Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i tsiafoi1, milahatra araka ny daty
tsiafoi1
(
09/10/2009 05:32)
Mitsikafona... 3 contre 1
Mahafinaritra ny fivoaran'ny teo-draharaha na somary suspense ihany aza, satria :
1)- Mitsikafona hatrany ny tena adversaire goavana, na eto an-toerana, na any ivelany (ny firenena ngeza). Rehefa m...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 12/10/2009 11:14
tsiafoi1
(
05/10/2009 06:01)
Tsy azo ekena... Fa aoka isika tsy ho voafitaka
Tsy azo ekena hitondra na dia ny tetezamita aza ny mpandrombaka fahefana, sy mpanao ankeriny. Antony TELO mafonja monja dia ampy :
1- Fanaovana tsinontsinona ny vahoaka malagasy maro an'isa nifidy...
tohiny
novalian'i dadabe ny 06/10/2009 15:36
tsiafoi1
(
01/10/2009 16:41)
Mifampitantana ...
Soso-kevitra ho fitsenana ny GIC dia tokony [b]hifampitantana[/b] manemitra ny sisin'arabe rehetra ny légalistes, samy milanja pancarte tss11 avy sur papier A4 ou A3, [b]manao lahara-tokana fa tsy m...
tohiny
novalian'i pikatti ny 02/10/2009 00:33
tsiafoi1
(
29/09/2009 13:07)
Azo heverina ve....
Mampieritreritra ihany ny fomba nahazoan'i Kelifingotra invitation hanatrika ny fivoriana faha 64è ny ONU... Sehatra avo dia avo tokoa io saika nanihan'ny HAT io, ary azo antoka fa nisy ny fanosehana...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 01/10/2009 11:18
tsiafoi1
(
29/09/2009 06:36)
De mbola najabaky ny dinosore ihany ...Famaivanan-doha ve !!
Mitohy hatrany ny échec politique an'i kelifingotra. De tsy mety tonga saina mihitsy ve!!! Efa hajabaky ny olona any anaty hady lalina, fa e! e! e! Tenenina foana fa e! e! e! Raha mitohy izao dia Sad...
tohiny
novalian'i diloo ny 30/09/2009 23:38
tsiafoi1
(
18/09/2009 11:11)
Maimaika toy ny diky entin-driaka...
Fomba fijeriko izaho manokana izy ity :
Raha hitodihana ny lasa dia ity misy fanontanina iray izay tsy nahitam-baliny mandrak'ankehitriny ?
1-Nahoana no tsy nosamborin'ny Filoha Ra8 mihitsy na tra...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 28/09/2009 08:32
tsiafoi1
(
17/09/2009 14:15)
Toy Atody voaporitra an-tanan-jaza ny vahoaka sy ramarasily
Raha tazanina ny eny @'ny 13mai, dia mifampitazana isan'andro ny miaramila sy ny vahoaka ankehitriny; toa mifampiandry kendry tohana...
Ny azo antoka dia ho tonga @'ilay fitenena hoe : Tsy maintsy...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 18/09/2009 07:41
tsiafoi1
(
17/09/2009 08:19)
Tetezana tapaka afovoan-drano, an-tanan'ny tafika ny bouée
Io sarisary io no maneho ny toe-draharaha politika eto @'ny firenena ankehitriny. Handroso ny FAT ho rendrika, hihemotra ho faty raibe.
Tena mitombina marindrano ny fanambarana nataon'i Jeneraly R...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 18/09/2009 05:12
tsiafoi1
(
16/06/2009 14:42)
Mitady IRIKA mafy Mme Frantsa
Te hiditra ho actrice principale mafy Mme La Frantsa, ka atao daolo ny montage na scénarios samihafa. Aoka ho mailo ny légalistes ka tsy ho tratran'ny vela-pandrika fa ny tanjon'ny Mme Frantsa dia n...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 17/06/2009 07:49
tsiafoi1
(
27/04/2009 12:00)
Fizarana basy ho an'ireo miaramila (tsy hay2) ao @'ny capsat
Aoka hitandrina sy ho mailo ny eny an-dalana sy ny mpitolona rehetra fa raikitra ny fizarana basy ho an'ireo lazaina ho miaramila tsy hay tsy hay ireo ao @'ny Capsat...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2009 22:38
tsiafoi1
(
01/04/2009 05:30)
Fahasahiana
Manasa antsika hijery
[url]http://www.france24.com/fr/20090327-ledebat-madagascar-nouvelle-ere-2[/url]
http://www.france24.com/fr/20090327-ledebat-madagascar-nouvelle-ere-2
Misaotra an'i M...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 21:08
tsiafoi1
(
06/03/2009 09:34)
Tandremo ry Ben Laden isany (Karana) fa Terroriste Mafia
Hita tany anaty site hafa tany de zaraina eto
Haparutao aingana,maika be
Envoyé par: .:. (Adresse IP journalisée)
Date: ven 6 mars 2009 09:33:46
Par: ANDYRASOA
Date: 06 mars 2009 - 08:4...
tohiny
novalian'i tafondro ny 06/03/2009 20:58
tsiafoi1
(
22/12/2008 13:33)
Mbola tsy teraka ny TENA contre'Amiral
Fomba fijery hafa de hafa ihany izy ity ary hevitra ampiadiana, ka raha diso de aleo hijanona ho ahy samirery :
Ratsiraka = Zafy Albert = Ravalomanana = Andry Rajoelina
Mahavalalanina ny politik...
tohiny
novalian'i penguin ny 24/12/2008 09:48
tsiafoi1
(
03/03/2008 07:06)
Plaisir d'offrir
Rehefa mandray cadeaux de misy an'ireny etiquette dorée misy soratra we : "[b]Plaisir d'offrir[/b]" ireny. De lasa ny eritreritra we zany tokoa ve...
Kay [u]tena ahatsapana fahafinaretana sy faha...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 05/03/2008 07:47
tsiafoi1
(
29/02/2008 08:41)
MANADINO NEFA TIA
[b]"Tanala very sampy, ny manova ny mety"[/b] hoy ny fiteny malagasy : Midika zany fa azo atao ny manova olo-tiana rehefa tsy anjary.
Ny tenin'Andriamanitra indray manao we : [b]"Na dia ny ony maro...
tohiny
novalian'i mangidy ny 15/04/2008 16:06
tsiafoi1
(
27/02/2008 06:32)
TSY TIA, TSY MANKAHALA
Matetika ny [u]tsy fitiavana olona[/u] iray dia niandoha t@'ny fahitana toetra na zvt tsy tiana teo @'iny olona iny, de isaky ny mahita le olona enao de mitamberina ao an-tsaina le zvt tsy tiana sy na...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 29/02/2008 09:02
tsiafoi1
(
28/11/2007 13:02)
bon annif Kolyh
Ho feno ny fahasoavana rehetra njiko de ho tahin'Andriamanitra @'ny andro ho avy rehetra; Mazahoa zay irina rehetra ka mahasoa. Ary idd mazahoa vady tiana sy hiadanana! bisous(l)(l)(l)(l)(l)...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 01/12/2007 06:18
tsiafoi1
(
22/11/2007 08:05)
Israël sy Palestine : Ady tsy vita mandrakizay !
Raha zohina ny tantara de taranak'olo-mirahalahy (démi-frères) ny Israelianina sy ny Palestinianina (razamben'ireo arabo). [b]Taranaky ny mpirafy[/b]
- Israely zanaky ny teny fikasana : Taranak'Isa...
tohiny
novalian'i fiaritiana ny 09/12/2007 17:06
tsiafoi1
(
20/11/2007 14:53)
le Roi Solomon a eu 700 femmes légitimes et 300 concubines
Ahoana no fahitantsika an'izany voalazan'ny Baiboly izany? Inona re mety ho anton'izany? Inona no mety ho vokatr'izany teo @'ny fiainany sy ny fiaraha-monina nisy azy?...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 05/12/2007 14:46
tsiafoi1
(
27/06/2007 13:11)
Après la pluie le beau temps !
Irak\'izany de ilaina ny oram-baratra, manamando ny tany, mampitsimoka ny voa, fa rehefa avy eo mioty ny vokatsoa sy fifaliana (c\'est le beau temps).
Toy izany koa ny fitiavana, le adiady ireny no...
tohiny
novalian'i ditrakely ny 06/09/2007 13:36
