Liste des messages
Liste des messages, inserés par mangidy, par ordre de date
mangidy
(
08/12/2008 15:40)
Bon anniversaire lanto
kiss mamy ombantsiky atrany, no iarabanay anao ry lanto noho izao fitsengerenan'ny taona nahaterahanao izao.
Mirary soa dia mazahoa izay iriana miaraka @ Tiana,
kiss mamy be njy!
:* :-* ...
suite
répondu par ftma le 17/12/2008 19:25
mangidy
(
20/10/2008 19:56)
fihaonan'ny namana serasera ao Europe atsy ho atsy
Lohateny : Re : Fihaonan'ny namana serasera ao Eoropa atsy ho atsy?
amin'ny asabotsy 15 novambra 2008 ao amin'ny "mon tana", tsy lavitra an'i paris. omena misimisy kokoa ny antsipirihiny rehefa avy e...
suite
répondu par karinah le 30/10/2008 14:42
mangidy
(
17/11/2007 17:57)
Fotoana Mamy(poopy)
salut! mba mangataka tononkira re raha azo atao e?:-D
Dia misaotra mialoha.:-*
Mangidy...
suite
répondu par mimosa le 21/11/2007 21:55
mangidy
(
26/03/2006 14:08)
Mofo baolina
Farine 500g
Siramamy 10 sotro
Atody 6 (salasalany)
levure 1
Menaka 1c a Soupe
Arotsaka ny farine miaraka @siramamy sy levure ary,kapohina ny atody izy rehetra tamenany miaraka @tapotsiny,arotsa...
suite
répondu par sanjila le 12/04/2006 16:03
