Mofo baolina

1. mangidy ( 26/03/2006 14:08)
Farine 500g
Siramamy 10 sotro
Atody 6 (salasalany)
levure 1
Menaka 1c a Soupe

Arotsaka ny farine miaraka @siramamy sy levure ary,kapohina ny atody izy rehetra tamenany miaraka @tapotsiny,arotsay tsikelikely,de afangaroy miaraka @lafarine ary arotsay ny menaka1sotro lehibe.Rehefa voafangaro tsara de afanao ny menaka ary raha azo atao de lapoaly jobo2 ampiasaina raha misy vilany saba mou vao maika tsara, satria mila menaka bdb.rehefa mamay ny menaka de ahena ny afo, ary raisina @sotro kely anakiroa ny paty de arotsaka moramora ao anaty vilany,
rehefa maka forme bory2 tsara miakatra iny de avadio @sotro lehibe matetika,omany ny sopalin miaraka @passoire hitsiahan'ny menaka rehafa vita ny mofo.Mazotoa homana aza o de aza adino ny anjarako.
novalian'i sanjila ny 12/04/2006 16:03
2. lemenakely ( 26/03/2006 15:07)
misotsa besaka ooo=D=D
3. vale ( 26/03/2006 15:15)
mangidy: merci alou tam ny recette fa ny tsy azoko hoe tsy mila ranoina izany lay patte ve:?:
4. Fiffi ( 26/03/2006 15:47)
vale: tsy mila rano na kely aza akia an! fa ireo atody ireo dia ampy sy ny menaka , io fa efa nanao zaho fa tena :miam::miam::miam::miam: saingy bdb loatra ilay izy raha tsy hoe ho an'olona 10 an! fa misaotra mangidy fa tena mamy aloha eh! :)
5. fasaly ( 26/03/2006 17:13)
mangidy: sao de mangidy ny mofobaolina:wink::-D:-Dlengako zany fa mbà manala zà fa raha friteuse ve no handendasana ny mofobaolina dia tsary mety fa tsy maintsy vilany saba ihany????? valio:wink::wink:
6. fiaritiana ( 26/03/2006 18:25)
ary ahoana oa no mampalemy an lé pate e! satria mantsy rehefa mividy any Dago reny dé tena malemy tsara sady ohatran ny biscuit sa mila ronono ve sa???
7. vale ( 27/03/2006 17:01)
aiza mangidy ô :roll::roll:
8. Fiffi ( 28/03/2006 12:17)
fiaritiana , vale: tsy mila ronono na rano io fa ireo atody fotsiny dia mahalena be ny paty , andramo anie fa efa nanao aho an! fa analaho ny farine fa bdb loatra satria wa , raha 500g zany tena ho an'olona au moins 15 ka lasa bdb loatra ilay izy!
9. vale ( 28/03/2006 16:19)
:-*:-*merci fiffi an:-*:wink:
10. boubounezy ( 29/03/2006 06:50)
NY ANAH NJAY ALOU ZAREO A! LAIT CONCENTRER NO ATAOKO @ FA TSY SUCRE FA SAMY MANANA NY FANAOVANY AZY ALOU FA SAMY TSARA DÖLY REFA VITA KA! MIAM, MIAM BE MINTSY:-o:-o:-o:-o


Fiffi:

fiaritiana , vale: tsy mila ronono na rano io fa ireo atody fotsiny dia mahalena be ny paty , andramo anie fa efa nanao aho an! fa analaho ny farine fa bdb loatra satria wa , raha 500g zany tena ho an'olona au moins 15 ka lasa bdb loatra ilay izy!



11. Fiffi ( 29/03/2006 13:26)
tsy hita intsony mangidy :-D:-D:-D
12. mirana5 ( 08/04/2006 18:48)
Izaho koa efa nanao oatran'io recette io fa ny ahy nasiako farine de riz tafiditra ao anatin'ny poids 'na farine io dia oatran'ny any @ tanana mihitsy, na bdb aza ny vitany lany foana ry reto a, tsy simba ange raha 3 andro aza é, atao p'tit dèj :miam::miam::miam::miam::miam:
13. sanjila ( 12/04/2006 16:03)
:°)sali.De raha tsy manana sopalin sy passoire zany de tsy afaka manao mofo baolina??????? hihihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3042