bon annif Kolyh

1. tsiafoi1 ( 28/11/2007 13:02)
Ho feno ny fahasoavana rehetra njiko de ho tahin'Andriamanitra @'ny andro ho avy rehetra; Mazahoa zay irina rehetra ka mahasoa. Ary idd mazahoa vady tiana sy hiadanana! bisous(l)(l)(l)(l)(l)
novalian'i sarobidy ny 01/12/2007 06:18
2. ari.malala ( 28/11/2007 13:38)
za koa merahaba, de mirary soa bedabe:) de mahazoa izay irina rehetra de hombàn'ny fahasoavan'Andriamanitra:-*
3. Ralay ( 28/11/2007 17:26)
Tsy hadino koa ny miarahaba an'i kolhy fa namana mazoto mametraka sary dia ho tratry ny ho avy indray e.:-*
4. mbaliana ( 28/11/2007 18:18)
kolyh > tratrin'ny fety e.. dia mahazoa zay iriana rehetra e...
5. Mimhie ( 29/11/2007 07:36)
zay za vao nijery dinika ka hataoko angamba fa mbola tsy tara a! mirary soa andry koa za e! de ho tratry ny ela indrindra de hahita izay tadiavina ary ho ampoky ny soa!(l)(l)mahafinaritra ny fiarahana ary iriana ny haharetany @ ela indrindra koa.
6. sarobidy ( 01/12/2007 06:18)
bonanif njiko ry kolyh aaa, aza adino ny gatô
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1877