MANADINO NEFA TIA

21. ari.malala ( 04/03/2008 08:18)
lega, itanao izany fa misy iany ny fahatsiarovana! za nge manaiky we misy ts mampifanaraka ao e, ary marary b le misaraka fa ny fahatsiarovana ts maints mitoetra foana! io voalazanao io iany!:)
22. tsiafoi1 ( 04/03/2008 11:35)
ANARIM :
mirary soa e! kisssssss njiko tsiafoy1

Kiss njy hihihih
ANARIM :
lainga raha misy izay fanadinoana
handrakotra ny andrompitiako voankaso
tsy zaza matory io ka safosafoina
d mety ho rendrik\'izay torimaso...

milay be aloa le tononkalo, iza aloa le mpamorona e?

xxx :
tsy aiko fa ny ahy efa 5ans no nisarahanay fa tsy adino ary tsy maty h@ zao natao daholo zao rehetra zao fa he he he;tena efa nosoloina olokafa fa tsy mety e!nefa dia tena tsy possible koa ny hiarahana dia tsy aiko ihany ny marina


Kay io le afo tsy matin\'ny rano tiako lazaina. Ny fanafodiny aza milalao afo ihany wa. Na koa aza vonoina le fitiavana fa ovay style le izy
23. ANARIM ( 04/03/2008 12:31)
tsiafoy1 any izy any...
24. tsiafoi1 ( 05/03/2008 09:19)
tsiafoy1 any izy any...

Rado ve?
25. lega ( 05/03/2008 14:42)
ari.malala,ekeko aloha fa misy ny fahatsiarovana e! nef ny fahatsiarovana mandalo sy miserana ihany mety ho tsara na ratsy, ohatra ny fahatsiarovana niainanao t@ mbola kely fiainana ef lasa zany tsy azo iverenana iainana intsony.
26. ari.malala ( 06/03/2008 08:58)
zay mints no tiko atongavana ry lega! saingy hoan'ny sasany, mitondra any am fakampanahy io fahatsiarovana io, ka mitondra azy ireo hoamin'ny fijangajangana...
27. ikaretsaka ( 07/03/2008 00:21)
miala tsiny fa misy tsy azoko kely ny nolazain'i ari io ambony io ..well eritreritra sendra mandalo moa izany e
mitondra any am fakampanahy io fahatsiarovana io, ka mitondra azy ireo hoamin'ny fijangajangana...


Mijangajanga tokoa ve raha ohatra hoe mpivady ara dalana tsary vita divorsa no nisaraka... no tonga tampoka io "fahatsiarovana" lazainao io?... ka......mifampody ohatra na niara nidodo ohatra na tsary haiko aby?

28. ari.malala ( 07/03/2008 08:53)
ika, raha mpivady ndray zavatra hafa ka! fa ny tiako tenenina ireo niaraka fahiny fa ts tanteraka d mifankahita aty aoriana d miara mamelona ilay afo nirehitra fahiny, nefa efa samy voafatotra...
29. Rasiligaoma ( 08/03/2008 04:15)
farito hoe ilay "voafatotra"?
30. ANARIM ( 10/03/2008 07:39)
tsiafoi1 : eny akia
31. ari.malala ( 10/03/2008 08:10)
Rasil, efa vita mariazy, nanao voady e! sa tsy mamatotra moa iny:P
32. tsiafoi1 ( 10/03/2008 11:08)
Mijangajanga tokoa ve raha ohatra hoe mpivady ara dalana tsary vita divorsa no nisaraka... no tonga tampoka io "fahatsiarovana" lazainao io?... ka......mifampody ohatra na niara nidodo ohatra na tsary haiko aby?


Raha samy mbola tsy nanambady olon-kafa tsy fahotana zany, fa vao maika aza tsara.
33. chrislyd2 ( 12/03/2008 19:03)
tsiafoi1:

Ny fanadinoana mety ho sarotra raha samy mbola velon'aina, fa ny mety de aleo ovaina endrika ho fitiava-namana (fitiavan'ny mpirahalahy na mpirahavavy ilay fitiavana sitrany mionona ny fo ary mba mitonitony afo mandoro.



Ary ilay fitiava-namana ve raha lehilahy sy vehivavy mety tsy ho hadino mihitsy. Azo atao ve raha samy efa manambady no mijanona ho mpinamana mandrakizay ny lehilahy sy vehivavy. Sa tokony hoe rehefa samy manambady dia tsy mifanelingelina intsony.

34. tsiafoi1 ( 02/04/2008 05:34)
Sa tokony hoe rehefa samy manambady dia tsy mifanelingelina intsony.

Ka le fitiava-namana anie tsy midika ho mifanelingelina e, mifanampy amin'ny sarotra, ary miara-paly raha fifaliana. Fa tsy mirai-fandriana intsony.
Ny tena namana tsy adino mihitsy ka
35. gidrola ( 05/04/2008 12:24)
Adala ny olona satria te hifankatia izy ;io ilay endrik'Atra ao aminy satria Atra dia fitiavana. Nefa mahagaga fa te hisaraka indray koaItalic text fa toa tsy afa-po fa ery @ hafa ery toa tsaratsara kokoa dia toy izany hatrany. Io indray kosa ilay asan'i satana mpampisarakaItalic text. Ka sao lahy tsy ilay fitiavana no tokony ho vonoina fa ilay fampisarahana sy izay zavatra mandratra? Aza mety ho baikoin'ilay ratsy "tohero izy"
36. chrislyd2 ( 09/04/2008 07:35)
Sarotra be ny manadino raha tena nifankatia, na nisaraka aza, ny tsara nataony vao mainka ahatsiarovana be azy ; ny ratsy taminy koa vao mainka alelovana azy
37. zoky ( 09/04/2008 12:00)
Hoz lay olona iray izay eo: io FITIAVANA io dia MIHENA, mihena, mihena io fitiavana io ...(mpivady io an), dikan zany mila kolokoloina ra tiana hateza.
Ny oe manadino nefa tia sarotra marina zany oe manadino nefa tia zany, Hafa ian lay VOALOHANY hoz hiran 'ny tarika NY AINGA zay, d hoz in 1 mpanao politika sasany oe rhf ts voalohany aleo FARANY , samy marina aby reo raha fitiavana no lazaina , ka mety le tao antenantenany maro be ngamba le oe manadino nefa tia
amiko rehefa TIA na lasa vadinao iny, na nisaraka avy eo, na lay sipako taloha ts lasa vadiko rhefa tena mbola TINA ngamba ts adino e
38. mangidy ( 11/04/2008 11:31)
Ny anadino anao tsy ho aiko hummm majakely anarim tsatsako ato dhl selie isany :-D tsiafoy ko ééé de ho ranadahy ve resahanao io? lol
ny fahatsiarovana tsy maintsy misy foana, na ireo tsiky na ady nifanaovana hoy ny mphira dia ravaky ny lalana nilaozana....Fomba nataoko nandinoiko olontiko fa asa na hety aminao na tsia:faites 1liste de ses defauts.Coleo sur la porte ny frigonao...... fa aza adino ny mi déchrocher azy avt le petit_déjeuner avec une 'autre (l) :-D :-D mahereza e!
39. stephane197 ( 15/04/2008 10:59)
ny endriny no tsy tadidiny fa ny fitiavana kosa tsy hadino ê! mandrakizay ny fitiavana fa ny fatrany no samy hafa mety hoe kely sy betsaka fotsiny! sa ahoana hoy nareo?
40. tsiafoi1 ( 15/04/2008 14:24)
mangidy: iny indray no tsitako =)) =)) :-$ :-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0852