_001.php


yaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa ! alefa aaaaaaaaaa ! sady tsy nisy nanery no tsy nahazo didy jadona eeeeeee





7. andrywui ( 12/02/2009 11:22)
kay tsy daitra tao mahamasina i boziboteta a ! ary mafy aina ndry ka !! sa mbola any amin hopitaly !! mangatsiatsiah ary e!! tia voasary ve ibozy ?? mba ho vangiako any !! mafy kosa alou iny orambatravatra namaizan'Andriamanitra anareo tao omaly iny kah !! mampalaelo be i bozy fa narary tazo tany !!
8. Noue ( 12/02/2009 11:25)
andrywui:
mafy kosa alou iny orambatravatra namaizan'Andriamanitra anareo tao omaly iny kah !!
TSIA !! ANDRIAMANITRA TSY MANAO AN'ZAO !!! sady tsy azonareo baikona tahaka oe na basy hipoaka , na tafondro hipoaka !!!

IZAO NO ATAO OE TSODRANON'ANDRIAMANITRA FA IZY DIA MAHAFANTATRA NY RARINY SY NY MARINA


9. xxx ( 12/02/2009 11:29)
tafiditra hatramin'ny resaka phenomen naturel izy izany an
10. andrywui ( 12/02/2009 11:30)
tsodrano ve ry lety de zao ry Penguin sy ry Nyavo sy ry tsyafoi mbola any amin hopitaly daholo a!! ny MP3 an'i Nyavo sy penguin aza maty tany nitseforan'le ormbatravatra atany kou !! sady toa oe daitra tao Mahamasina tao omaly ane ony i boziboleta sy iNghoia tadiavin'i madamakely io e!! eee mampalaelo ry lerony nefa mba mpikiakiaka kely tato ry zalahy !! i Penguin kou saika gly halina fa nalaky voavonjy tany am hopitaly nomena ganida sy sipozitoara lery de io mbola mangovingovitra mamaly ao io !! la tsinjo no vao izao vao nahateny !!
11. andrywui ( 12/02/2009 11:32)
iNoue mitondra sary tsy miteny votany kely io no tsy haiko na aona ny fahasalamana halina na aona fa toa izao ko vao nandady kely nangovingovitra namelona ordi !!!
12. tsinjo ( 12/02/2009 11:32)
andrywui> za ary niteny talohan'lah kou :lol:
13. madamakely ( 12/02/2009 11:34)
Raha nisy aza izany l e artista de le reradreraka natao isintonan'olona fotsiny. Ary le conjugaison nataonao rehetra de efa miteny sahady:"aurait", "auraient", izany hoe milaza INCERTITUDE ka rehefa izany aza resahana fa na enao aza tsy certain(e) amin'ny zavatra resahanao.
Hay ve de nijery spectacle fotsiny zany no tena nisintomana anareo tao a, tsy ampy fitahana mitsy fa mody nosokirinay tamin'ny resaka artiste de io tokoa fa nibaradaka fa hay spectacle no tena naleha teny sy nalaina sary mihitsy ary angamba nakana autographe fa tsy ze fanohanana ny firehana politikan'ny tena akory...AZA MBA NA..... IHANY OA
14. andrywui ( 12/02/2009 11:35)
efa nanisika spozitoara anga elah ry tsinjo ?? efa azoazo ve ??? efa afaka manoratra tsara ? mamonje matory iany letsy ra mbola fanipaninn fa ny akamanlah le penguin ane raha tsy nanao sipozitoara 4 saika daitra halina e!!
15. bozyboleta ( 12/02/2009 11:37)
tsy azon-dry ireo resaka nataoko rehetra

Tena zay mitsy aloha e! Otran'ty ambany ty, tsy haiko mihitsy ny dikany. :-D :-D
tsy dia misy baguage loatra
16. tsinjo ( 12/02/2009 11:40)
andrywui > hihhhi ka ela mitsy nanisitra le suppo tao ve kou tsy sitrana za e :-D
17. andrywui ( 12/02/2009 11:43)
Noue de raha tsy nisy mpihira zany tao de mety ho firy ambifolo no tonga tao !!! misaotra an'i Noue alou nampahafantatra anizao ee !!! kay ve mbola mpihira betsaka mitsy kay no tao e!! misaotra Noue a!! ary le sary ao amle jereo eto ka!! kotsakotsa kely mipitsapitsa kely daoly izy rehetra sady efa misy mangovitra ny sasany asian'ny orambe mipatrapatraka tsy tana no sady mijery dodola sy tahiry !! ha ha ha
18. tsinjo ( 12/02/2009 11:54)
ary le saika hijery rossy t@ sabotsy hihihiiih :-D :-D :-D :-D :-D
19. xxx ( 12/02/2009 12:01)
ory le mampalaelo noleman'ny orana reto à!! zahay aty @ faritany ngé ka na tiana na tsy tiana, d tsy maintsy nijery TVM é. d lasa nahita an'le rivo-doza yvan iny, efa farimpeo mitsy, ndrôôô.
ao fa efa niampy 8.000.000 ny mpankafy an-dra8 é. aza matahotra fa "minonoa fotsiny ihany". famonoan'olona, sy fandihizana no hainareo.
20. andrywui ( 12/02/2009 12:03)
iNoue mitondra sary tsy miteny votany kely io no tsy haiko na aona ny fahasalamany halina na aona fa toa izao ko vao nandady kely nangovingovitra namelona ordi nandefa anle sary votany kely tsy miteny io !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0506