Fahasahiana
1. tsiafoi1
(
01/04/2009 05:30)
Manasa antsika hijery
http://www.france24.com/fr/20090327-ledebat-madagascar-nouvelle-ere-2
http://www.france24.com/fr/20090327-ledebat-madagascar-nouvelle-ere-2
Misaotra an'i Maître Vony Rambolamanana, fa na de mbola tanora aza de vonona hijoro hatrany hiaro ny ara-dàlana sy ny fiandrianam-pirenena. Aiza ho aiza @'izao ry Norbert Lala Ratsirahonana = Mpivarotra tanindrazana = Mamerina indray ny firenena ho eo ambany vahohon'ny frantsay. Tena mamoehatra.
novalian'i fijo ny 01/04/2009 21:08
2. Noue
(
01/04/2009 06:00)
ka ireny oa efa goaika tsy ahavita na inona na inona intsony fa mbola ny handromba sy ny hameno ny paosiny sisa no ataony eee ! mba hitsinjovana ny retraite ee !! :evil: :evil: :evil: :evil:
3. tsiafoi1
(
01/04/2009 06:20)
Jereo itony Sylla, HCC, Ratsirahonana?, mba homme de droit ihany kanefa KANOSA TSY SAHY MIJORO @'ny fahamarinana fa de tsy henatra tsy tahotra mivarotra ny tanindrazana @'i La france ankitsirano be zao.
Mahereza Maître Vony Rambolamana!
Mitsangana ry tanora!
Mitsangana aza manana ahiahy
Zao no andro sady ora!
Sahia tokoa mijoroa
MASINA NY TANINDRAZANA!
4. xxx
(
01/04/2009 06:23)
Jereo itony Sylla, HCC, Ratsirahonana?, mba homme de droit ihany kanefa KANOSA TSY SAHY MIJORO @'ny fahamarinana fa de tsy henatra tsy tahotra mivarotra ny tanindrazana @'i La france ankitsirano be zao.
Mahereza Maître Vony Rambolamana!
Mitsangana ry tanora!
Mitsangana aza manana ahiahy
Zao no andro sady ora!
Sahia tokoa mijoroa
MASINA NY TANINDRAZANA!
5. fijo
(
01/04/2009 21:08)
mampalahelo tokoa ary tena nahagaga ahy hoe i ratsirahonana no nahavita "loza"amin'ny tsy fanarahan dalana toa ireny.mpampianatra anay iny,ary tena olona nahitsy tamin'izany resaka lalana izany,ka tena nahadiso fanantenana ahy ny nahita azy tamin'ity farany ity.
