Liste des messages

Liste des messages, inserés par sarobidy, par ordre de date
sarobidy ( 01/10/2009 06:54)
Hiaraka tsy haditry /Jaojoby
Salut daholo an! Hono oà r'reto, io ve no tena lohatenin'io hiran'i Jaojoby io sa zavatra hafa mihitsy? Sao mba misy manana ny tonony na ny feony mihitsy ary afaka mba alefa ho ahy fa tena ilaiko ma... suite
répondu par sarobidy le 27/01/2010 13:08
sarobidy ( 10/04/2009 13:49)
Filma gasy nivoaka farany, inona kay?
Mpankafy filma gasy no mankamamy ny filma vahiny koa. "Jaloko", Jerry Marcos sy Tinondia ve efa nisy nahita, zà tsy mbola... de inona kouhh :roll:... suite
répondu par tsafla le 18/04/2009 15:57
sarobidy ( 01/04/2009 08:01)
Ny Cancer...
Tatoato aho tena naheno fa betsaka ny matin'io aretina io na cancer-na inona io na cancer-na inona! Ahoana ny fomba isorohana azy tsy hitranga amin'ny vatan'ny olombelona iray?... suite
répondu par ninichantal le 19/05/2009 10:55
sarobidy ( 02/11/2007 10:29)
pazzapa5 lasan'i poon
Efa misy dinika nisokatra momba an'io ve fa mitady a fa tsy mahita nefa tsy naharaka ny fandehany tao:oops:? Melsi... suite
répondu par choice le 29/11/2007 15:47
sarobidy ( 29/10/2007 14:13)
Munica Brava & Barbarita
Munica Brava lalaovin'i Natalia Orerio sy Barbarita, anisan'ny telenovela (feuilleton) be mpanaraka indrindra aty @ faritra atsinana. Ary ny any aminareo inona no be mpanaraka ndrindra, mba zarao ee... suite
répondu par sarobidy le 12/11/2007 12:30
sarobidy ( 21/09/2007 09:39)
Frantsa: Malagasy voaroaka
Araky ny aina manjery sy ny vaovao hitako omaly, d hoe nisy malagasy voaroka hody:cry: ka tsy mahazo mipetraka any Frantsa intsony. Malahelo ny tenanay aty mieritreritra an'zany rehetra izany satria ... suite
répondu par arialy le 13/11/2007 20:16
sarobidy ( 14/09/2006 09:48)
Logiciel KARAOKE Malagasy
Mba omeo ry zareo zay manana fa mba te hanala azy e !... suite
répondu par gasykaraoke le 24/10/2006 12:09
sarobidy ( 27/07/2006 06:51)
vady vazaha
Tena fitiavana ve ny fanambadiana vazaha sa misy intérêt , de inna no tena itiavan'ny olona an'izy io?... suite
répondu par antsotokana le 30/08/2006 09:05
sarobidy ( 13/07/2006 09:53)
Babonao (Bodo)
Efa ela no nitadiavako azy fa hatr@zao tsy misy afaka manampy ahy mihitsy.Mba ameo r'reto aaaa!... suite
répondu par mandrindra le 18/08/2006 10:28
sarobidy ( 07/07/2006 12:31)
FMA TV (Tamatave)
Asa na aôna na aôna fa de tapaka tsy fantatra na oe naninona na naninona ity télévisiona iray eto andrenivohitry betsimisaraka ty nefa de Télévisiona anisan'ny be mpankafy indrindra ny fandahara... suite
répondu par sarobidy le 17/08/2006 06:14
sarobidy ( 29/06/2006 07:45)
Fitoriana fitiavana
Hono wà, vehivavy a ty miteny ty aaa , fa mba misy zavatra tiko ho hay sy tiko ho fantatra raha mba afaka manoro ahy ianareo na hevitra hampifanakalozina re ity e! "Ahoana kay no tena ataonareo lehi... suite
répondu par MCZ le 06/08/2006 07:36
sarobidy ( 01/03/2006 05:52)
aretina tazo malaza
De mampalahelo ange r'reto le olona voan'le tazo fa tena k.o herinandro fara faha haingana.De tsy hay tsony zay marina we dengue ihany ve lou le izy sa zany tsikongonia zany e... suite
répondu par Fiffi le 09/04/2006 12:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303