Plaisir d'offrir
1. tsiafoi1
(
03/03/2008 07:06)
Rehefa mandray cadeaux de misy an'ireny etiquette dorée misy soratra we : "Plaisir d'offrir" ireny. De lasa ny eritreritra we zany tokoa ve...
Kay tena ahatsapana fahafinaretana sy fahasambarana anaty tokoa ny MANOME noho ny MANDRAY... Indrindra ny mijery an'le olona tsy manana, na tao anatin'ny sarotra, mahatsiaro fifaliana mandray ny zavatra nomenao.
ANDRAMO ange e!
Manomana journée GIFT DAY izahay @'ny 30/03/2008 izao, raha te handray anjara ianao de afaka mandefa message eto fa omena anao ny andinindininy rehetra.

novalian'i tsiafoi1 ny 05/03/2008 07:47
2. mmmhh
(
03/03/2008 08:14)
Mahafinaritra tkoa ny manome indrindra zay moa rah nankasitrahan'le olona le kadô ??!! Enao no miara-mifaly aminy, mety ho faly vô izy avy ary, . :)
Fa ndraindray le olona sasany omena kadô tsy mitsiky mintsy, de eee ........ :( zà ndray no malahelo; mety ho faly izy fa tsy hainy ny maneho azy, de lasa fôna ny eritreritra hoe tiany sa tsy tiany le zvtra teo, rah anntanianao izy de ozy hoe "tiako be.." nefa tsy hita soritra ety ivelany akory.
Momba le GIFT DAY -nareo, de omena an'iza le kadô aveo??? de inona no omena?

3. tsiafoi1
(
03/03/2008 15:13)
Momba le GIFT DAY -nareo, de omena an'iza le kadô aveo??? de inona no omena?
Misy ny omena ireo sahirana (40) eo ho eo, misy koa ny ifanomezana ho an'izay rehetra mandray anjara(échange de cadeaux).
Azo omena avokoa izay rehetra mety mahasoa @'ny maha olombelona (PPN, fitafiana, boky, fitaovana samihafa...) na tonta na vaovao, fa kendrena fotsiny ho zvt mbola tsara, ary mety mahasoa ny hafa.

5. tsiafoi1
(
04/03/2008 10:50)
Izahay = mpikambana ao anatin'ny sampana aumonerie sy asa-soa, chorale, tanora ao ampiangonana.
Io journée GIFT DAY io dia hiaraha-manantotosa @'ny fokontany eo an-toerana. Ireo sahirana indray de ireo lisitra nomen'ny fokontany eo an-toerana.

7. tsiafoi1
(
05/03/2008 07:47)
Izay mila ny andininy rehetra dia manoratra message mivantana amiko de mahazo fahafaham-po daolo, toy ireo namana efa nanoratra