MANADINO NEFA TIA
1. tsiafoi1
(
29/02/2008 08:41)
"Tanala very sampy, ny manova ny mety" hoy ny fiteny malagasy : Midika zany fa azo atao ny manova olo-tiana rehefa tsy anjary.
Ny tenin'Andriamanitra indray manao we : "Na dia ny ony maro aza tsy mahavono ny afon'ny fitiavana"
Raha ireo lafiny roa ireo de toa midika fa ha hanova aza, ny afom-pitiavana mirehitra ihany.
Ny tenin'Andriamanitra indray manao we : "Na dia ny ony maro aza tsy mahavono ny afon'ny fitiavana"
Raha ireo lafiny roa ireo de toa midika fa ha hanova aza, ny afom-pitiavana mirehitra ihany.
novalian'i mangidy ny 15/04/2008 16:06
3. Rasiligaoma
(
29/02/2008 08:58)
dia tsy afom-pitiavana izany fa afo mololo ko!
Hiran'i Salomona 1:2:-D:-D:-D
Hiran'i Salomona 1:2:-D:-D:-D
4. neo83
(
29/02/2008 09:36)
Marina fa oe "na dia ny ony maro aza tsy mahavono ny afon'ny fitiavana", raha toa ka fanambadiana efa nandalo fiangonana dia mitombina tsara mihitsy zany. tsy tokony hisaraka intsony raha ny tokony ho izy. Indrindra fa raha oe kristianina ny mpivady eo.
Fa raha toa kosa ka mbola le vao aty aloan'ny fanambadiana dia aleo miitsy manova refa zay no hita sy tsapa fa mety.
Fa raha toa kosa ka mbola le vao aty aloan'ny fanambadiana dia aleo miitsy manova refa zay no hita sy tsapa fa mety.
5. mitia04
(
29/02/2008 11:06)
neo83: ary hay ve enao ty mahay mamaly matotra be otr'izao ihany e! tsary nampoiziko, efa nihamatotra marina ka!
6. tsiafoi1
(
29/02/2008 11:58)
Afaka manova foana, Afaka manadino foana na de efa ao anatin'ny fanambadiana aza raha izay no safidy sy tiana atao
fa le olana tokony holanjalanjaina am-pahendrena de :
-le afo tsy mety maty ka mety handoro raha izay tokoa ny marina sy
-ny vokatr'ilay safidy natao eo anatrehan'ny fiaraha-monina (fianakaviana sy ny fiangonana).

7. ari.malala
(
29/02/2008 12:07)
marina izany ka! ts mety maty io afo io, olona roa nifampizara zavatra be dia be, mety amam-bolana, mety aman-taonany, noho iznay tsy maintsy misy fahatsiarovana mipetraka foana miafinafina any anaty any, izay ilay hirain'ry Sakelidalana hoe afo anie io fitiavana io e! asakasak'izay te hilalao!
Tsiafoi1:izaho kosa miteny hoe lainga raha hisy izay fanadinoana! ezaka no atao fa raha ny hanadino tanteraka toa tsy possible!
Afaka manadino foana
8. lega
(
29/02/2008 12:16)
tsy hoe tapitra hatreo akory ny fitiavana fa ny anjara mbola mandehandeha any.tsis zavatra tsy resin'ny fotoana izany fa rehefa ela ny ela hadinonao fona izy.
9. majakely
(
29/02/2008 12:18)
tsy possible fa hianana fotsiny lay izy,de aprés on passe à autre chose!!!Afaka hanao inona moa nefany e?Tsy ho hainao ho terena ilay olona iray hoe miaraha ianao amiko fona mandrakizay fa tia anao aho!!Na de mendrika anao tranteraka aza ny fitiavany!Ölona roa io!Ëo koa lay hoe efa mpivady de tsy tokony misaraka ,eny eh! tsy laviko izany ,fa eo ko lay hoe:"zaza fito tsy mahafehy TRano"???!!!
10. xxx
(
29/02/2008 13:11)
tsy aiko fa ny ahy efa 5ans no nisarahanay fa tsy adino ary tsy maty h@ zao natao daholo zao rehetra zao fa he he he;tena efa nosoloina olokafa fa tsy mety e!nefa dia tena tsy possible koa ny hiarahana dia tsy aiko ihany ny marina
11. tess
(
29/02/2008 13:22)
sambatra izy izany tsy hadinonao na de efa nisaraka 5 taona aza! nahoana kosa moa no hadino e!
ny anay aza ny 1er - 2eme - 3eme.............amours tsary nisy adino izany hatramzao....kou ndrindra fa vadinao efa ho dimy taona izany
ny anay aza ny 1er - 2eme - 3eme.............amours tsary nisy adino izany hatramzao....kou ndrindra fa vadinao efa ho dimy taona izany
12. ari.malala
(
29/02/2008 14:24)
lega, dia tena adino, toy ny tsy nisy ve izay niainana taloha? nifandringotra am-po, nifampizara ny mamy, ny mangidy ny mafaitra, ny mafinaritra sns, izany v hoadino? sarotra angamba hoy aho...
14. endrika01
(
29/02/2008 15:31)
:-w
:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w
tsiafoi1:
"Tanala very sampy, ny manova ny mety" hoy ny fiteny malagasy : Midika zany fa azo atao ny manova olo-tiana rehefa tsy anjary.
Ny tenin'Andriamanitra indray manao we : "Na dia ny ony maro aza tsy mahavono ny afon'ny fitiavana"
Raha ireo lafiny roa ireo de toa midika fa ha hanova aza, ny afom-pitiavana mirehitra ihany.
:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w
15. niryna
(
01/03/2008 05:19)
Raha araka ny maha kristiana dia lamban'akoho ny fanambadiana.Misy moa tsy mahatohitra ny fakam-panahy dia nivadika ny voady vely rano.Mino aho fa mbola misy fitiavana ihany aho ary misy nenina ihany koa ho an'izay iray nivadika.Ary ilay nenina dia nataony ho fanasoketana ilay iray izay noratrainy,raha tsy toa izao tsy nisy ny fisarahana ...sns..Olombelona nofo sy ra ve tsy ahafantatra ny adalany sy ny tsy mety nataony? Asa aloha fa eritreritra ny ahy iny sy henoko ombieny ombieny amin'ireny olona misaraka ireny.
Raha toa kosa ka tsy fidiny na fahafatesana no nisarahana,malahelo ilay nilaozana saingy raha mbola misy anjara miandry azy eo dia ho mora aminy ny hanadino ny olon-tiany tsikelikely satria misy iray hanarina azy ao anatin'ny andro sarotra indray.
Mety mandalo ny fahatsiarovana ary mety maratra kely ilay nilaozana saingy matetika ireny olona nijaly nitondra fangirifirina ireny dia toa milaza fa tsy misy ilay iray indray izy no sambatra kou :roll: :D

16. Rasiligaoma
(
01/03/2008 05:31)
ka tsy voatery ho Xtianina anie ny olona ry niryna e, ary misy kristianina misara bady, misy tsy kristianina tsy misara bady
17. todisoa2
(
01/03/2008 13:24)
tsiafoi1:
"Tanala very sampy, ny manova ny mety" hoy ny fiteny malagasy : Midika zany fa azo atao ny manova olo-tiana rehefa tsy anjary.
Ny tenin'Andriamanitra indray manao we : "Na dia ny ony maro aza tsy mahavono ny afon'ny fitiavana"
Raha ireo lafiny roa ireo de toa midika fa ha hanova aza, ny afom-pitiavana mirehitra ihany.
ka refa tia dia aleo alou izy tia anao voalohany. Aza manolotra ra ts fantatrao n momba az. Rf mis kou blem, ts anjary le film, on n devra plus jamais mentir à ns même.
18. tsiafoi1
(
03/03/2008 06:43)
Ny fanadinoana mety ho sarotra raha samy mbola velon'aina, fa ny mety de aleo ovaina endrika ho fitiava-namana (fitiavan'ny mpirahalahy na mpirahavavy ilay fitiavana sitrany mionona ny fo ary mba mitonitony afo mandoro.
19. ANARIM
(
03/03/2008 07:19)
lainga raha misy izay fanadinoana
handrakotra ny andrompitiako voankaso
tsy zaza matory io ka safosafoina
d mety ho rendrik'izay torimaso...
sarotra ny manadino, mba tsy ilazako oe mety ho possible ve, satria misy miteny oe quand on veut, on peux....
fa azo atao ny manova...
d mirary soa e! kisssssss njiko tsiafoy1 d tsoda b elà majakely, toi je t'oublierai jamais jamais jamais d tsy ovaiko kounkou jamais jamais jamais...

20. lega
(
03/03/2008 13:17)
ary.malala,matoa ianareo nisaraka nisy olana tao ary ratsy le izy fa raha zavatra tsara tsy mampisaraka.ekeko fa maharary ny misaraka ary sarotra ny hanadino azy vetivety.Izay zavatra ratsy rehetra teo @ fiarahanareo no ataovy mibahana ao antsaina, ataovy izay hahatofoka tanteraka ny fonao aminy.N\'inoninona zavatra mitranga eo @ fiainanao de ataovy antsaina foana hoe raha malahelo aho anio mbola ho avy ny andro hifaliako indray andro any.Ny fitiavana ihany no fanafodin\'ny fitiavana mitadiava olona hafa, fa rehefa mahita olona tinao ianao @zay fotona izay na dia miverina ao aminao aza ireo fahatsiarovana nisy teo aloha tsy dia misy fiatraikany aminao intsony.